RAVALOMANANA a tué INDIRECTEMENT LES 4 FRERES ET SOEURS:
21. fijo
(
23/01/2008 21:16)
ekeko koa io fampianarana ny vahoaka io,fa raha tsy miaraka ny fitsarana marina sy ny fampianaran adia zavapoana izany
22. Jeankely
(
24/01/2008 03:50)
Samy mamadika resaka angama na tia hitifitra ny sasany fotsiny. Ny Mpampono olona tokony vonoana mihintsy saingy ny zaza tsy very ary tsy fantatra akory ny marina koa ahoana no hifamonoana? Ny zava-marina dia mora mifandramatra sy miady ary mifamono rehefa sepotry ny fahantrana. Tsy mitombona kosa fa ny filoha no mamporisika hamono olona tsy hainao hoe nanao ratsy na tsy nanao. Aza adino fa izay filoha lany dia solontenan'ny vahoaka arya na nifidy na tsy nifidy azy dia izy no solontena ary filoha. Samy diso izany ary samy tompon'andraikitra ary asa samy namono ilay olona 4 koa aza angamba satria angamba samy diso safidy na samy tsy mahalala ny andraikiny marina
23. badboy
(
24/01/2008 08:11)
rakapy:
Raha ny hevitry i Badboy io no raisina ka ampifandraisina @ resak'i Tezitra dia midika fa tokony hi vonona amin'ny basy sy tafondro ny vaohaka vao tokony hiltsaka eny an-dalambe."Notre prezi a du sang dans la main". Ka manana an'ireo ve ny vahoaka? satria dia ho maro no ho faty izany.
Mitadiava hevitra hafa.
Io raikalahy fa manana hevitra mbola lavitra (ary tena lavitra8)) noho ilay hoe midina eny andalambe!!
Iza ko no manana hevitra hafa????
24. Jeankely
(
24/01/2008 08:18)
Mbola mila hevitra hafa angaha dadatoa badboy sa manao research?=))=))=))
25. ravatorano
(
24/01/2008 10:10)
hidina an dalam be aoana ary ????
akaton'ny olona eto indray ty forum ity fa ataovy eo mou e ! taomy eo indray ny olona hanao ny tsy tokony hataony eo
za aloha mino fa tsy ingahy Ra8 mihitsy no hiteny hoe dory izay tratra na tsy meloka aza
ny hoe meloka sy manao ratsy indray mbola azo everina ihany iny AMIKO satria amiko dia raha tratra ambody omby zany dia pohafana fa sao dia avoakan'ny osika sy ny mpitsara indray kle d manao tapody indray ry lerony dia enao ihany no ampitahorina eo
:wink:

26. badboy
(
24/01/2008 10:22)
tezitra:
Je prends ma responsabilité si Ravalo ne le fais ,
je dis au gaombavy et gaondahy de mananjary, moramora gaôna, aza miady fa samy gasy iaby atsiana rô ; Ny fanjakana no nampiady antsika , ka aongano.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
Tsy miombikevitra @ ty aongana lava ty ny tenako!! Ny fanonganana alohan'ny fifidianana tsy mbola nitondra soa ho an'i madagasikara atr@ zay!
Za rahe miteny hoe mila manova zavatra ny mpitondra, dia miantso izay mpiandraikitra maheno hoe aza manao bemarenina fa ny gasy mafiady no nahateo anareo @ zao ka ataovy zay tokony hatao mba hampivoatra ny fiainany fa tsy atao fitaovana ahazoana toerana fotsiny!! Raha tsy henony izany dia ho hita @ fifidianana manaraka hoe henon'ny mpifidy koa ve ny antsony!! TGV io ohatra mivaingana!!
28. tezitra
(
24/01/2008 11:57)
1)ravatorano
et oui, à Madagascar, c'et triste à dire, mais c'est comme ça
a)Ratsiraka serait toujours president, si on n'etait pas descendu dans la rue
b)Tsiranana, a gangé 80% en 1971, si on'etait pas dans la rue, en mai 1972, il serait toujours président
c)Et ravalomanana, le detournement de voix, les menaces etles intimidations aux electeurs, les fraudes sur les listes electoraux, il l'a fait lors de l'election communnal.TOUT LE MONDE N'est PAS ZAFY ALBERT.
2)
si t'as peur , t'es pas democrate, au lieu de se scandaliser, et de protester contre l'interdiction de karakjia sur RDB, toi t'as peur? tu vas attendre donc michael moore, et jose bové, et le dalaî lama, pour ouvrir ta guele?
