Bon annif Mamzelkely

1. ari.malala ( 24/01/2008 05:18)
Arabaina aky tratry ny tsingerin-taona nahaterahana de ho soa sy hilay b fona ny fiaianana de mahazoa izay irina sy tadiavina ka mahasoa a:-*:-*:-* d miandry gatô za an;)
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:41
2. tess ( 24/01/2008 06:05)
bonanif mamz ary hitako omaly ny ps! ampitao any aky ry ari. ny hafatra ah! try hita trony izy kou:?
bonanif de kisss mamy beuh!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. ari.malala ( 24/01/2008 07:19)
tess, b asa b ky iz a! fa niteny iz we afaka miditra iany hono entre 12-14 d ita-ntsika eo, sinon aza matahotra indry fa ampitaiko zao d zao ny hafatr'indry;)
4. kelly13 ( 24/01/2008 08:17)
bon anniversera ranona kely a! azo v ny séméssiko t@ maraina? hanao gatô v ingahy dinamo? hitako eto ery ilay fôret noire zao :*:*:* (hihihi)
5. ratonga ( 24/01/2008 08:21)
bôaniversera Mamzelkely :-*:-*:-*
6. mamzelkely ( 24/01/2008 09:15)
de misaotra betsaka anareo rht nahatsiaro mandalo kely ihany refa afaka eee :-*:-*:-*

tess ts manadino akia aafa sahirana am fitadiavana am fitadiavana:-*:-*:-*
kelly vôray ny siméso ôôôô :D
7. ari.malala ( 24/01/2008 10:08)
iny eny ramatoa kely fa nandalo marina! ihih! tratran'ny fanaingalavitray mianakavy iany lol
8. diamondra27 ( 24/01/2008 10:33)
mamz: bon annif akia dry a :-*:-*
9. tywa68 ( 24/01/2008 11:25)
bon anniv mamzelkely a d mirary fifaliana hatrany e d tsy voatery lany androany dhl ny gatô e :-*
10. Veloo ( 24/01/2008 13:49)
Arabaina aky mamz a, efa nitofona ve ny labozy? dia efa nanao "wish" ve njy? hihihihi
Dia ho azo daholo aky izay hirina a:-*:-*:-*

Dia homaro andro oooooooooo:-*
11. Veloo ( 24/01/2008 13:49)
efa lasa ilay message vo ita ny erora, nitsofona aky fa tsy nitofona a hihihihih
12. tslem ( 24/01/2008 16:59)
zoaezaniversera zany mamz zany, d ho lava andro iainana dia hifanatitra amin'ny faramandimby:-*:-*:-*
13. mbaliana ( 24/01/2008 18:46)
bon annif akia i mamzelkely a....dia mahazoa zay iriana e :-*:-*:-*
14. penina ( 24/01/2008 18:52)

[center]:-* akia a[/center]
15. fanaina ( 24/01/2008 19:58)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* bonaniff njy zelikely manjakely
16. dadie ( 26/01/2008 10:50)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]

zoaiezaniv mamz :-*
17. mamzelkely ( 29/01/2008 09:37)
de mbola misôtra hatrany ry reto aa manana namana tokoa manana anareo :-*:-*:-*:-*:-*
18. sasa ( 29/01/2008 10:50)
tara sambo indray za fa tena be asa loatra d tsy tafiditra matetika tsony
Bon annif i mamz d mirary soa sy fahasalamana hatrany
19. Mifenty ( 03/02/2008 12:16)
bonanifou ra mamz a
20. endrika01 ( 03/02/2008 13:41)
Accepte-o na efa tara aza ny firariana avy
amiko é! Bon anniversaire é!(l):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2404