RAVALOMANANA a tué INDIRECTEMENT LES 4 FRERES ET SOEURS:
1. tezitra
(
22/01/2008 16:15)
source:http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=1013
Faits divers
Mananjary
Tanora 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana
Tena tamin’ny fomba feno habibiana tokoa no namonoan’ny andian’olona ireto tanora efatra mianadahy vao herotrerony, tany amin’ny tanàna atao hoe Ambohitsara, eo anelanelan’i Mananjary sy Nosy Varika. Nisy nanondro ho mpangala-jaza izy ireo. Tamin’ny sabotsy teo no niseho ity habibiana ity. Maty votsindrona antsy, voafira famaky, voatoto fanoto ary tsy mba nisy nialana nenina akory na dia ny iray aza, fa teo no ho eo ihany no nahataperan’ny ainy. Teo ambony kianja filalaovana baolina no niseho izany.Namonjy ny Herinandro masina famaranana ny Sambatra tany amin’io tanàna io ny tanora telo mianadahy avy any Mananjary. Maro tokoa ny vahiny tonga tamin’io lanonana io. Tamin’ny sabotsy anefa, nitaintaina ny renim-pianakaviana iray fa tsy hitany izay nalehan’ny zanany mianadahy. Etsy andanin’izany, mahoraka be ny resaka any an-toerana amin’ity resaka hala-jaza ity. Rehefa nitady ela anefa ramatoa dia indreny ny zanany nody ihany. Hay avy nilomano izy ireo. Natahotra ny ho bedy, hono, izy ireo ka nilaza tamin’ny reniny fa saika nisy nangalatra. Rehefa nanontaniana dia nanao hoe olona avy any Mananjary ary anaty lakana, ary dia teo no niantombohan’ny habibiana. Mpanamory lakana no voatondro voalohany. Ireny lehilahy maro nirongo antsy, famaky, kanoto sy zavatra hafa nanatona teny. Tsy nisy fifanazavana fa tonga dia vono no nihatra taminy. Maty teo no ho eo. Olona hafa no efa saika voa fa afaka nandositra.Tsy nijanona teo ny raharaha fa nandeha ireto andian’olona. Tovolahy iray no hitany sy nanontaniana raha avy any Mananjary. Tsy nahalala na inona na inona io dia namaly hoe : eny. Tonga koa dia votsindrona antsy teo amin’ny handriny sy voavely fanoto. Maty tsy tra-drano. Raha nahita izany ny namany iray dia nanontany ny antony. Tonga koa dia voafira famaky. Maty ihany koa. Nisy ankizivavy iray nitomany teo ambonin’ny fatin’izy roa lahy. Nisy nanindrona antsy teo amin’ny tandany. Maty. Tsy vitan’izany fa naboridana ary nositrihana hazo ny fivaviany. Mafana ny raharaha amin’izao fotoana izao ary ahiana ny hisian’ny fifanafihana tanàna samy tanàna.
"RAHA TRATRANAREO NY MPANGALATRA DIA DORY" (Ravalomanana 2004 )
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT

novalian'i Jeankely ny 02/02/2008 04:23
2. soanja
(
22/01/2008 17:13)
Andriamanitra o! Malahelo be aho. Misy zavatra tsy mety mihitsy ao Madagasikara ao. Mila fivavahana mafonja ity firenenana iray ity!
3. xxx
(
22/01/2008 18:32)
Mampalahelo tokoa!
Misy fandraisam-peo ve na lahatsoratra an-gazety misy io tenin-dRavalo io ?

4. zamanoro
(
22/01/2008 18:49)
Tsy hitako izay lazaina fa mahavalaka ny raharaha.
Tokony mba atsahatry ny olona any Atsimo Atsinanana amin'izay koa ny fampiharana an'ity Dina Mena-vozo ity. Tena tsy mety amin'ny tany ama-monina ilay izy eh.

