Somary gaga ihany aho!!
1. ainaheri
(
02/02/2008 05:51)
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'ny mpanomé!!
Aminareo mety v ilay nataony? sa par interet no nanaovany an'zany???
Aminareo mety v ilay nataony? sa par interet no nanaovany an'zany???
novalian'i ikaretsaka ny 08/02/2008 22:28
2. LazaDaddy
(
02/02/2008 06:06)
ainaheri> izaho koa tsy mankasitraka an'ireny. Misy ny olona tsy mitonona anarana ihany indraindray. Misy an'izay fiangonana izay koa isaky ny manonona anaran'olona ilay pasitera dia mitehaka ny olona....fa indray andro aho nanolotra ariary roa (2_Ar)sady nitonona anarana dia tsy nisy nitehaka :)
4. ainaheri
(
02/02/2008 06:25)
ao Tanà mitsiny aza lay izy ko,na fahenoko lay fiangonana aza to malazalaza zay ihany
5. dongadonga
(
02/02/2008 13:34)
nnddrrrrryyyyyyhhhhhh , izay mandoa vola betsaka ihany anie izany no hovonjena eeeeh ,le olona mandoa vola betsaka koa to otrany mitady voninahitra fotsy kou !:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
6. ikaretsaka
(
02/02/2008 13:37)
ny tena tsara angamba i dadapasy no tsara anontaniana hoe inona ny intention-ny nanononany ilay izy??
7. ikaretsaka
(
02/02/2008 13:39)
izaho efa ela no niteny hoe taty hitatazana azy dia asio eponge sy lamba dia tsy maneno io na otrinona na otrinona ny vola nalatsaka ao.:wink:
8. dongadonga
(
02/02/2008 13:51)
tsy malala fomba i dadapasy ,ratsy loha +lohambola ,miketriketrika ny atidoha :twisted:
9. ikaretsaka
(
02/02/2008 14:01)
maninona izoa tsy natao fotsiny heo izao ny tontalin'ny vola azo fa tsy heo rakoto nanome ar'10 de rabe nanome tel'polo
10. dongadonga
(
02/02/2008 14:19)
marina mahintsiny izany ri ikaretsaka ,tokony totaliny vola vohangona no tanisaina eo klé azahhhhh !:evil:
11. mmmhh
(
02/02/2008 15:06)
hafetsen'i dadapasy daholo izany e, @ zay mifaninana hanao rakitra bebe le mpivavaka @ zay voatonona anarana.
Tena misy izany ka, misy namako izay isaky ny miangona de manao rakitra be, tsy ho fanomezana an-tsitrapo fa @ zay voatonona anarana any am-piangonana. Nefa izany aza tsy le atao anaty valopy ireny an :cry:
Tena misy izany ka, misy namako izay isaky ny miangona de manao rakitra be, tsy ho fanomezana an-tsitrapo fa @ zay voatonona anarana any am-piangonana. Nefa izany aza tsy le atao anaty valopy ireny an :cry:
12. xxx
(
02/02/2008 15:40)
tsy vo maika ve ny fanaovana an;zany ao am-pengonana hahasarika ny oul handeha hiangona tsony :?
13. ikaretsaka
(
02/02/2008 15:54)
sarotra ny mamaly an'izya ..satria arakarak'ilay tena charisma ao @ le fiangonana io.
misy ny fitia te hiffaninana amzany no mampi te ho ao.. fiangonan'ny snoby ireny ihatra..
misy tsy izany
misy ny fitia te hiffaninana amzany no mampi te ho ao.. fiangonan'ny snoby ireny ihatra..
misy tsy izany
14. ainaheri
(
02/02/2008 16:46)
xxx:
tsy vo maika ve ny fanaovana an;zany ao am-pengonana hahasarika ny oul handeha hiangona tsony :?
Zay ndrindra,kotofetsy lay dapasy,ary efa nikozy an'ilay sipa aho we mifindra ,ny rad ny hono tsy mety:P
17. ikaretsaka
(
02/02/2008 23:34)
ka izay anie ny tanjon'ny sasany amin-dry pasy ry boob's e
le miditra @ 8 ka hatramin'ny 1 latsaka ireny
ze hahalava azy..
le miditra @ 8 ka hatramin'ny 1 latsaka ireny
ze hahalava azy..
18. kelly13
(
03/02/2008 09:13)
nande fandraisana za t@ zay, d nisy izay pasitera miavonavombelona izay tokou tao d le manonona anarana mihintsiny oe i ranona d nanome zao ariary ho fanomezamboninahitra an'Andriamanitra..., d lasa ny saiko oe le tsy manome zany tsy manome voninahitra an'Andriamanitra? fiangonana snoby makamo ery, na ny mahita ilay pasitera aza
19. rijadolly
(
03/02/2008 09:22)
ainahery:Raha ny tokony ho izy tokoa aloha dia oh tena hafahafa amin'maha olona é.Indrindra hoe raha rakitra isaky ny alahady na isky ny asabotsy no tononina ny anran'ilay olona manao rakitra.Nisy Mpitarika Fivavahana izay koa malaza dia amlaza,eo amin'fitatazan-drakitra mihitsy IZY no mijoro mijery izay mandatsaka ao:ohatrinona ny narotsaky rija "tim", ary ny an'i Dolly "ariarybe", kay...... Fantatrareo ny tohiny.Amin'Andriamanitra dia ny vokatry ny fonao no andrasaNy(ny ao anaty).
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'ny mpanomé!!
Aminareo mety v ilay nataony? sa par interet no nanaovany an'zany???
Eo amin'valopy indray aloha dia misy tokoa ny tononina é,satria tsy voatery hoe noho ny hadedahana ny hitononana azy,fa karazana contisation iny,ilaina ny fanarahana(mangarahara),ny an'sasany aza atao affiche mihitsy.(izay no ilaina ny anarana amin'ilay valopy)
Ny tanjona akaotr'izay dia avy amin'ilay ratsy.Fa le mitehaka kosa aloha dia tsy izy mihitsy é,reny le hetanim-po fotsiny.Oh lé miharahaba ihany io,manoroka ny iray ianao alefà manoroka ny rehetra tsy akanavaka izay eo,fa tsy ny sasany raisin-tanana fotsiny ny sasany raisin-tanana no sady :-*
Hevitro io an!:-*
20. ikaretsaka
(
03/02/2008 11:55)
ka raha affiche sy bokim-piangonana tsy maninona..
satria ireny afaka jerena sy tsy jerena
fa ilay izy eo imasombahoaka eo ....
satria ireny afaka jerena sy tsy jerena
fa ilay izy eo imasombahoaka eo ....
