RAVALOMANANA a tué INDIRECTEMENT LES 4 FRERES ET SOEURS:
41. latina
(
31/01/2008 12:36)
Marina fa diso ireo RAD sy ny olona nanenjika ireo voasoketa ho mpangala-jaza fa ny tena hita misongadina eto Dago @ izao fotoaana dia ny tsy fahatokisan'ny vahoaka ny fitsarana intsony. Raha nahatoky izy ireo fa ho voasazy araky ny tokony ho izy tokoa ireo manao ny tsy mety n'iza n'iza dia tsy ho faty izy 4 mianadahy. Dia tsy hisy ny fitsaram-bahoaka. Tsy tany Atsimo Atsinanana ihany no nisehoan'io olana io fa na tetsy Analakely aza t@ taon-dasa. Ankizy nitondra ny zanaky ny zokiny nandeha teny Analakely, naditra ilay zaza dia nitomany dia saika voadaroka ny nenitoany fa hoe mpangala-jaza hono.
42. Jeankely
(
31/01/2008 13:35)
Matoa mifamono dia samy mitapy. Mety ho TEZITRA ianao lazaina izany nefa matoa tsy voafehinao intsony izay ataona dia efa misy fahavoazana izany ka vao taitra dia ny famonoan'olona no ao antsaina. NY ZAZA TSY VERY FA TONGA ANTRANO KOA INONA NO HAMONOANA OLONA? Rehefa sendra ny tena mpamono olona nefa mitsoaka. Mila misaina na iza na iza fa tsy rangitin-dry Tezitra dia hifamono. Tezitra mipetraka andafy ve tia ahalala anao na hifanindrona antsy ao daholo aza ary efa nolazainy fa aleo hikorotana hakany sy ny tariny ny fitondrana. NY FANJAKANA NO MANDRERAKA KOA NY SAMY OLONA NO HIFAMONO SA ADALA?
43. xxx
(
01/02/2008 11:02)
Misy fomba fijery izay izay tsy hovelarina etoana aloha (@ manaraka); fa raha zohiana ny fandehan'ny adihevitra dia tsy misy afa-bela fa meloka daholo ny rehetra rehetra, afa-tsy ireo voaendrikendrika ihany angaha?
Ary minoa ahy ianareo fa na isika mpivoy sy mpikopaka afo eto aza dia anisan'ny manana andraikitra @ fisehoan-javatra toy izao?
Izany hoe meloka koa.
MEMES LES (poissons)MORTS EN SONT COUPABLES!
(Sa ahoana Ra-Tezitra?)
Ary minoa ahy ianareo fa na isika mpivoy sy mpikopaka afo eto aza dia anisan'ny manana andraikitra @ fisehoan-javatra toy izao?
Izany hoe meloka koa.
MEMES LES (poissons)MORTS EN SONT COUPABLES!
(Sa ahoana Ra-Tezitra?)
44. Jeankely
(
02/02/2008 04:23)
Izay indrindra no dikan'ny hoe samy diso. Rehefa lasan-dry zalahy ny vadinao dia i Ra-8 no nahatonga anio satria mahantra koa aho hoe dia lasan'ny manambola ny entana=))=))=))