5. fijo
(
22/01/2008 22:34)
tsy vavaka loatra no ilaina atao be fa ny fitsarana no asaina manao tsara ny asany
6. rakapy
(
22/01/2008 23:15)
Mampalahelo izany vaovao izany. Io olana io dia efa hatry ny ela no mpiseho eto Mada. Io ilay atao hoe tondro-molotra. Ny vahaolana hitako fa mety hampiova io trangan-javatra io dia ny education ihany.Raha ny voalazan'ny mpitantara etsy ambony mantsy dia ireo zaza no fototra namonoana izy 4. Nandainga ireo zaza satria natahotra ho bedy .Ka nefa kosa ireto olon-dehibe dia tsy nanao fanadihadiana fa tonga dia ny hamono ihany no fantany.Io ilay mariky ny tsy fahampian'ny education ka dia ny hery sy ny tanana no mandeha mialoha raha vao misy trangan-javatra tsy mazava @ sainy.Tsy vao izao ihany no niseho io karazam-pamonoana io fa efa maro tokoa. Mpaka ra, mpaka fo, mpangalatsy betro... de matimaty foana ilay olona noho ilay zaza mpandainga sy ireo olon-dehibe tsy ampy fahalalana
7. rabilabila
(
23/01/2008 00:14)
rakapy:

Miombon-kevitra tanteraka amin'ilay côté fahalalàna .
Tsy ao Madagasikara ihany no miseho ny toe-javatra toa izao fa eran-tany ary tsy misy hidiran'ny hoe mivavaka na tsia ilay tranga .Ohatra vitsivitsy :1972 firifiry ireo polisy Malagasy (tsy voatery hoe mpanohana an'i Tsiranana ) no lynché ? ,1978 tsy azo atao ny miazakazaka rehefa anaty andian'olona fa raha vao misy iray fotsiny mikiaka hoe "mpangalatra " dia efa raikitra ny lynchage ,2001 après 11/09 raha vahiny somary misy volombava dia inona no nahazo azy ? .............................................
Matahotra anefa aho raha toa ka ny filoha mihitsy ( arak'io tatitr'i tezitra io )no mamporisika ny fampiasàna indray ny " loi de talion ".Raha izay tokoa no nitranga dia mihemotra tanteraka i Madagasikara ary hoy aho foana hoe :" Quand on entend le bruit des bottes ,on entre en resistance ".
8. rakapy
(
23/01/2008 00:45)
Ny momba ilay hoe ny filoha mihintsy no nilaza indray aloha dia tsy hananako porofo na fahalalana mari-pototra ny momba izany.Fa ny mazava dia tsy vao t@ andron'i Ra8 ihany no mpiseho io tranga io fa efa ela tokoa. Ary marina ny tenin'i Rabilabila fa tsy eto Dago ihany no misy izany zavatra izany fa na dia any @ tany atao hoe mandroso aza dia misy azy io koa.
Amiko dia tsy misy maha diso ny tompo-tany ny misambotra olona iray raha toa ka tsy mazava ny momba azy.Nefa kosa tokony hijanona ho fanadihadina na fitazomana no atao azy ireny fa tsy famonoana avy hatrany.

9. ainaheri
(
23/01/2008 04:18)
fijo:
tsy vavaka loatra no ilaina atao be fa ny fitsarana no asaina manao tsara ny asany
Miombokevitra aminao aho,ary misy marina io tenin'ny ra8 io,fa saingy tsy nety ilay izy,satria raha nieritreritra lery ra atao an'zay ,d tsy hisy haka riska hanao io afera io,raha alaiko io tenin'i fijo,tena marina ilay izy;satria toa maro ihany zay tratra nangalajaza zay fa tsy eno ny tohiny,aona mo no tsy ahafantarana ny mpividy??????? Ka leo ny vahoka hitondra any rafanja d aleony tsarainy manokana,kanefa mampalaelo ra io tranga ambony io no miseo
10. LazaDaddy
(
23/01/2008 08:08)
Education ny vahaolana hoy ianao Rakapy. Education manao ahoana anefa no omen'ny mpitondra ny vahoaka entiny?
Ravalomanana:
"RAHA TRATRANAREO NY MPANGALATRA DIA DORY"
11. badboy
(
23/01/2008 08:29)
Halajaza ve halatr'aina? torotoroka ve porofo? sao kosa hoe mafy loatra ny fiainana, tsisy hanalana ilay mangirifiry ny vahoaka ka rehefa misy tataka kely de mirohatra manala azy tateraka @ iny?
12. LazaDaddy
(
23/01/2008 08:42)
Ravalomanana 2003:Fa atao inona ny miaramila sy polisy sy zandary?
dory mihitsy ny dahalo
13. tenagasy
(
23/01/2008 10:25)
Mankamamy!
Malahelo amin'izany trangan-javatra izany.
"Raha" niteny an'izany kosa angamba ny Filoha, ataoko fa ho an'ireo izay tratra ambodiomby no ""tokony"" hatao izany. Raha tsy izany dia io no mitranga satria tsy nisy izay tamin'ito tranga iray ito.
Fa mba fanontaniana kely ny ahy apetraka amin'ireo namana mpahay lalàna:
Ahoana izany izao no itsaràna izany tranga izany?
- ireo zaza nandainga sy ny raiamandreniny nanabe azy!
- ireo namono olona (tsy meloka akory)!
- ireo matimaty fahatany sy ny namoy havana!
- ny andraikitry ny fanjakana?
- ... ... ...
Mankahery sy mirary fiononana ho an'ireo namoy havana tamin'izany.
Mirary soa!

