Ahoana no fomba fampiharana ny fivavahana @ fiainana?
1. niryna
(
12/01/2008 07:51)
Ho an'Andriamanitra hatrany anie ny dera sy laza ary ny voninahitra,ary ho antsika tsirairay manaraka ity fandaharana ity ny fahasoavana avy amin'ny kristy Tompontsika. Amena
Ny fampiharana ny fivavahana amin'ny fiainana andavan'andro no tiako ho zaraina ho antsika rehetra eto.
Ho antsika monina any an-tanana (Dago),raha tsy manambola aza isika mba afaka hialokaloka eny rehetra eny.Tsy mora ny fiainana fa zavatra mety tsy ho fantatrareo izany hoe ahoana ny fiainana ao anaty tebiteby sy ahiahy lava izany.Ho an'ny rehetra lavi-kavana,monina an-tany lavitra , eo no manomboka ny fitadiavana izany hoa Ray mahefa ny zavatra rehetra izany.:roll:Tsy manana na iza na iza,tsy afaka ny hiantehitra amin'ny herin'ny tenanao,ny tsy manana ttsy moa dia mitebiteby andro aman'alina,na ho faty na ho velona.Ny mpianatra moa raha tapaka ilay fanampiana sady tsy mahazo miasa no tsy mahazo manao zavatra : ny fiangonana no toerana hakana sakafo,ny fiangonana no toerana manampy na ara-bola na toerana,ny fiangonana no manome akanjo sns.
Na ho faty na ho velona,izay iray alehany.Eo no manomboka ny fifikirana amin'ilay Atra,eo no mahatsapa fa tsy mahavita irery.
Zaraiko izany fa nisy namana izay niaraka nivavaka tamiko,nitolona andro aman'alina izay mianakavy kely tao anaty fangirifiriana ,tsy manana hanina hohanina,tsy miasa,ary tsy maintsy mandoha vola atao saram-pianarana.Aiza no ahita vola?Iza no hampisambotra? Izay miaraka amin'ATra dia tsy mba ataony ho very,ary ny fiheviny tsy mba fihevintsika.Indray andro ahatapahan'ny fianarany no niangavy ny orin'asa izay hiasany rahatrizay ka vita ny fianarany ,io no hevitra nomen'Ara azy ireo ary dia nandeha tany tokoa ,nivavaka vao nivoaka ny trano,nivavabavaka mba ahita valiny teny an-dalana ary dia io no nanome,nanaiky hampisambotra vola hamitana ny fianarany.Tao anatin'ny hakiviana tanteraka no nisy namonjy izy ary dia mizara izany amintsika rehetra aho.
Atra dia mahefa ny zavatra rehetra,ary mihaino ny fitarainana.Mahafantatra ny ao am-po tsy miafona Izy
Mamaly vavaka Izy ho an'ireo izay manana fo torotoro sy tsy mahita lalan-kaleha intsony.(aretina ,adin-tsaina ,tebiteby,ahiahy,fisalasalana eo amin'ny hevitra sns..)Antsoy Izy,mivavaha fa henony foana ny fitarainana raha mino Azy tokoa hianao.
Ny hafany rehetra izay voasoratra ao anatin'ny SM dia nisy,misy ary mbola hisy sy ho tanteraka avokoa.
Mino ny fahagagana ve hianao?Mino Azy amin'ny fonao iray manontolo,aza asiana "doubt" na fisalasalana
Atra mahery Izy,ny fanahiny no narotsany ho antsika tsirairay avy raha mino Azy tokoa isika.
Koa atolory Azy ary ny fanahinao,ny vavanao mitaraina sy mifona no tiana hohenoina ,efa fantany ny momba ahy sy hianao,hianao no tiany hitaraina.
Ahoana no fomba fampiharana izany fivavahana izany amin'ny fiainana?
Izay zavatra noratovinao rehetra teto dia diniho sy raiso an-tsoratra ary alalino.Vereno vakiana ary dia ampiharo amin'ny fiainana,ny SM no ampinga hiarovana ny fahavalo na iza izany na inona izany ka aza atao raraka an-tany fa atao ao ambavanao mandrakariva.