3)
malheureusement il l'a dit, en 2004, lazadaddy l'a confirmé aussi. d'ailleurs qu'est ce qu'il a fait contre ceux qui on tué ces 4 frères et soeurs. RIEN
a)Et le risque de vanzasa (vengeance) et le adimpoko?
b)et la règle ou rincipe de droit?-la présomption d’innocence
-l’illégalité de se faire justice soi-même ;
-la proportionnalité de peine ou de sanction;
c)d'ailleurs, si le tribunal ne fait pas son boulot, le ministre de la justice est là pour ça! si le ministre n'est pas à la hauteur, le président est là pour le sanctionner ou virer; si le président n'est pas competent, le peuple est là. C'est simple, c'est logique.c'est la democratie
hidina an dalam be aoana ary ????
et oui, à Madagascar, c'et triste à dire, mais c'est comme ça
a)Ratsiraka serait toujours president, si on n'etait pas descendu dans la rue
b)Tsiranana, a gangé 80% en 1971, si on'etait pas dans la rue, en mai 1972, il serait toujours président
c)Et ravalomanana, le detournement de voix, les menaces etles intimidations aux electeurs, les fraudes sur les listes electoraux, il l'a fait lors de l'election communnal.TOUT LE MONDE N'est PAS ZAFY ALBERT.
2)
akaton'ny olona eto indray ty forum ity fa ataovy eo mou e ! taomy eo indray ny olona hanao ny tsy tokony hataony eo
si t'as peur , t'es pas democrate, au lieu de se scandaliser, et de protester contre l'interdiction de karakjia sur RDB, toi t'as peur? tu vas attendre donc michael moore, et jose bové, et le dalaî lama, pour ouvrir ta guele?
3)
za aloha mino fa tsy ingahy Ra8 mihitsy no hiteny hoe dory izay tratra na tsy meloka aza
ny hoe meloka sy manao ratsy indray mbola azo everina ihany iny AMIKO satria amiko dia raha tratra ambody omby zany dia pohafana fa sao dia avoakan'ny osika sy ny mpitsara indray kle d manao tapody indray ry lerony dia enao ihany no ampitahorina eo
malheureusement il l'a dit, en 2004, lazadaddy l'a confirmé aussi. d'ailleurs qu'est ce qu'il a fait contre ceux qui on tué ces 4 frères et soeurs. RIEN
ny hoe meloka sy manao ratsy indray mbola azo everina ihany iny AMIKO satria amiko dia raha tratra ambody omby zany dia pohafana fa sao dia avoakan'ny osika sy ny mpitsara indray kle d manao tapody indray ry lerony dia enao ihany no ampitahorina eo
a)Et le risque de vanzasa (vengeance) et le adimpoko?
b)et la règle ou rincipe de droit?-la présomption d’innocence
-l’illégalité de se faire justice soi-même ;
-la proportionnalité de peine ou de sanction;
c)d'ailleurs, si le tribunal ne fait pas son boulot, le ministre de la justice est là pour ça! si le ministre n'est pas à la hauteur, le président est là pour le sanctionner ou virer; si le président n'est pas competent, le peuple est là. C'est simple, c'est logique.c'est la democratie
29. Jeankely
(
24/01/2008 13:39)
Tsotra izahay tsy baikon'i Taizitra. Miandry fifidianana afaka manolo tsara. Omeo ny candidat-nao fa aza mijapy amin'ny an'olona. Lazaina TGVendrana avy eo lalantokana. Aiza re izany e?
30. tezitra
(
24/01/2008 18:06)
vas-y banane, continue ta life,avec ton honoris causa illetré, mais nous qui souffrons,
ya basta, delenda cartago
SEULS LES POISSSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
ya basta, delenda cartago
SEULS LES POISSSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
31. rakapy
(
24/01/2008 22:47)
Ory leaza aaa! toa lasa combaka ilay ady hevitra.Ataovy serieu ity ry zalahy fa isika izao no ho avin'i gasikara.:-D:-D:-D
32. Jeankely
(
25/01/2008 11:39)
Olona tsy Malagasy ve no lazainao ho avin'i Madagasikara e? Ny resaka Malagasy an'ny Malagasy ary ireo dia mpanaratsy izay resaka Malagasy rehetra satria tsy ny havany no mitondra intsony. Rehefa donto ny mpitondra mbola ho avy ny fotoana hanalana azy fa ny an-dry zalahy ny saritaka ihany no tiany hiverenana. Tsy mahazo olona izany Ra-TAIZITRA ITY A. Tsy nahavita ny vitany tokoa moa ianao na lazainao tsy hainy aza ny mitondra firenena. Mba porofoy izay mba vitanao fa tsy miantehitra amin'ny TAIZITRA VENDRANA koa ny Malagasy
33. rakapy
(
25/01/2008 21:11)
Nefa toa tena mahay manoratra teny gasy be daholo ny mpiady hevitra eto? ka iza no tsy gasy? sa raha mahay teny hafa ankoatra ny gasy dia tsy gasy?
Ataovy serieu ity zalahy a!:-D:-D
Ataovy serieu ity zalahy a!:-D:-D
34. Jeankely
(
26/01/2008 03:15)
Tsy hainay ny dikan'izany fa ny zavatra nosoratanao rehetra mifampitoy no jerenay fa tsy ny teny kely vao izao. Mba jerevo daholo ny zavatra soratan'ny tsirairay fa aza manaiky ny fandangolangoana eo ampotomoto eo. Izay tsy alehany tsy maintsy mbola hiala fa ny famerenana ny diska loaka ilaina hisainana tsara. Ry zalahy efa zatra ny nanimba io Madagasikara io ihany no milaza fa favy ary miresaka betsaka. Ny olombaovao ihany jerena fa zairo ny vavan'ny disaka loaka. Tsy miverina aminareo ny vahoaka fa mila vaovao hatrany.