14. LazaDaddy
(
23/01/2008 10:38)
tenagasy> miteniteny foana mihitsy ny filoha na tratra am-bodiomby na tsia. Fa atao inona ny mpitandro ny filaminana sy fitsarana no hoe "dory"?
15. xxx
(
23/01/2008 10:58)
Aïa leka Ra-Laza? Ina ro ina?
Dia ny Filoha irery tokoa va izany leka ro tokony ho-melohina dia vita ny resaka?

17. tezitra
(
23/01/2008 16:05)
1)Ce problème est grave, notre président a du sang sur les mains, et puisqu’il est illettré, il ne sait même pas la gravité, et l’impact populaire de ce qu’il a dit en 2004 : « RAHA TRATRANAREO NY DAHALO DIA DORY » ; notre docteur honoris causa doit s’excuser, de suivre une formation et de savoir surtout ce que signifie :
a)la présomption d’innocence
b)l’illégalité de se faire justice soi-même ;
c)la proportionnalité de peine ou de sanction;
2)les forumistes ici, citent des cas similaires (époque Tsiranana, époque Ratsiraka, j’espère que ce n’est pas dans le but de banaliser ce fait divers grave, car la monstruosité de ces actes se caractérise par le fait :
a)qu’un président raiamandreny adhère à ce style de justice ;
b) ce sont des actes faits en temps de paix, mais pas en période de trouble ou grève ;
c)et qu’on se contente de s’indigner, de se dire choquer, sans designer le responsable;
3)Et surtout le risque de adimpoko est très grand
a)c’est dit dans l’article ;
b)c’est tristement courant à Madagascar ;
c)et je suis même ici à Manajary, à andovosira, pour sentir le lourdeur de l’air.
Je prends ma responsabilité si Ravalo ne le fais ,
je dis au gaombavy et gaondahy de mananjary, moramora gaôna, aza miady fa samy gasy iaby atsiana rô ; Ny fanjakana no nampiady antsika , ka aongano.

Mafana ny raharaha amin’izao fotoana izao ary ahiana ny hisian’ny fifanafihana tanàna samy tanàna.
Je prends ma responsabilité si Ravalo ne le fais ,
je dis au gaombavy et gaondahy de mananjary, moramora gaôna, aza miady fa samy gasy iaby atsiana rô ; Ny fanjakana no nampiady antsika , ka aongano.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
18. badboy
(
23/01/2008 17:59)
Pour un appel à redescendre dans la rue et pour destituer le président actuel, j'en connais pas mieux!!
Alors, qui dit mieux?? "Les jeux sont ouverts, rien ne va plus" dirait un croupier!!8)8)

19. LazaDaddy
(
23/01/2008 20:39)
rakapy> efa lehilahy lehibe izy iny, nahafantatra sy mahafantatra an'Andriamanitra saingy tsy miraharaha Azy, maheno ny anston'olona saingy tsy te ahalala.
Mivavaha ho azy :)
Mivavaha ho azy :)
20. rakapy
(
23/01/2008 20:46)
Raha ny hevitry i Badboy io no raisina ka ampifandraisina @ resak'i Tezitra dia midika fa tokony hi vonona amin'ny basy sy tafondro ny vaohaka vao tokony hiltsaka eny an-dalambe."Notre prezi a du sang dans la main". Ka manana an'ireo ve ny vahoaka? satria dia ho maro no ho faty izany.
Mitadiava hevitra hafa.
Mitadiava hevitra hafa.