Salut daholo e!
ity zany de karazana fiantsoana vonjy ihany satria izaho de tena mpankafy Mahaleo ka mahita aho hoe efa nivoaka ny DVD sy ny CD ary ilay livret tao amin'ny Olympia ...
Aty Dago misy milaza fa mivarotra 450.000 Fmg nefa tsy fantatra hoe aiza?!! zahay mba te hanana de ahôna no atao, aiza ny contact sy ny fomba ahazoana izany
Raha misy fika de lazao fa vonona hividy