tena ilaina ve ny Congresin'ny tetezamita??
1. jiolah
(
08/10/2010 05:17)
Fitokonana etsy,grevy eroa...
Mandrangaranga izany avokoa ny ankolafim-pikambanana maro ary manao randra-tarihina mihitsy aza.Valiny avy amin'ny ministera tompon'andraikitra matetika dia ny hoe " tsy mbola fotoanan'ny fitakiana izany izao".Karazan'ny filam-baniny izany no fandraisan'ny mpitondra izany fitakiana maro samihafa izany.Tonga mihitsy aza amin'ny hoe:Ingahy Ravalo no ao ambadik'izao.
Mety ho marina izany satria saika lamina efa napetraky ny fitondrana teo aloha ary efa andalam-panatanterahana ireo votoatin'ny fitakiana maro saingy odian'ny FAT fanina ny fampiharana azy.
Raha ny lojikan'ny mpitazana toa anay dia ny vola izany no tsy misy na tsy "ampy zaraina" nefa mbola ho fandaniana mihoampampana miandry ny FAT koa ny karaman'ireto mpikambana anatin'ny rafitra vaovao hatsangana ireto .Eo ihany koa ny tambiny samihafa paingorina miaraka aminy (fiara,hofan-trano,solika,fahana..sns.).Haharaka ve izy ireo???
18 volana izay no tsy nisian'izany "toa nandeha ratsy" ihany ka izao ve vao tena ilaina??
Vahaolana ihany koa ny fandravana ny mpikambana HAT (efa mba voky kosa angamba izy ireo)mba hampihena ny fandaniana .
Hevitra ihany iny fa ny tantara mbola mitohy.

novalian'i Rabaradaka ny 20/10/2010 11:51
2. RAR.DAGO
(
10/10/2010 14:03)
Tsy vitan'ny hoe tsy misy ilanĂ azy io fa fizarana seza ho an'ny mpanao politika maty noana fotsiny mba hapanginana azy ireo amin'ny fita-bitro ataon'ny FAT, fa ambonin'izany fampitomboana ny fahorian'ny gasy satria hotaritina ny tetezamita mba hinanan'ireo olona ireo nefa ny "krizy mafy" efa isan'andro
3. piozila
(
16/10/2010 08:44)
jiolah:
Fitokonana etsy,grevy eroa...
Mandrangaranga izany avokoa ny ankolafim-pikambanana maro ary manao randra-tarihina mihitsy aza.Valiny avy amin'ny ministera tompon'andraikitra matetika dia ny hoe " tsy mbola fotoanan'ny fitakiana izany izao".Karazan'ny filam-baniny izany no fandraisan'ny mpitondra izany fitakiana maro samihafa izany.Tonga mihitsy aza amin'ny hoe:Ingahy Ravalo no ao ambadik'izao.
Mety ho marina izany satria saika lamina efa napetraky ny fitondrana teo aloha ary efa andalam-panatanterahana ireo votoatin'ny fitakiana maro saingy odian'ny FAT fanina ny fampiharana azy.
Raha ny lojikan'ny mpitazana toa anay dia ny vola izany no tsy misy na tsy "ampy zaraina" nefa mbola ho fandaniana mihoampampana miandry ny FAT koa ny karaman'ireto mpikambana anatin'ny rafitra vaovao hatsangana ireto .Eo ihany koa ny tambiny samihafa paingorina miaraka aminy (fiara,hofan-trano,solika,fahana..sns.).Haharaka ve izy ireo???
18 volana izay no tsy nisian'izany "toa nandeha ratsy" ihany ka izao ve vao tena ilaina??
Vahaolana ihany koa ny fandravana ny mpikambana HAT (efa mba voky kosa angamba izy ireo)mba hampihena ny fandaniana .
Hevitra ihany iny fa ny tantara mbola mitohy.
TSY NY HEVITRAO NO ATAO ETO, NA ILAINA NA TSY ILAINA , fa ny hevitry RADOMELINA RATSINA ORANA, RAMAKA AVELO sns...
IZAY NO REVINDRY ZALAHY SATRIA AZY NY FANJAKANA KA MANAO IZAY DANIN'NY KIBONY RY TSY MATAHOTODY ISANY.
ANDEHA ATAO AMIZAY NY FITSARAMBAHOAKA FA TSY MISY HADALAIN'IZAY MPANAO POLITIKA ISANANDRO ETO
4. Rabaradaka
(
20/10/2010 11:51)
Ilaina ny congesin'ny tetezamita ry dadatoa fa manjary tsy misy ahongana ny 3 mouvances rehefa haka seza. Tsy ilaina indray ny CT satria anjakan'ny jiolahimboto fotsiny ny firenena