Ianao sy izaho: hiran i RInA

1. Miramihaja ( 17/01/2008 05:27)
Misy an'io artiste io tena manana hira mahafinaritra be e. Santionany io hoe "ianao sy izaho io" an'ilay artiste hoe "R'Ina" io. Mba henoy anie na angatao ao @ radiovazogasy dia ho hitanao. Izaho aloha tia dia mba mampita e. Tsy taovako io na volovoloko fa ny tsara kosa ndao mba ampiana e. Sa?......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3289