35. badboy
(
26/01/2008 08:14)
rakapy:
Nefa toa tena mahay manoratra teny gasy be daholo ny mpiady hevitra eto? ka iza no tsy gasy? sa raha mahay teny hafa ankoatra ny gasy dia tsy gasy?
Ataovy serieu ity zalahy a!:-D:-D
Ka ny fanatika tsy afaka ny hanaiky mihintsy hoe sady mahay teny gasy no mahay teny hafa ny gasy!! Sady marary ery ny fony ra vao mahay teny frantsay le mpiady hevitra! Tsy omena tsiny ny tenany fa tsy hainy tsinona ilay teny frantsay dia izay mba hainy no asesisesiny hoe tena lafatra fa ny ankoatr'izay tenin'i nandra sy donto!!:twisted::twisted::twisted:
36. Jeankely
(
27/01/2008 05:06)
Izay indrindra mahay ianao fa vitao haingana ity fianarana dia ampiaro fa aza manao MPITOVO MANANATRA NY MPANANMBADY. Samy be heritreritra daholo fa rehefa niakatra kianja samy lasa rivotra satria io hiarahamahita io ny vokany. Ny Jeneraly tsy nanao "Guerre" nefa milaza mahay, Ny Polisy sy Zandary tafihan'ny Mpandroba, Ny Mpamianatra kely karama nefa milaza nahatafavoaka ankizy tsy nitondra nankaiza ny firenena, ny rehetra samy mahay miteny ary milaza be diplaoma nefa tsy hoe nankaiza. Fa oharina amin'inona ny vokatra sa inona no atao tahaka? Ny be diplaoma toa voan'ny ampaisomanta nefa lazaina baikon'ny tsy nianatra ny be diplaoma rehetra. Fa aiza no tena izy e? Badboy ve?
37. tezitra
(
28/01/2008 16:36)
1)Suite de l'affaire Mananjary
http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=660&Itemid=9
2)et même si ravAtorano et ses accolytes, et certains malagaches disent:
ravatorano
alors je dis à Ravalo et les autres : l'illégalité de se faire justice soi-même, c'est pour eviter les vengeances (vanzansa), c'est une loi universelle dans n'importe quelle nation d'etat de droit
3)Zamadinikan'ny mananjary, gaondahy sy gaombavy, ambilay rô adiady, , ambilay ny fitsarana hiasa, izikoa tsy miasa ny fitsarana, ny mpitondra no aongano, f'aza miady antsiana, fa samby malagasy migna rô.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=660&Itemid=9
2)et même si ravAtorano et ses accolytes, et certains malagaches disent:
ravatorano
ny hoe meloka sy manao ratsy indray mbola azo everina ihany iny AMIKO satria amiko dia raha tratra ambody omby zany dia pohafana fa sao dia avoakan'ny osika sy ny mpitsara indray kle d manao tapody indray ry lerony dia enao ihany no ampitahorina eo
alors je dis à Ravalo et les autres : l'illégalité de se faire justice soi-même, c'est pour eviter les vengeances (vanzansa), c'est une loi universelle dans n'importe quelle nation d'etat de droit
3)Zamadinikan'ny mananjary, gaondahy sy gaombavy, ambilay rô adiady, , ambilay ny fitsarana hiasa, izikoa tsy miasa ny fitsarana, ny mpitondra no aongano, f'aza miady antsiana, fa samby malagasy migna rô.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
38. Jeankely
(
29/01/2008 03:31)
Tsy nisy nilaza an'io fa resabe ny andry Taizitra. Inona no hidiran'ny fitondrana amin'ny adiko aminao ohatra. Ny mitady vahaolana tsy hitarany kosa dia mendrika raha miditra ny fitondrana amin'ny maha olondehibe azy.
Na izany aza aongana ny fitondrana dia soloana an'i taizitra sa atao tsisy fanjakana intsony? =))=))=))
Na izany aza aongana ny fitondrana dia soloana an'i taizitra sa atao tsisy fanjakana intsony? =))=))=))
39. tezitra
(
30/01/2008 12:04)
rdv à la place du 13 mai.
Si ravalo a fait de Tamatave son capital economique;
Pour nous Tananarive reste le capital politique;
Si ravalo a fait de Tamatave son capital economique;
Pour nous Tananarive reste le capital politique;
40. Jeankely
(
31/01/2008 03:40)
Mbola ny hevitra nosoratako t@'ny herintaona no hakanao spapa saingy amin'ny hevitra hafa. Ho ahy dia anisany nampandroso haingana an'i Singapore sy Hong Kong ny fitoeran'ny renivohitra sy ny fisian'ny serantsambo ary ny fifandraisana rehetra. Voaporofo izany. Navadikin'ny sasany resaka hafa moa ilay izy dia tsy novelariko intsony. Ny renivohitra tokony misy seranatsambo ka rehefa manahirana ny fanononana hoe renivohitra dia hevitra hafa no aroso. Efa hitanay io Ra-tezitra saingy tsy resaka adim-poko sahala ny anao no nintondranay azy e