tsy haiko ny titre
1. kelly13
(
12/01/2008 17:30)
fa mahafinaritra ahy le hira misy oe
.....
lasa vetsovetso
manina ny havan-tina ka misento
.....
.....
.....
ref : tsy hanadino n'aiza n'aiza
tsy mba hanadino
tsy miova ny fitia nekeko ho doria...
d anareo ny tohiny ze mahay d mba alefaso ô
miciii d misôtra (vadinareo lavafôtsa :-D:-D:-D:-D )

novalian'i rakotomilay1 ny 20/11/2014 07:50
3. Ylly
(
12/01/2008 19:53)
ity akia a.
Manirery malahelo, lasa vetsovetso
Manimanina havan-tiana ka misento
Voady ho doria, fo mifankatia tsaroana
Tafasaraka, tsy mety very dia, manoina e!
Tsy manadino n'aiza n'aiza, tsy mba manadino
Tsy miova ny fitia nekena ho doria
Ampy ho ahy mangina, fanantenako mandrakizay
Ireo dinantsika, ireo fitiavana hatrizay
Vavaka atao raha toa malahelo ianao
Ny vatako ihany anie no lavitra anao
Ho fahatsiarovana, ity ny hirako kaloina
Ny eritreritro, ny fitiavako manoina e!
Dina akia ny titra io hira io a.

5. kelly13
(
12/01/2008 20:21)
miciii ankia Ylly a, efa hatry ny ela mintsy no notedavako an'io fa adino fôna :-*
karinah>tsy maninn na tsy haindry aza ka
karinah>tsy maninn na tsy haindry aza ka
8. kelly13
(
13/01/2008 18:45)
malahelo havantiana ankia ry tracy a
bilakarenjy>ny feony haiko d ny tonony zao enarako tsenjery :)
bilakarenjy>ny feony haiko d ny tonony zao enarako tsenjery :)
9. sifotra
(
13/01/2008 19:16)
Akory,
sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hoe:
ô zandriko ô!
mananatra anao ity zokinao
hitako ianao fa mbola tanora
mbola be koa ny sitrapo
...
misaotra indrindra e!!!
sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hoe:
ô zandriko ô!
mananatra anao ity zokinao
hitako ianao fa mbola tanora
mbola be koa ny sitrapo
...
misaotra indrindra e!!!
11. kelly13
(
14/01/2008 09:42)
bilakarenjy>tsy ampy ny memoire vive ato anaty lohako d tsy mety haiko tsenjery fona le izy hatramin'izao :oops:
12. bilakarenjy
(
14/01/2008 09:46)
somary miangola kely ny feonao mihira azy io ,de tadidinao ireo tonony ireo
15. rasoapeta
(
16/01/2008 09:45)
Lohateny : Bilaogy malagasy tsara indrindra
manahôna dahôly isika djiaby ô !
efa hitantsika rehetra angamba fa tafiditra finaliste ny bilaogin'NY namana SHOAN
Mbola mila mifidy isika rehetra mba hampitombo lanja ny fitsaràna
amin'izay izy dia mahazo satria mendrika azy ny ahazo
ka dia manantena antsika rehetra hifidy ho azy
amin'ito rihy ito Jereo eto dia soratana eo fotsiny hoe Jereo eto www . netgasy.com/ Shoan
FIDIO SHOAN

16. rakotomilay1
(
20/11/2014 07:50)
sifotra:
Akory,
sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hoe:
ô zandriko ô!
mananatra anao ity zokinao
hitako ianao fa mbola tanora
mbola be koa ny sitrapo
...
misaotra indrindra e!!!