fetsy ilay Radidy

1. jiolah ( 06/10/2010 11:46)
Dia ireny niaraha-nahita ireny fa nivoaka ny fahanginany ny amiraly volana maromaro aty aoriana. Raha tsahivina ny tantara dia ilay fandaharan'ilehio nandeha tao amin'ny onjam-peon'ingahy Maire fahizany no pitik'afo nadrehitra ilay "tolona".Ankehitriny dia miray tendro tamin'ingahy Prof sy Dadavalo indray ny toeran'ny amiraly ary ao anatin'ny antoko manohitra ny mpitondra ankehitriny.Ahoana koa ary izany hoy ny maro?? Ny marina anefa dia eo anelanelany eo izy fa tsy miditra lalina.Tsy ingahy PHAT loatra no adiveriserany fa ireto fotsivolo sy sakalelaka mpijapy tezeve marobe izay tsy mena-mivadika akory.
Fotoanany izao hoy izy mba hampanakoako ny feony eo anatrehan'ny gasy efa verivery saina vokatry ny krizy ka hahatonga ny sasany hanadino tanteraka ireo zava-tsy nety nataony teto.
Iray tanjona aminy moa i Profy sy Radada sy ny mpomba azy saingy tsy manaiky ho takotakonana ny deba fa tsy maintsy hiavaka.Mahamora ny fakany ny fon'ny vahoaka rahateo ireo tandrevaka miseho lany ataon'ny tezeve.
Mandady ny trambo ka antsika ny mieritreritra.
novalian'i fijo ny 07/10/2010 21:44
2. nyhaingo ( 06/10/2010 16:12)
ka rehefa tsy mety foana kosa ve ry jiolah ny ataon'ity tgv fatyfaty ity tsy aleo ataon'ny mahavita
3. AndriambyII ( 06/10/2010 21:18)

nyhaingo:

ka rehefa tsy mety foana kosa ve ry jiolah ny ataon'ity tgv fatyfaty ity tsy aleo ataon'ny mahavita

Dia manaiky ny hiverenan' ny boky mena , boky fotsy , boky mavo , boky komavoka , ets ets , .. zany i haingo ? izay efa tsapan' izao tontolo izao fa moyen d' exploitation nuisible pour l' etre humain ? na dia voatonina tao anaty diary aza ny anarany dia tsy hanova ny tantara nosoratan' ny avo akory ny fisiany nandalo teo @ fitondrana an' i Mada . Tsara ho fantarinao fa isan' ny tany masina to an' i Jerosalema , Babylona , Angkor , la mecque , Vatikana , Windsesslord ,Tajmahal ,... ny faritanin'ny tanànan' Antananarivo.
Porofon' izany ireo anaran-tanàna " Mahamasina ,Ambohimasina , Ambatomasina , Ankazomasina , Anivomasina , Itsaramasina , Andramasina , ... Tsy hipaka any Anjanamasina akory isika @ farany .
4. fijo ( 06/10/2010 21:19)
le mahavita aloha mbola??????
5. jiolah ( 07/10/2010 05:17)
ny toetrany aloha dia efa fatatsika fa tsy tia "tsindrian'aloka " ny amiraly.Ny 26 taona nitondrany koa dia efa ampy nametrahany faka teto an-tanana ho an'ny zaza navela.Ka mety misimisy ihany ny mbola miandrandra ny hitondrany ny sambofiara, ka mety hanakona ny anjara-masoandron'ny tezeve.Tsy hanaiky mora anefa ireto mpanolon-tsaina fotsivolo te higoka faramparany ny hamamin'ny fiainana sy ny voninahitra.
6. locl ( 07/10/2010 11:39)
Ka raha mahita kosa moa izy fa tsy mety ny amin'zao ataon'ny TGV izao dia tokony tsy hiteny fa hoe efa lany andro e!
7. nyhaingo ( 07/10/2010 14:11)
moa ka tsy zany va ? marina an'izany

...Ndao ampio dédé ratsirakambàaa
anatanterakilàaa fiteny mamioeee
madagasikara hatraminizaaa
mijorofa tsy mandohalikaaa
8. fijo ( 07/10/2010 21:44)
ary efaaaa miankohokaaaaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1173