raha ho tonga tokoa ra8

1. jiolah ( 17/02/2011 13:01)
Raha mizotra araka ny ilan'ny mpomba azy tokoa ny fidiran-dravalo eto amin'ny tanana ka misy ny fivadihan'ny kil amin'i tgv dia ny reactions maromaro voalohany eto zao dia hoan'ingahy Bazilozitra avokoa fa siora aho.
Handalo eto avokoa ny: " aiza amin'izay elah letia bazy aa???...''; '' mba avereno kely hoe le vavan'elah tamin'ny anona inyyyyy???...sns
Raha sanatria kosa anazy ny laka dia hanjaka tokana mihitsy ny anao lahy.
Bref, betsaka ny debats steriles mandeha eto .
Faminaniana tailana ihany ireo otran'reny ataon'i Maihol reny.
novalian'i bazylou ny 18/02/2011 19:18
2. locl ( 18/02/2011 17:42)
Tsy afaka manjaka tokany izy satria RAINILAINGA
3. bazylou ( 18/02/2011 19:18)
bluff daholo ireo ry baina annn,

ka raha tonga eo ary izy dia hanao inona , tsy maintsy hanagadra azy i tgv, na tiany na tsy tiany.

beuuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546