Mbola afaka manantena ny ho avy ve ny zaza malagasy???
1. badboy
(
01/02/2008 13:48)
Hoy ny mpanohana ny fisian\\\\\\\'ny fanantenana ny ho avy mamiratra (optimiste):
Tsisy tsy laitran\\\\\\\'ny zoto : miasa de tafa
Baina sy bofy efa nanao ze mety : efa voangony tany ho any ny anjaranay
Le ho avy manaraka eo @ io seza io no fanantenana
Refa misy ny sosy de vita ny dosy (dossier)
Hoy ny mpanohana ny tsy manatena ny ho avy (pessimiste) :
Ny ho anina androany tadiavina rapitso
Zazakely ve de ho ampianarina ho tompon\\\\\\\'andraikitra amin\\\\\\\'izay ataony : aza bedesina fa tambatambazo; ny fiainany aza efa mafy
Ny omaly tsy miova : ny palitao fotsiny no navadika
Raha tsisy ny tsolotra tsisy mivotsotra
2. penina
(
01/02/2008 19:23)
Dia hoy ny eo anelanelany,
aleo mifanampy fa ny izay no mampiavaka ny vahiny.
3. Jeankely
(
02/02/2008 04:13)
Misaotra anao penina fa io no tena izy. S.A., Partenariat sns hoy ry zalahy fa tsy ny hoe mifavaha sahala ny resakin'ny sasany ato.
Mahaiza miray fa izay mitambatra no hery. Ary miray amin'ny tsara
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0796