NAKAIZA I "malaky"

1. endrika01 ( 13/01/2008 15:11)

manararaotra an'i tsiambaratelo aho eto,
hitako ato ambany ato io,dia nahaliana ahy ka
hararaotiko apetraka eto,mpanararaotra zany zah é.

Nanao ahoana tokoa ny tohin'ilay resaka fanambadiana é,zaho mba liana tary ambany ary io
t@ 26/11/2007,mba tantarao fohifohy,mino aho fa mitovy hevitra amiko ny namana aa,sa mba te hampiresaka fotsiny eo i "malaky"
2. xxx ( 13/01/2008 20:04)
fanambadian'iza kay io????:roll:
3. Vitsikakely ( 14/01/2008 04:50)
Eny ho'aho,mannofy atoandro koa aroky 'zany
4. endrika01 ( 14/01/2008 14:17)
Zaho ndray zany no lazain' Vitsikakely fa manonofy atoandro?Jereo ary ambany ary de ho hitanao fa tsy mannofy zany aho.
5. endrika01 ( 14/01/2008 14:31)
xxx>fanambadian\'iza kay?Fanambadian\'i\'malaky\'fa ho iza indray é,mitantara izy fa efa efa-taona no niarahan-dry zareo nisera tato...Hatao tany Dago t@Dec teo ny mariazy!!!Ka nakaiza izy tô tsy nisy tohiny,sa tsy raikitra indray!!!
6. xxx ( 14/01/2008 18:23)
endrika : aiza no hahalalanay an'izany fanambadiana izany e! dia atao inona ny tohiny ary na raikitra na tsia fa aza mba tia midimiditra amin'ny aferan'ny olona loatra fa izay ilay tsy mamely eo amin'ny fiainana.;-)
7. penina ( 14/01/2008 18:49)
Ka mba simple curiosite fotsiny kosa koa, tsy nanery ange izy fa nanontany tsotra eh.

Sao mba misy ianarany ohatra. :-D
8. xxx ( 14/01/2008 19:12)
ka ilay famaliany somary masika koa;-)
9. Vitsikakely ( 15/01/2008 06:26)
Io ary ny andriko ry endrika01,efa hoe tsa poinsy,vie priveé n\'olo tsy raha hidiran-droky.Alefao ny andriko ho tsikerana eh
10. endrika01 ( 15/01/2008 10:52)
Hay ve zaho masiaka é!Sa ny fomba fanoratro no masiaka ry ixxx?Sa ilay hevitra mba tiako ho fantarina ny tohiny no nahatohina anao?Raha misy ny tohina ,tokony ho i\"malaky\"zao no hotohina amiko,na miteny hoe:ôry endrika01 a mba tsy mamely lay fanohizanao \'lay dinika narosoko tary ambany ary!!!Momba lay dinika hanambady.Matoa anié mametraka hevitra ato @dinika dia hoan\'ny namana rehetra lay izy ry Vitsikakely fa tsy vie priveé tsony é.
11. nanourand ( 15/01/2008 20:08)
mbola any @ volantantely hono zareo dé tsisy résô hono any é, tsy mahzo ny conneksion, dia tsy afaka mitatara mivatana lé teo ambony fanjiana zareo fa :* be hono dé :-* kou dé mbola :* de :-* de frany :^)
:°):roll:
12. penina ( 15/01/2008 21:06)
:-D
13. endrika01 ( 16/01/2008 06:37)
nanourand:

mbola any @ volantantely hono zareo dé tsisy résô hono any é, tsy mahzo ny conneksion, dia tsy afaka mitatara mivatana lé teo ambony fanjiana zareo fa :* be hono dé :-* kou dé mbola :* de :-* de frany :^)
:):roll:



Zany tokoa angamba ô!Refa tonga ve izy tsy hitantara eo ihany!Inona njay io resaka ambony fanjina io?Hi hi hi
14. tsiambaratelo ( 27/01/2008 11:58)
endrika01:


manararaotra an'i tsiambaratelo aho eto,
hitako ato ambany ato io,dia nahaliana ahy ka
hararaotiko apetraka eto,mpanararaotra zany zah é.

Nanao ahoana tokoa ny tohin'ilay resaka fanambadiana é,zaho mba liana tary ambany ary io
t@ 26/11/2007,mba tantarao fohifohy,mino aho fa mitovy hevitra amiko ny namana aa,sa mba te hampiresaka fotsiny eo i "malaky"



>>>>>>>nararaotin-dry ahoana akia zah?
>>>>>>>sô de vidiana lafo ary 'lay fanararaotana é!=))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2621