Misy "courant" raha vao midina ny fiara

1. ni81 ( 22/01/2008 14:08)
Asa raha toa efa nisy niharan'izao toe-javatra izao ianareo na tsia.
Rehefa mangatsiaka ny andro ka miala avy ao anatin'ny fiarako aho dia misy courant, ka izay olona kasihiko voalohany dia lanin'io courant io koa. Nisy olona nanoro hevitra hoe: vohay ny varavaran'ny fiara dia tazony, dia izay vao ampidino ny tongotra hikasika ny arabe. Nataoko io dia nety tokoa fa indraindray adino dia tena mijaly mihitsy aho. Io fiara io ihany fa ny hafa tsy maninona aho. Ka raha mba misy manana toro-hevitra dia mba lazao. Misaotra.
novalian'i jiolah ny 23/01/2008 11:30
2. menalamba ( 22/01/2008 14:29)
Jereo any @ ireny mpivarotra kojakoja na fiara ireny fa misy fingotra lavalava kely izay hapetaka ary aorinan'ny vodina fiara ary (ny taksibrosy any @ tanana feno azy raha tadidinao) "anti-statique" ,dia iny no manao masse @ terre avy @ fiaranao dia afaka ho azy io .Io aza no mahatonga ny olona sasany maloiloy rehefa mandeha fiara elaela fa tsy fantany.8-) :°)
3. Bafota ( 22/01/2008 14:30)
Efa tsy mila piles intsony ianao izany koa:-D:-D:-D:-D
4. ikaretsaka ( 22/01/2008 14:33)
mitovy hevitra @ bafota
5. ni81 ( 22/01/2008 15:32)
Misaotra fa dia hividy an'io anti-statique io izany e! Ary araka ny tenin'i Bafota sy ikaretsaka hoe tsy mila piles intsony aho dia angamba hanokatra orinasa hanampiana ny jirama.:lol::lol:
6. olomboavonjy ( 22/01/2008 18:11)
ni81 raha ny hevitro de ialahy be fer be na koa ilay fiaran'ialahy misy fil miboridana any ho any :idea:
7. ikaretsaka ( 22/01/2008 18:13)
tsara jerena kao io fil miboridana io sao misy mandamasy
8. tess ( 22/01/2008 18:44)
zà tratran'io foana na tsy mikasika fiara aza fa refa zvtr plastik na lamba synthétik fa marary an!
9. ikaretsaka ( 22/01/2008 19:17)
zavatra hafa kasihina ary e
10. tess ( 22/01/2008 19:22)
ka refa tratran'io ange de otran'ny misy courant dool zé kasihina e! mahery vaika ngamba ny courant mivoaka ny vatana
11. ikaretsaka ( 22/01/2008 19:30)
tsy milatsaka intsony iznay ny varatra @ izany fa miverina any an-danitra
12. tess ( 22/01/2008 19:45)
possible! mbola tsy nanandrana :wink:
13. ikaretsaka ( 22/01/2008 20:27)
fa tanjemo fa mety tsy misy coup de foudre intsony izany
14. tess ( 22/01/2008 20:29)
kou tsy loza ve???? zà mbola te ho tratranzany coup de foudre izany! sa koup de tselatra ndray izany no mety possible raha izany:°)
15. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:16)
lasa double de electrocutted ny olona
16. tess ( 22/01/2008 21:23)
mety ho manja! hinjitrinjitra waz eny dool !
17. jiolah ( 23/01/2008 11:30)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2209