Raha tsy mampihatra azy amin'ny fiainana hianao dia fotoana very maina fotsiny ny mijery sy mamaky an'ilay tenin'ATra sy ny toro-hevitra maro nomen'ireo namana. Hianao ihany dia efa mahafantatra izay hazo tsara sy voa tsara.Na inona na inona atao dia atombohy amin'ny vavaka daholo izany.
Mahereza :-*:-*
(l)niryna

novalian'i niryna ny 13/01/2008 22:14
2. diamondra27
(
12/01/2008 08:04)
misaotra am fampaherezana
ho fanamafisana izany dia na toy inona na toy inona hamafin'ny sain'ny olona mino aho fa raha tsy miaraka amin'Atra ianao ka sendra fizahana mahamay tsy hahazaka izany , kanefa kosa tadidio ry havana aman-tsakaiza fa efa nomena ny teny fikasàna isika fa tsy hisy zioga hahazo antsikoa mihoatra izay zakantsika.
Raha sendra fahoriana tokoa aza ianao anio dia matokia fa efa nentin'i Jesosy teo am hazo fijaliana daholo izany na aretina , na fahatrana, na tebiteby na inona na inonaIIl suffit hoe: atolotrao ho azy le enta-mavesatra dia manao ny sitrapony ianao de mivavaka de miandry izany ampaharetana fa ho hitanao fa am fotoana tsy ampoizinao , iny ianao mihevitra hoe: tsy misy issue intsony iny , iny ny Tompo no manolotra ny tanany ho anao ary manampy anao. Tsy araka izay noeritreretinao anefa ny valimbavaka izay azonao fa mihoatra lavitra noho izany.
Isika ange tadidio fa malala eo imason'Andriamanitra e! ka raha malala izany dia dia karakaraina tsara.
Matoa niseho taminao ny fitsapàna dia aza raisina ratsy fa hitomboanao izany mba hahasoa anao any aoriana any
Matoa tsy nivaly ny vavakao dia tadidio fa tsy mahasoa anao izay eo anatrehan'Atra.
Ary raha kristiana marina ianao dia manaiky ny fitondran'Atra ary misaotra Azy.

3. diamondra27
(
12/01/2008 08:22)
Ho fanamafisana izay voalaza dia misy fijoroana vavolombelona kely ataoko:
raha narary mafy ny dadako ARy tafiditra hoptaly t@ 2006 dia nivavaka aho hoe : Tompo ô ianao mahalala izay mahasoa an'io dadako io, efa nitaizan'aretina izy nandritra taona maromaro , notsaboina sns ary tsy io aretina io no naha-tafiditra hopitaly azy fa aretina hafa.
Raha sitrana soa amantsara eo izy dia fantanao ny vokany fa lasa handicapés izy + aretina izay mitaiza azy + fahasahiranana ny vadiny sy ny mpiray tampo amiko sy ny fianakaviana (na ara-bola na ara-batana), koa izay mahasoa Tompo ô no ataovy aminy. Moa ho zakany ve izany fa tsy hampijaly azy
afaka andro vitsy taty aoriana dia maty izy.
T@izay anefa dia tsy afaka nandeha nadevona aho, izay izany no fatatr'Atra fa mahasoa ary nisaotra Azy aho.
Avec des recules aza , dia nahazo ny K7 momba ny fandevenana aho ary teo vao tsapako hoe: naninona no tsy possible ny nandehanako nandevona satria mety tsy nahazaka ny zava-mitranga aho raha tany an-toerana, ilay image tsara teo amin'ny fiainanay no tadidiko sns fa raha nandevona tany aho dia mety nisy zavatra hafa niseho.
Koa ny tiako ambara amin'izany dia izao hoe: mafy ny mamoy ny dada malalanao, izay nikiry ny hahatafita anao, tsy nibedy anao, tsy nikasi-tanana anao hatr@ fahazazana kanefa refa manankina izany @ Tompo dia manana paix tsy hain'olona fantarina afa-tsy ianao ihany no mahalala izany ary indraindray aza dia tsy sahy lazainao ilay izy tellement hoe: lazain'olona adala ianao fa rainao ve maty de tsy alahelo?
tEna misy ny alahelo fa tsy tahaka ireny alahelo mahazo isanandro ireny ilay izy fa misy fiadanampo mampitony anao
Koa raha sendra fitsapana ohatran'izay ianao na parallèle dia mirary soa ho anao aho mahereza ary matokia ilay Atra voalaza ao @ Baiboly fa tena manome antsika PAIX izy.

