Saika maty

1. lazounet ( 19/01/2008 09:14)
Saika maty Marco Randrianantoanina
http://fr.news.yahoo.com/afp/20080119/tfr-foot-fra-l2-sport-4elead-f56f567_1.html
Vokatry ny Dopage ve?
novalian'i meva2 ny 22/01/2008 07:44
2. fasaly ( 19/01/2008 10:27)
tsy hay tsy hay tsony zany resaka fopage zany ry laza!
possible
3. olomboavonjy ( 19/01/2008 12:05)
ary mab tsy harako indray io vaovao io
4. Samoana ( 19/01/2008 12:48)
lazounet:

Vokatry ny Dopage ve?

Natao test dopage angaha io mpilalao io dia tratra fa tsy arako indray izany:roll:.Sa mba eritreritra nandalo ny anareo?

5. Ralay ( 19/01/2008 13:04)
Zavatra matetiteti-mpitranga ihany ny toa izao @ ireo mpanao fanatanjahan-tena fa ny antony dia maro fa tsy ho voatery ho mi-dôpy daholo akory izay tratran'io.
Tsara vitana izy fa nalaky voavonjy,dia mirary azy hanana ny fahasalamana tanteraka.
6. lazounet ( 19/01/2008 13:34)
Aho anie tsy miapanga azy hoe "dopé " sanatria fa efa maro ihany izay mpilalao no maty tampoka teo ambony kianja.Maro ireo niakatra tosi-drà tampoka noho ny effetn'ny anabolisant. Ka fanontaniana no apetrako satria ilay ranamana io anie ka mbola vao 24 ranon'orana fotsiny é! On ne fait pas de crise cardiaque à 24 ans à ma connaissance .8O

Mirary fahasalamana ho azy.
7. tess ( 19/01/2008 13:53)
tzy dizo raha manontany ry lazou an! possuble ihany ny dopage
8. Samoana ( 19/01/2008 14:27)
Fianakaviana ilay ranamana io ka somary tohina ihany ny fo @ ilay commentaire reflexe tonga dia niserana kah! Ny fahasitranany aloha no zava-dehibe fa tsy mbola nikatona tsara ny fery. Aoriana kely isika afaka manao com's raha dopage na surmenage na pression na toaka na sigara na sipa na...izay tianareo tsy maninona mihintry:wink:. Sans rancune!
9. lazounet ( 19/01/2008 15:11)
Samoana:

Fianakaviana ilay ranamana io ka somary tohina ihany ny fo @ ilay commentaire reflexe tonga dia niserana kah! Ny fahasitranany aloha no zava-dehibe fa tsy mbola nikatona tsara ny fery. Aoriana kely isika afaka manao com's raha dopage na surmenage na pression na toaka na sigara na sipa na...izay tianareo tsy maninona mihintry:wink:. Sans rancune!

Apetraka ny fialan-tsiny.
Tsa sanatria suggestion no nataoko fa tena interrogation ka mamelà ny heloko raSamoana fa mbola zaza bodo tsy mahay miteny. Mangatsiatsià ny marary ary mba ho afaka hiverina indray haneho ny tanlentany eo ambony kianja anie izy.
10. Rasiligaoma ( 19/01/2008 17:26)
tsy mety kosa ilay fisainana hoe rehefa nisy accident teo amin'ny sport dia misy resaka dopage foana e.

manao ilay tenin'i armstrong hoe "raha ny biskleta no tapaka frein tsy tafajanona ka ni passer ny vitesse tsy nampoizinareo teo am-pidinana iny lalana iny" dia ny cycliste no tsindrominareo fa tsy ny freins no amboarina!
11. news2dago ( 19/01/2008 17:32)
lazounet:

Aho anie tsy miapanga azy hoe "dopé " sanatria fa efa maro ihany izay mpilalao no maty tampoka teo ambony kianja.Maro ireo niakatra tosi-drà tampoka noho ny effetn'ny anabolisant. Ka fanontaniana no apetrako satria ilay ranamana io anie ka mbola vao 24 ranon'orana fotsiny é! On ne fait pas de crise cardiaque à 24 ans à ma connaissance .8O

Mirary fahasalamana ho azy.

tena diso hevitra kely ianao fa misy tosidra dahl ny olona na firy taona na firy? misy ary 23 ans dia efa tapaka lalandra! ka io tsy mifidy taona fa arakarakin'ny toebatan'ny olona ihany!
efa miatsara izy hoy ny vaovao

12. lazounet ( 19/01/2008 17:37)
news2dago:

Efa niteny aho fa fanontaniana no napetrako fa tsy suggestion.Efa nametraka fanazavàn aho ary efa nanao ny fialantsiny t@ i Samoana. Lasa ohatrany hoe ...
Aleo hidaboka lelika é!

13. Belle ( 19/01/2008 18:55)
lazounet:
Lasa ohatrany hoe ...
Aleo hidaboka lelika é!
Hanao hors-sujet kely indray aho azafady e!

Fanontaniana no napetrakao, nefa fanomezan-tsiny no azonao!

Izay angaha ianao vao mahalala sy mahatsapa fa tsy azo itenenam-bava rimbona mihitsy anie ireto mpisera ireto indraindray e! Tsy mba misy fifanakalozan-kevitra mandeha amin'ny tokony ho izy mihitsy matetika fa tonga dia "agressivitE" be mpanohana avy hatrany no azonao raha vao tsy amin'ny hitiavan'ny sasany azy!
14. ikaretsaka ( 19/01/2008 19:06)
ka izay anie ry belle ilay hoe samy manana ny itiavany azy e
na ny sasany io na ianao!
de eo no mijoro ny maha ianao anao
15. kiadi ( 19/01/2008 22:52)
misy tonga de miakatra be! tsy accusation ny an'i laza fa fanotaniana ! ary adi-hevitra no atao fa tsy fitsikerana!
mirary fahasalamana ho an'ilery aloha !tena manambitana iz fa kely ny lasantsy hahavotra ny tratra ny "crise cardiaque" zany eo ambony terrain!
aza tezitra enao zoky be fa fomban'ny tsy mahay mapiady hevitra io an :wink:
16. tess ( 19/01/2008 23:27)
kiadi: ekena!
17. ikaretsaka ( 19/01/2008 23:31)
ilay fametrak'i Ralaza ilay fanontaniana niompana hoe
"vokatry ny dopage ve
" kosa tsy dia nety aloha e
18. ronaldo09 ( 21/01/2008 12:10)
Aiza koa moa de vokatry ny dopage e!Io de zavatra mateti-pitranga fa ity aloha no voalohany tsy maty vokatry ny fijanonan\'ny fo stria manko tena tsy nitempo intsony ny fony tamin\'io ary teo amin\'ny minitra faha 23 no nitrangan\'io !Nilaza i Marco tao amin\'ny RTL fa tsy mbola trtry ny zavatra toa itony izy ary tsy mbola nahitana soritraretina tahak\'itony ihany koa!!!Ny tenanay dia miarahaba an\'i Marco tsy maty fo aman\'aina ary mirary fivoarana ho azy eo amin\'ny sehatra baolina kitra
19. meva2 ( 22/01/2008 07:44)
Sport de haut niveau ange ry zareo ka hafa mihitsy ny fandehany e!!!!
Jereo izao i M JONES, iza no nanampo fa izao karazana produits rehetra izao dia efa noraisiny avokoa??
Ary efa voalaza mihitsy fa ny sport de haut niveau dia mety hisy fiantraikany ratsy @ fahasalamana.
Satria nahoana??.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3651