lasa ny saiko

1. xxx ( 23/01/2008 17:31)
...hoe mety ho tsara ny kapa ventiny raha hoanina a, ndao ry reto handramana a, sao mba mahavonjy rehefa le ramaka be iny!!! sa???
2. tess ( 23/01/2008 17:46)
hano aloha ny anao de ita eo na hanao ny oul na tsia;-)
3. rova30 ( 23/01/2008 18:41)
Mba eritreritra koa izany ka atao !

Nefa moa..."Aleo hono manontanitany foana, toy izay manaonao foana."
4. soanja ( 24/01/2008 04:10)
xxx:

...hoe mety ho tsara ny kapa ventiny raha hoanina a, ndao ry reto handramana a, sao mba mahavonjy rehefa le ramaka be iny!!! sa???


Zezika tsara anaovana compost ihany no hitako ilana io iray io. Ny pipy anefa dia rano mahavelona tokoa sady madio ara-tsiansa raha tsy marary ny tompony.


5. dongadonga ( 26/01/2008 05:01)
mety ho tanteraka ihany izany le hoe minanitainy sy ny amaniny raha io no hampiarina an !:lol:
6. tsiambaratelo ( 27/01/2008 12:23)
ka efa nisy alou le hoe nisotro ny anamaminy é.
lay tany Afrika,accident le ra-namana dia tsy nahita ho sarangotana,lay nianjera ny fiaramanidina nohonteny,dia nikapa ranony izy dia iny no nosotroiny nandritra ny herinandro dia velona soamatsara le ra-namana,refa hitan'ny pokona dia nohentiny tany @ hopital.Fa le faharoa alou mety efa nisy nihinana an-kolaka é,

>>>>>>>>hoatra fotsiny le renim-pianakaviana mitaiza kely ireny hi hi hi=))=))=))
7. dongadonga ( 27/01/2008 19:43)
tsy ankolaka fa efa nihinana mahintsiny le renim-pianakaviana ,ary ahoana le mpitaiza kely mpivarotra hanimasaka eny @ sisiny eny ,hhiiihhiiii!!!!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.355