4. rijadolly
(
12/01/2008 08:48)
Niryna,diamondra27
Misaotra betsaka amin'fampaherezana:-*:-*:-*
Fanampiny: http://baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=6&andininy=14-17&dika= Ary ny lamosina???.Inona ny fiarovana azy?
-Aza miverin-dàlana sao voa ny lamosina
-Aza miherikerika,
-Matokia fa Jesoa mpiady mahery,Izy no mpitari-tafiky ny Mpino,Izy Ilay Kapiteny(Miady ho anao,miady ho anao)=D=D=D=D.

aza asiana "doubt" na fisalasalana

5. caprio
(
12/01/2008 12:13)
Mahereza doly mivavaka fa efa mbi akaiky ny farany,eny fa na mahita fotsiny an'ito internet ito ary dia toa manambara fa fomba haingana hanamparitahan'Atra ny teniny satria voalaza we refa hiparitaka eran'izao tontolo izao ny filazan-tsara dia efa atomotra ny andro,koa mahereza fa mety hianareo ilay irak'Atra anamparitaka izany,koa mino zany va hianareo?
6. rabingogilabanga
(
12/01/2008 22:12)
tsotra:
ireto telo ireto no mitoetra:
-finoana, fanantenana,ary fitiavana, fa ny fitiavana no lehibe indrindra
-sy le hoe omeo an'i kaisara izay an'i kaisara, ary an'andriamanira izay an'andriamanitra
tsy misy fahendrena eto antany mihoatra ireo
raha ampiharinao ireo, dia izay le hoe: christianisme appliqué

7. niryna
(
13/01/2008 06:33)
diamondra27:
misaotra am fampaherezana
ho fanamafisana izany dia na toy inona na toy inona hamafin'ny sain'ny olona mino aho fa raha tsy miaraka amin'Atra ianao ka sendra fizahana mahamay tsy hahazaka izany , kanefa kosa tadidio ry havana aman-tsakaiza fa efa nomena ny teny fikasàna isika fa tsy hisy zioga hahazo antsikoa mihoatra izay zakantsika.
tsy misy fisaorana.Marina izany ary maro dia maro ny zavatra efa hitako sy nandalovan'ireo namana maro ,izay no antony izarako azy amintsika.
Ny tenin'Atra manambara fa tsy misy zavatra nataony ho tsy zakantsika.
8. niryna
(
13/01/2008 06:35)
diamondra27:
Raha sendra fahoriana tokoa aza ianao anio dia matokia fa efa nentin'i Jesosy teo am hazo fijaliana daholo izany na aretina , na fahatrana, na tebiteby na inona na inonaIIl suffit hoe: atolotrao ho azy le enta-mavesatra dia manao ny sitrapony ianao de mivavaka de miandry izany ampaharetana fa ho hitanao fa am fotoana tsy ampoizinao , iny ianao mihevitra hoe: tsy misy issue intsony iny , iny ny Tompo no manolotra ny tanany ho anao ary manampy anao. Tsy araka izay noeritreretinao anefa ny valimbavaka izay azonao fa mihoatra lavitra noho izany.
izay no mahasamy hafa an'ny olona nametraka ny fiainany ho tantanan'i kristy,fantatra fa tsy afaka manao na inona na inona ary rehefa napetraka taminy ny olana dia maiva ny tena avy eo.
Ho an'izay mbola tsy nanao fanandramana :D
Ataovy anie ny fanandramana e.
