Fantaro ny atao hoe tena "FITIAVANA"vao miditra ao aminy.

1. tahina119 ( 23/01/2008 06:10)
Mba tiako ny mampiditra hevitra ato @ forum raha resaka fitiavana no ambara tsy de hoe mahafantatra betsaka aho akory fa mizara zay mba fahitako azy sy fiatraikan'zany @ zao fiainana zao.
Amin'izao fotoana zao tokoa dia lasa fahazarana sy lasa ohatran'ny mandeha ho azy zany ny fitenenana hoe "TIAKO IANAO" nefa zao mba fantatra tokoa ve ny hevitr'izany teny zany inona no fonosin'zany teny zany ary mila fantarina zany
Betsaka tokoa ny tanora @ zao no tsy mahalala an'zany hoe tena fitiavana zany satria ohatrany hoe zary fifaninanana le izy @ zao mahita ny namany manao sipa izy dia lasa ko hoe za rery ve no tsy mba hanao nefa fantatra ve ny mety ho vokadratsiny sy ny lafi-tsarany ka tokony handinika tsara aloha tokony hisaina tsara aloha alohan'ny hidirana @^ zany io anie afo mandoro e ary ianao refa tafiditra @ zany fitiavana zany de zao no tsarovy fa misy zavatra miova be eo @ fiainanao ka zay no hany mba tiako ambara ny hoe fantaro aloha ny tokony atao vao miditra @ fitiavana
Misaotra indrindra
2. tess ( 23/01/2008 06:16)
ka raha tsy miditra lalina amin'ny fitiavana kosa tsy hanana traikefa amin'izany koa!
ny traikefa hanananao anefa no ahafantaranao bebe kokoa hoe inona no tena atao hoe fitiavana....
otran'ny asa ihany io raha tsy manana traikefa tsy hainao ny asa ataonao ohatra:°)
manomboka aminao bado bado iny no manobmoka azy fa avy teo hainao tsara ny dikany.
fanampiny, tsy afaka ny hiarakaraka foana kosa raha tsy misy ilay fitiavana e! ny fo sy ny saina no mitondra azy.....ka tsy azo ferana raha tia koa sa ahoana????
3. la ( 23/01/2008 06:38)
Ra ny hevitro ndray de zao:
-marina fa tsy afaka ny hiarakara poana raha tsy misy ny fitiavana, fa indraindray ilay fitiavana lasa fitia te anan-drakandrana fa tsy ilay fitiavana tena izy tsony de iny mahatonga fikorontanana satria ao anatin'ny fitiavana misy mifono hoe "fanajana" refa tia andrakandrana anefa dia matetika lasa tsy mifanaja tsony.
-fitiavana tonga ho azy nefa azo ferana koa, satria afaka mandinika aloha hoe ahoana no atao de zay vao miteny hoe "TIKO ENAO" satria manjary mifamitaka!
Mazotoa aby!! de mifankatiava ihany ra mbola velon'aina tsy misy toy izany no mampifaly saina....
4. Aino ( 23/01/2008 09:28)
ny ahy aloha dia ny fahitako azy dia tena marina tokoa io lazainy tahina io fa maro ny tanora ankehintsiny ny milalao fitia tsy mba asiana fiheverana tsara, ary any ka tonga manaonao faona, ary marina ihany koa fa mora ny milay ilay Tiako Ianao nefa tsy mba hainy sasany izay tena dikany iny, misy ireo milaza tia nefa ny ampitso dia tsia, ka tokony ho dinihina tsara.

ary marina koa ny lazainy tess hoe raha tsy manandrana sy mandalina tsara ny @ tsy ho fantatrao velively ny tena izy sy ny momba azy ahafataranao hoe toa haona ilay fitia ary ahoana izany tia!!

fitiavana tonga ho azy nefa azo ferana koa, satria afaka mandinika aloha hoe ahoana no atao de zay vao miteny hoe "TIKO ENAO" satria manjary mifamitaka!
marina ihany koa io!!

5. Aino ( 23/01/2008 09:28)

6. poussy3 ( 23/01/2008 14:14)
marina daholo zany ka! fa ny tena fitiavana dia ny mizara, manampy, mihaino,tia tahaka ny tenanao
7. sakaizakely ( 23/01/2008 14:39)
ka ahoana ny ahafantarana hoe manao ahoana raha tsy manandrana :?::?::?::?:
8. tess ( 23/01/2008 16:31)
fa hita wa ry sakaizakely! tsy ny fitiavana no tsy azo andramana fa ny olona hiarahana no fidiana sy fantarina tsara!
9. diamondra27 ( 23/01/2008 17:28)
mamaky boky akia fa tsy voatery manao pratika a:oops::oops:
10. sakaizakely ( 23/01/2008 21:40)
diamondra> ary raha tsy mahay mamaky teny dia ahoana ? :lol::lol::lol:
11. ari.malala ( 24/01/2008 13:45)
ny tena itako olana amzao fotoana izao, ny dikan'ny hoe tiako ianao hoan'ny olona sasany de hoe ndao hiray fandriana... d ts mahatohitra le vevavy matetika, satria matahotra sao d arian'le lelà de lasa manaonao fona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.082