Liste des messages
Liste des messages, inserés par jiolah, par ordre de date
jiolah
(
20/02/2011 13:03)
io ary le nokoziako
De tanteraka tokoa ity le faminaniana fopla fa tena mandihindihy mihitsy lebazy.
Amin'ny manaraka ngamba tsy tokony hikozy intsony Ra8 fa tonga de migadona masika avy any.Izay nefa no tena risika satr...
suite
répondu par andrywui le 22/02/2011 10:10
jiolah
(
17/02/2011 13:01)
raha ho tonga tokoa ra8
Raha mizotra araka ny ilan'ny mpomba azy tokoa ny fidiran-dravalo eto amin'ny tanana ka misy ny fivadihan'ny kil amin'i tgv dia ny reactions maromaro voalohany eto zao dia hoan'ingahy Bazilozitra avok...
suite
répondu par bazylou le 18/02/2011 19:18
jiolah
(
22/10/2010 09:01)
Ho lany ny TSIA raha izao no mitohy!!
Mampalahelo rangah fa takona mihitsy ny TSIA .Zara raha misy manentana (tsy ampy sosy angamba).Jereo anie ny fivatravatran'ny ENY e, miara-misalahy ao daholo hatramin'ny minisitra sy ireo mpiasam-panj...
suite
répondu par mepaka le 25/10/2010 18:16
jiolah
(
08/10/2010 05:17)
tena ilaina ve ny Congresin'ny tetezamita??
Fitokonana etsy,grevy eroa...
Mandrangaranga izany avokoa ny ankolafim-pikambanana maro ary manao randra-tarihina mihitsy aza.Valiny avy amin'ny ministera tompon'andraikitra matetika dia ny hoe " tsy...
suite
répondu par Rabaradaka le 20/10/2010 11:51
jiolah
(
06/10/2010 11:46)
fetsy ilay Radidy
Dia ireny niaraha-nahita ireny fa nivoaka ny fahanginany ny amiraly volana maromaro aty aoriana. Raha tsahivina ny tantara dia ilay fandaharan'ilehio nandeha tao amin'ny onjam-peon'ingahy Maire fahiza...
suite
répondu par fijo le 07/10/2010 21:44