9. niryna
(
13/01/2008 06:37)
diamondra27:Rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava isika dia toa lavitra antsika izy kanefa ny ahy dia izao foana no mitamberina ato an-tsaiko hoe "Moa misy zavatra tsy vitako va? Momba anao mandrakariva Aho,fampanantenana nomeny Ahy io ary dia ho tsarovako foana" :arrow:ireo no manome hery ahy dia mitohy indray ny tolona amin'ny fiainana avy eo :D
Isika ange tadidio fa malala eo imason'Andriamanitra e! ka raha malala izany dia dia karakaraina tsara.
ny ahy raisiko ho fiverenana aminy,ho antso ahy ary isaorako izany satria tao anatiny mangidy aho no niantso Azy dia namaly ahy Izy.Ary ny fanarahako ny hafany dia vao maika aza manamafy ahy hy finoako sy ny fitiavako Azy.Fantako aho fa tiany ary na dia varimbariana amin'ny fiainana aza aho dia manaraka sy mitsoly ahy eo akaikiko eo foana izy.
Matoa niseho taminao ny fitsapàna dia aza raisina ratsy fa hitomboanao izany mba hahasoa anao any aoriana any
10. niryna

satria isika matetika dia ny sitrapontsika no tiantsika ho tanteraka fa tsy ny azy.Izaho aloha mangata-javatra e,ary mametraka ny fiainako isan'andro aminy ary dia faranako ny hoe "enga anie tsy ny sitrapoko noho tanteraka fa ny Anao." Dia izay,izay mitranga dia efa lahatra avy Aminy daholo.
Matoa tsy nivaly ny vavakao dia tadidio fa tsy mahasoa anao izay eo anatrehan'Atra.
:D marina mihitsy izany fa amin'ny maha nofo sy ra dia mihodikodina eo aloha vao tena manaiky indraindray .:D
Ary raha kristiana marina ianao dia manaiky ny fitondran'Atra ary misaotra Azy.
11. niryna
(
13/01/2008 06:48)
diamondra27:
Ho fanamafisana izay voalaza dia misy fijoroana vavolombelona kely ataoko:
raha narary mafy ny dadako ARy tafiditra hoptaly t@ 2006 dia nivavaka aho hoe : Tompo ô ianao mahalala izay mahasoa an'io dadako io, efa nitaizan'aretina izy nandritra taona maromaro , notsaboina sns ary tsy io aretina io no naha-tafiditra hopitaly azy fa aretina hafa.
Raha sitrana soa amantsara eo izy dia fantanao ny vokany fa lasa handicapés izy + aretina izay mitaiza azy + fahasahiranana ny vadiny sy ny mpiray tampo amiko sy ny fianakaviana (na ara-bola na ara-batana), koa izay mahasoa Tompo ô no ataovy aminy. Moa ho zakany ve izany fa tsy hampijaly azy
afaka andro vitsy taty aoriana dia maty izy.
T@izay anefa dia tsy afaka nandeha nadevona aho, izay izany no fatatr'Atra fa mahasoa ary nisaotra Azy aho.
Avec des recules aza , dia nahazo ny K7 momba ny fandevenana aho ary teo vao tsapako hoe: naninona no tsy possible ny nandehanako nandevona satria mety tsy nahazaka ny zava-mitranga aho raha tany an-toerana, ilay image tsara teo amin'ny fiainanay no tadidiko sns fa raha nandevona tany aho dia mety nisy zavatra hafa niseho.
Koa ny tiako ambara amin'izany dia izao hoe: mafy ny mamoy ny dada malalanao, izay nikiry ny hahatafita anao, tsy nibedy anao, tsy nikasi-tanana anao hatr@ fahazazana kanefa refa manankina izany @ Tompo dia manana paix tsy hain'olona fantarina afa-tsy ianao ihany no mahalala izany ary indraindray aza dia tsy sahy lazainao ilay izy tellement hoe: lazain'olona adala ianao fa rainao ve maty de tsy alahelo?
tEna misy ny alahelo fa tsy tahaka ireny alahelo mahazo isanandro ireny ilay izy fa misy fiadanampo mampitony anao
Koa raha sendra fitsapana ohatran'izay ianao na parallèle dia mirary soa ho anao aho mahereza ary matokia ilay Atra voalaza ao @ Baiboly fa tena manome antsika PAIX izy.
