Voakazon'ny alina hono eeeee!!!!

1. jozekely ( 31/01/2008 19:50)
Mba misy manitikitika ity ry zareo a!
Momba le resaka "voakazon'ny alina" t@ Record sy ny RDJ e!! Tena misy marina ve reny problème vakian'i Benja R. ireny sa izy no mamorona ao de mody vakina @ taratasy avy eo? De @ zay mba misy miantso foana de am zay miditra ny vola.
Ndraindray manko toa otran'ny we resaka noforonina vao teo no atolony ao de lazainy fa probleme avy amin'ny mpihaino sy mpankafy ny fandaharana ka mila vahaolana.
Ahoana no fandinikareo io fandaharana io?
Merci
novalian'i chrislyd2 ny 12/03/2008 19:11
2. ari.malala ( 01/02/2008 08:11)
ra za enao mande mankany mitns manontay anazy we tena mis marina v le olana, aiza ny ttsy vakiko...
3. ainaheri ( 02/02/2008 08:36)
Za no comment:!::!::D
4. mmmhh ( 02/02/2008 15:27)
matetika koa ne ny mpandefa (mpankafy) any no mamorona e, manoratra ttasy hitantarana bla bla bla eo mba hahitany ny réaction'ny olona, .... fa mety ho mamorona koa izy.
5. chrislyd2 ( 12/03/2008 19:11)
Za mpanaraka tsy tapaka an'io fandaharana io, ary mpandray anjara mavitrika ao. Tena misy kosa ilay problema ireny e ! Be dia be ny olona efa nandefa ttsy nitondra olana tao no fantatro, sy hitako tany @ fivorian'ny fans club t@ izany.
Fa milay aloha ilay émission e ! za aza aty France tsy maheno malahelo be.
Surtout raha olona manana problème sentimental. Raha mbola mety tsara ny vie amoureuse-nao dia tsy ilainao ny fandaharana toy ireny, fa raha efa nandalo zava-tsarotra t@ fiainanao ianao, dia ho azonao ilay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0718