tsy haiko ny lohateny

1. KAMBANA3 ( 23/01/2008 12:22)
Mba inona koa ny mahazo ahy satria taloha tiako be ilay zaza vavy io , ankehitriny izy peziko nefa vao miara matory aminy aho lasa tsy tiako koa izy , asa misy any zany fa dia gaga zaho @io zavatra io.
novalian'i xxx ny 31/01/2008 14:18
2. Mandefitra ( 23/01/2008 12:45)
Ka zay no olana, le fiaraha -matory no tanjona ...
"ny dobo tsy hita no mahamanina fa rehefa mikobana iray ihany"
Betsaka hono no tiana hiaraha-matory fa iray ihany no tiana iaraha-mifoha
Ka asakasakareo ampelasoa io , f zay no atao hoe lehilahy
3. penina ( 23/01/2008 12:58)
Mba inona koa ny mahazo ahy satria taloha tiako ho ... be ilay zaza vavy


dasoga un

Ka asakasakareo ampelasoa io , f zay no atao hoe lehilahy


dasoga deux

8)
4. KAMBANA3 ( 23/01/2008 13:06)
hoana foana ary izany fa maro loatra ny zavatra henoko etsy sy eroa. De zay ve ny marina sa adroadro aby zany .
5. penina ( 23/01/2008 13:13)
ataovy teny gasy :-D
6. milaibe ( 23/01/2008 21:03)
Tsy fitiavana ny anao ry kambana3 na dia milaza aza ianao fa tianao teo aloha kanjo nony njay "pezinao" dia tsy tinao ndray, raha tena fitia no nanosika anao dia tsy hoatr'izany no eritreritrao
7. nandrianina1 ( 23/01/2008 21:24)
asa misy any zany fa dia gaga zaho @io zavatra io.

Mbola sty nitranga zany io tantara io ra azoko tsara?

taloha tiako be ilay zaza vavy io

nefa vao miara matory aminy aho lasa tsy tiako koa izy


ra ny iara-matory aminy ko efa tafiditra tao an-tsainao sahady t@ enao nahatsapa we tiko be in vhv iny:arrow:de mazava wazy fa tsy izy no tinao fa le fikab:(
8. nandrianina1 ( 23/01/2008 22:22)
diniho ary ity na hoan lhl na hoan vhv
dialogy kely
avant le sex

Elle : Salut !
Lui : Ah, depuis le temps que j'attends ça !
Elle : Tu veux que je parte ?
Lui : Non. Je n'ose même pas y penser.
Elle : Tu m'aimes ?
Lui : Bien sûr ! Énormément !
Elle : Tu m'as déjà trompée ?
Lui : Non ! Pourquoi demandes-tu ça ?
Elle : Tu veux m'embrasser ?
Lui : Chaque fois que j'en aurai l'occasion
Elle : Tu me battras un jour ?
Lui : Tu es folle ? Je ne suis pas comme ça !
Elle : Je peux te faire confiance ?
Lui : Oui
Elle : Chéri !

apres le sexlire le texte de bas en haut
8O:roll:
9. bimanoa ( 24/01/2008 05:16)
nandrianina1 - disque efa nandeha, :wink:
KAMBANA3 - fa nisy inn ary tao am-pandriana tao ?:roll:
D arak' io nambaran' i Mandefitra io hono izany e ! am-bava homana ! am-po mieritreritra !
10. aaron ( 24/01/2008 08:18)
KAMBANA3:

Mba inona koa ny mahazo ahy satria taloha tiako be ilay zaza vavy io , ankehitriny izy peziko nefa vao miara matory aminy aho lasa tsy tiako koa izy , asa misy any zany fa dia gaga zaho @io zavatra io.


rah am taonanao aloha de izay mitsy ny fihetsiky ny lehilahy e! manitona daholo zay hita ka tsy mnbola azo, indrindra le sarotra vo azo, fa refa eo an-tanana de tsisy tsirony tsony. Tsy aleo mba tsy maika mankany ampandriana de amzay maharitra le fitiavanao voalohany iny, iny anie no tena tsara e!
11. veromahefa ( 24/01/2008 08:49)
Ka naninona anefa no niara-natory ? dia raha ohatr'izany foana izay sipa iarahanao dia ahoana?
"izay tia mahandry":wink:
12. ari.malala ( 24/01/2008 11:15)
de tsisy afatsy sexe ve tany @ le olona ry kambana3? satria io iany no itanao nitiavana azy de refa azonao io de lasa tsy tinao tsony izy...
13. apache ( 31/01/2008 13:59)
KAMBANA3:

Mba inona koa ny mahazo ahy satria taloha tiako be ilay zaza vavy io , ankehitriny izy peziko nefa vao miara matory aminy aho lasa tsy tiako koa izy , asa misy any zany fa dia gaga zaho @io zavatra io.

Mampalahelo ny vhv sendra ny bandy ôtran'ialahy isany itony an, tsy omena mikafàra; omena be zesta,
tadidio anefa fa reciproque foana ny fitiavana.Mety vao teo am-panaovana rapport fotsiny ianareo dia efa vao-capter-n'ilay sipa koa ny vibration negative avy amin'drangah.
Tsy en phase nareo matoa mitranga izany zavatra ôtr'izany, ary mety efa manoratra any @ seraserany any koa izay izy hoe : vao niara-natory tamin-drangah dia lasa tsy tiany koa rangah. Diniho kely ange e!


14. xxx ( 31/01/2008 14:18)
Amiko izao dia tokony ho menatra i kambana3 @ izao situation izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5624