misaotra aky diamondra tamin'ny fizarana taminay namana rehetra ny fijoroana vavolombelona.Nisy nitovizany koa ny tantarantsika roa,ary ny ahy aza niampy nofy sy fahitana azy.Nitomany aho tao anatin'ny adin'iray,noheverin'ny olona fa hoe very saina, asa,izaho irery ihany no nahalala ny fitiavan'Atra ahy.Niantso ny iray tampo aho ary izy koa moa efa narary.Ny fara hafany sy ny teny nitamberimberina dia izahay mianakavy kely indrindra fa izaho ,zanany tsy foiny ary tsy nahafoy azy.Tsy sahy niantso na nilaza ny olona fa efa voalevina iray volana ilay izy vao henoko.Tonga ny sary nikasika ny fandevenana azy,vahoaka sesehena no nameno ny fiangonana.Ilay sary nalefandry zareo tonga dia naveriko teo noho eo ihany.Inona no antony?
Efa nasehon'Atra ahy tao anatin'ny nofiko daholo ilay izy.Nalahelo ny mpiray tampo amiko aho ary ela aho vao namela azy ireo.Izay ilay izy,ny toerana lavitra,ny olona sahirana,ny raiko niantsoantso ahy,ny fianakaviana natahotra sao maninona eo aho.Farany namela azy rehetra aho.Ary dia izany no antony hampianarako antsika rehetra fa mila mifamela isika rehetra na inona mitranga amin'ny fiainana.
Mahereza daholo
12. niryna
(
13/01/2008 06:53)
[quote=rijadolly]
Niryna,diamondra27
Misaotra betsaka amin'fampaherezana:-*:-*:-*
Fanampiny: http://baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=6&andininy=14-17&dika= Ary ny lamosina???.Inona ny fiarovana azy?
-Aza miverin-dàlana sao voa ny lamosina
-Aza miherikerika,
rijadolly a,misaotra anao koa aho mampahery sy manampy hatrany.Izay ilay fianana ka,tsy mora ny manaradia an'Atra saingy tsy matahotra na inona na inona intsony rehefa manana Azy.Ny antony dia mahafantatra fa eo ambany fiadidiany ny fianako.
ka izany no ilaina ny ampinga dia ny tenin'Atra izany,ny fananana Azy sy ny finoana Azy Irery satria ny fahalalana ,ny fianarana,ny fizarana,ny fampaherezana,ary ny fivavahana izay iraisana ny namana maro dia efa hery lehibe hanampy antsika tsirairay avy.
Niryna,diamondra27
Misaotra betsaka amin'fampaherezana:-*:-*:-*
Fanampiny: http://baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=6&andininy=14-17&dika= Ary ny lamosina???.Inona ny fiarovana azy?
-Aza miverin-dàlana sao voa ny lamosina
-Aza miherikerika,
aza asiana "doubt" na fisalasalana
rijadolly a,misaotra anao koa aho mampahery sy manampy hatrany.Izay ilay fianana ka,tsy mora ny manaradia an'Atra saingy tsy matahotra na inona na inona intsony rehefa manana Azy.Ny antony dia mahafantatra fa eo ambany fiadidiany ny fianako.
-Matokia fa Jesoa mpiady mahery,Izy no mpitari-tafiky ny Mpino,Izy Ilay Kapiteny(Miady ho anao,miady ho anao)=D=D=D=D.
ka izany no ilaina ny ampinga dia ny tenin'Atra izany,ny fananana Azy sy ny finoana Azy Irery satria ny fahalalana ,ny fianarana,ny fizarana,ny fampaherezana,ary ny fivavahana izay iraisana ny namana maro dia efa hery lehibe hanampy antsika tsirairay avy.
13. niryna
(
13/01/2008 06:56)
caprio:
Mahereza doly mivavaka fa efa mbi akaiky ny farany,eny fa na mahita fotsiny an'ito internet ito ary dia toa manambara fa fomba haingana hanamparitahan'Atra ny teniny satria voalaza we refa hiparitaka eran'izao tontolo izao ny filazan-tsara dia efa atomotra ny andro,koa mahereza fa mety hianareo ilay irak'Atra anamparitaka izany,koa mino zany va hianareo?
