Dia enao zao ve!

1. badboy ( 23/01/2008 11:32)
Matoa tsy mianatra dia satria tsy mahay, matoa tsy manakohanina de satria noana, matoa tsy miezaka de satria te hivoatra, matoa tsy manambola de satria miasa, matoa voafidy de satria mitondra!

Ka samia maka ny toerany de aza mipelipelika fa tsy ho lasa lavitra aiza akory!:twisted::twisted:
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 05:09
2. simplex ( 23/01/2008 14:08)

matoa mamboly vonikazo dia satria miani-kazo :P
3. xxx ( 23/01/2008 14:23)
matoa miani-kazo dia mivoka jamala :(:(:(:(:(:(:-D
4. Belle ( 23/01/2008 15:45)
matoa mifoka jamala dia efa miparitaka! :lol:
5. ra8si2000 ( 23/01/2008 15:56)
Lasa panao tononkalo ndray ngah ry badboy sa..?
..tonga tampoka ny ainga-panah.?..:D
6. badboy ( 23/01/2008 17:21)
Tena tonokalo ve? Tena haingapanahy ve? Tena fiainana isanandro ve?
7. xxx ( 23/01/2008 17:37)
tena tsisy dikany koa ny zavatra soratanity badboy ity le aza miteniteny fana, mety manaa blem agamba
8. badboy ( 23/01/2008 17:52)
Bravo xxx! Tonga de hitandranamana hoe tsy misy "logique" ilay voasoratra, sady toa mifamadika @ tokony ho izy! Tena tsapanao koa hoe misy blème.
De jereo anefa, inona @ ireo voalazako ireo (matoa.....) no tsy fianan'ny gasy isan'andro sy tsy marina?
9. nandrianina1 ( 23/01/2008 21:27)
iee, ra esorina ze tsyaorinan'ny matoa rehatra:lol:
10. Jeankely ( 24/01/2008 02:59)
Matao tsy tafavoaka dia satria mbola miandry badboy ho avy.
11. badboy ( 24/01/2008 07:55)
nandrianina1:

iee, ra esorina ze tsyaorinan'ny matoa rehatra:lol:
Bravo Nandrianina kobonao le izy, ra ny tokony ho "logique" de zay mihintsy. Fa saingy ilay "tsy" eo @ toerany tokony hisy azy mihintsy eto. Porofo?


badboy:

Matoa tsy mianatra dia satria tsy mahay

Satria hono mpamboly dia tsy mila mahalala tenin'olokafa na fahalalana ambony momba ny fambolena ankoatran'ny nolovaina t@ ireo ray amandreny.

badboy:
matoa tsy manambola de satria miasa,

Hoatrinona moa zao ny smic? De otrinina ny frais-ny taxibe, ny vidin'ny vary, hena, ny jiro......?

badboy:
matoa voafidy de satria mitondra!

Iza no tsy nidradradra oe "misy halabato ataon'ny ilay raikalahy teo taloha" isaky ny misy fifidianana?????

badboy:
Ka samia maka ny toerany de aza mipelipelika fa tsy ho lasa lavitra aiza akory!:twisted::twisted:

Fa tsy zay anga moa no ilain'ny mpitondra sy angatahan'ny retraretra nandalo teo atr@ zay??

12. Jeankely ( 24/01/2008 08:03)
Matoa badboy dia mifanohitra amin'izay mahay be=))=))=))=))
13. badboy ( 26/01/2008 08:28)
tsikera mivadika sy miafara ho

  1. fidinana andalambe
  2. fanonganana



Za milaza hoe :
Tsikera tsy arahan'ny fiovan'ny pôlitikan'ny mpitondra avadika fidinana andalambe hanerena ilay fiovana "moyen de pression" "means of pressure"(otran'ny ataon'ny firenena demokratika rehetra angleterre, france, allemagne, amerika.....)
14. Jeankely ( 27/01/2008 05:09)
Mataoa milaza mahay = Mbola tsy nandray andraikitra = Mbola any andakilasy = Mbola mianatra = sa taranaky ny avy nanao tsy nahavita = Mpanohatra = tsiizy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2306