:roll: eny marina izany ary izay zavatra rehetra voasoratra ao anatin'ny SM dia efa marobe no niseho ary miseho ary dia mbola hiseho,ka dia miandry ny fahatongavan'i Kristy isika rehetra,miezaka ny ho vonona amin'izany.Ny fitiavana no tena zava-dehibe ary dia mianatra ny mitia ny tenantsika aloha isika ary dia mizara izany fitiavana izany ny namana ary indrindra ny fahavalo.Mizara ny tenin'ATra ho an'ireo izay tsy mahalala sy ireo izay nivily lalana .^:^
14. niryna
(
13/01/2008 06:58)
rabingogilabanga:
tsotra:
ireto telo ireto no mitoetra:
-finoana, fanantenana,ary fitiavana, fa ny fitiavana no lehibe indrindra
-sy le hoe omeo an'i kaisara izay an'i kaisara, ary an'andriamanira izay an'andriamanitra
tsy misy fahendrena eto antany mihoatra ireo
raha ampiharinao ireo, dia izay le hoe: christianisme appliqué
=D=D misaotra e,tsy mbola namaky ny hafatrao aho fa vao namaly ny hafa dia mitohy eo izany e (l)(l)(l)
15. tslem
(
13/01/2008 08:35)
diamondra27:
fa tsy hisy zioga hahazo antsikoa mihoatra izay zakantsika.
Izay aloha dia marina ary inoako fa izay rehetra mahay mampiatra an'io eo amin'ny fiainany dia tsy mba ho kivy izany fa courage foana amin'izay rehetra atao.
Raha sitrana soa amantsara eo izy dia fantanao ny vokany fa lasa handicapés izy + aretina izay mitaiza azy + fahasahiranana ny vadiny sy ny mpiray tampo amiko sy ny fianakaviana (na ara-bola na ara-batana)
Somary mahagaga kely ahy io teninao io, maninona raha niandry fotsiny ny valimbavaka raha tena mino marina ianao fa ny mahasoa no tsy maintsy ho tanteraka fa nahoana no tonga dia namaritra fa hoe ho sahirana ny havana eee, hijaly dada raha velona eo eee, ho handicapé eee,tsy fantatrao ny ho avoaky ny ampitso, ary ny indro kely! raha ny fahalalàko azy dia nirianao ihany izany ny hahafaty azy mba tsy hahatonga fahasahiranana ho an'ny velona, ianao eo vao miteny fa Atra tsy hanome zioga mihoatra izay zakatsika ka naninona ianao no nanahy ny ho zioga mety ho zakaina?
tokony tsy nandefa ny fisainana tamin'izay ho mety fahasahiranana hitranga any akory ianao fa tokony fotsiny nampihatra ny vavaka hoe"izay mahasoa Tompo ô no ataovy aminy"
Asa aloha koh:?:
16. diamondra27
(
13/01/2008 14:05)
tslem:lavabe ny tantara de tsy ary voazava teto daholo sao misy milaza hoe:lava
ho fanampiny aza de izao: tsy firariana ani dada ho faty no nangatahiko fa fitanisana ny possibilite am mety hiseho. fantako ny aretina nitaiza azy fahavelony, sahirana ny ol tam zany ary efa antaonany maro fa tsy hoe taona vitsy.
iaraha mahalala angamba fa samy sahirana am tokatranony daholo ny akamaroan ny ol (asa,vady,zanaka) na iza na iza fa de adidy de manao, ary isaorana ny rehetra zany na havana na namana, koa raha tafiditra hoptaly izy de fantatra ny hahazo azy. Ary zany no nahatonga ahy nivavaka hoe:aoka ny sitraponao no atao Atra o.
tslem;misy fanontaniana ity raha misy ol hitanao fa tena mijaly izy , fin de vie , ireny ol angatahina we etanazia ireny , ahoana ny hevitrao momba ireny.

17. niryna
(
13/01/2008 22:01)
Nisy olona voan'ny brain tumor na zavatra naniry tany amin'ny lohany,tsy afa-mihetsika intsony izy (vegetable )hoy ny vilazan'ny olona aza,izany hoe tsy afaka mibaiko intsony ny saina ary halemy ilay olona.Tampoka ny nahazo azy io(indro kely),tsy fantatra izay ho avin'ny ampitso ka izany no ilaina miambina sy mibebaka isan'andro :cry::lol: Nataon'ny dokotera daholo izay fara-hery ary tsy nahazo nodidiana ilay olona.Olona nanana fankahalana izy io ary mahita tsikeraina sy indro kely daholo izay rehetra manodidina azy.Niditra hopitaly izy dia nitarika ny mpiara-miasa aho na iza tezitra taminy na nanaovany toetra tsy zaka,hitsidika azy .Nanao ranombavaka aho ary nifamihana daholo ny tananay rehetra,tsy nihetsika izy fa izaho kosa nahatazana ny fitsikiny sy ny masony mihetsiketsika,ny tarehiny lasa mirana tampoka teo rehefa avy nivavaka azy izahay.Nalahelo azy aho ary tsy naharitra fa nirotsaka ny ranomasoko.Tonga ny zanany ary nangatahin'ny dokotera ny heviny na tazomina ny ainy na avela hijaly mandra-paha-tsy fantatra.Nalahelo mafy ity zanany,tsy misy azo natao intsony ary dia nanao sonia izy fa tsy maninona fa mijaly loatra ny mijery azy,tsy afaka mihihetsika,tsy mandray sakafo intsony,tsy mihiratra ny masony.Tapitra ny ainy.
Mafy izany kanefa izay no lahatra. Ny nanaovako vavaka farany ho azy dia fisaorako lehibe teo amin'ny Tompo satria nahatsiaro nalahelo azy daholo izahay rehetra ary samy tsy nisy nahatana ny ranomaso,nifamela,nivavaka ho azy,nitondra ny fianankaviana ho eo ampelantanan'Atra? Izany rehetra izany no nifamahofaho tao an-doha,ary indrindra ilay fiarahana farany.

18. niryna
(
13/01/2008 22:10)
Nisy olona tsy afaka ny fisotroana toaka izy ka manaraka ireny fandaharana "croix bleu" angamba izy any amintsika? Tsy fantatro,fa ny fanjakana no manampy fikambanana manala ny olona ho afaka amin'ny toaka na rongony na voan'ny depression,na tsy maharitra fa mikasi-tanana foana ireny sy ny maro hafa ihany koa.
Izaho hoy izy tsy mila mandeha any am-piangonana fa isan'andro aho dia mandeha mianatra ny fomba atao mba hialana ny toaka ary hoy ilay olona hoe misy hery ao ambony ao.Rehefa niaraka nifanakalo hevitra sy niresaka ny momba azy izy dia hoy izy roa andro lasa izay hoe fa ahoana no tsy mitovy izany azavainareo izany no tenenin'ilay olona? Ampio aho ry ireto fa tsy aiko hoe ahoana no ataoko anantonako an'i kristy?
Notantarainy fa tsy mandray karama izy raha tsy mandeha amin'ilay programme ary ny zanany vavy mirenireny eny amin'ny arabe ,tsy manana trano hialofana(4AM)ary ny zanany lahy nigadra sady tsy mety afaka rongony.
Mafy izany ,ary raha tsy manankina ny fiainantsika amin'Atra isika dia mety hiafarana amin'ny famoizam-po na sanatria anie izany ho hipitsoka tokoa ,tsy zakan'olombelona ny zioga indraindray kanefa hoy ny Tompo hoe "mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho no hanome anareo fitsaharana" ^:^

19. niryna
(
13/01/2008 22:14)
Herintaona androany no nahatsiarovan'ireto fianankaviana ny andro iray izay nangidy teo amin'ny fiainan'izy ireo.Raha sendra andeha hamono tena teo amoron'ny tetezana iny ity rangahy no nisy tovolahy nandalo ary namonjy ny ainy.Noho izany famonjena nataony an'io rangahy io izany dia lasa nisy fifamatorana mahery tao amin'ny fianankaviana roa tonta.Namonjy ny rainy ilay tovolahy ary ny fianakaviana iray koa dia faly fa raha tsy teo ny
zanany nanavotra ity rangahy ity dia efa maty izy.
Toy izany ihany koa i kristy izy nanolotra ny ainy hanavotra antsika mba tsy ho very ny fanahintsika raha manaiky ho vonjeny.
^:^