Somary gaga ihany aho!!
21. mmmhh
(
04/02/2008 08:37)
tsy hainareo angaha le fiteny hoe "lany vola dadapasy de miketrika an'izay hahabebe rakitra ny ao am-piangonana" :-D:-D
SANGISANGY ZANY.
na izany na tsy zany tena misy mintsy ireo fiangonana mifaninana ka, de lasa ny snoby sy ny mpanambola no miangona sy misehoseho ao,
SANGISANGY ZANY.
na izany na tsy zany tena misy mintsy ireo fiangonana mifaninana ka, de lasa ny snoby sy ny mpanambola no miangona sy misehoseho ao,
22. tsiafoi1
(
05/02/2008 07:47)
Ny tenin'Andriamanitra de mazava : "Aoka tsy ho fantatry ny tananao havia izay ataon'ny tananao an-kavanana" Ny fanomezana atolotra an'Andriamanitra de tsy atao an-kideradera.
23. jiolah
(
05/02/2008 08:10)
ireny anie tsy le dadapasy no te ho snoby fotsiny eo fa le mpiangona mitsy no miseho mlay ray trano de tsy hitan'lery ze atao .de farany hozy izy hoe to za deba ato indray no zestiavan'lisany fa alefaso aty daolo ny ampahafolon-karena .Mody asina fanitarana kely le trano de ny ambiny akepoka.
24. soanja
(
05/02/2008 12:38)
ainaheri:
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'ny mpanomé!!
Aminareo mety v ilay nataony? sa par interet no nanaovany an'zany???
Tsy afaka hitsara isika hoe mety sa tsy mety ny nataony fa miankina amin'ny fandaminana na management ny zavatra rehetra. Inona no voasoratra fanao na fomba tokony atao arahan'io fiangonana io. Ka raha manara-penitra izy nanao izany dia tsy misy ny olana.
Raha tsy fomba ao kosa izany ka efa voasoratra fa tsy fanao dia eo no afaka hilaza ny iray hoe manana hidden agenda (planina maty paika) zany izy.
Non Profit matetika dia omena mazava miharihary ny vola miditra sy mivoaka. Atao fantatra hoe iza no nanome ohatrinona sns fa raha toa kosa tsy te ho fantatra anarany izy dia tokony hilaza mialoha fa anonymous na tsy fantatra anarana ilay mpanome! De hajaina ny fangatahany.
Ny fiainana dia ilaina observation sy analyse hatrany. Tsy natao entanin'ny fo fa lasa mampanaonao foana tokoa raha izay mantsy.
25. soanja
(
05/02/2008 12:41)
jiolah:
ireny anie tsy le dadapasy no te ho snoby fotsiny eo fa le mpiangona mitsy no miseho mlay ray trano de tsy hitan'lery ze atao .de farany hozy izy hoe to za deba ato indray no zestiavan'lisany fa alefaso aty daolo ny ampahafolon-karena .Mody asina fanitarana kely le trano de ny ambiny akepoka.
Fantaro foana ny ondry andrasana sy ny momba azy ireo fa avy amin'ireo ihany no hilazan'ny hafa ny fihetsiky ny mpiandry ondry.
26. mmmhh
(
05/02/2008 14:48)
soanja:
Non Profit matetika dia omena mazava miharihary ny vola miditra sy mivoaka. Atao fantatra hoe iza no nanome ohatrinona sns fa raha toa kosa tsy te ho fantatra anarany izy dia tokony hilaza mialoha fa anonymous na tsy fantatra anarana ilay mpanome! De hajaina ny fangatahany.
ka rah izany ne tokony hanokana ftôna manokanasa andro mintsy hitanisana ny rakitra avy @ ranona sy ranona e! maninona no le bebe ihany no tanisaina ao nefa samy nanao daholo; nefa hinoako fa matoa nanao rakitra de samy vokatrin'ny fo daholo na kely io na be.
Rah vola hatao fanomezana ho an'ny fiangonana no lazainao dia tena tokony atao miharihary. hoe nanome vola ...Ar Ranona : ...Ar ho an'fikambanana ...; ...Ar ho an'i .....; atao an'itsy ... atao an'iry... :idea:
27. ikaretsaka
(
05/02/2008 15:01)
soanja .... fa tsy eo ampiangonana be eo kosa no itenenana iznay fa any @fivoriana hafa e
28. anidi
(
05/02/2008 20:42)
io resaka vola io dia mandreraka fa ny vadinay tsy mety miditra am-piangonana intsony , ny président-ny fiangonana nanao taminy hoe mandray euros koa anie ny fiangonana e , dia ahoana izany raha tsy manana aho ahy sy Atra ihany zany ka raha mbola tsy mi-dépasser io hoe ny image ahitan'ny olona ny tena io fa tsy izay marina ao am-po no atao dia tsy isy andeha amin'ny loniny ny rehetra fa mpihatsaravelatsihy daholo f'angaha mahamenatra ny tsy manana sa fahotana
33. rakapy
(
05/02/2008 22:58)
Ka ny cas ohatran'io an'i Anidi io mihintsy no mahatonga ny mpino maro hivadika satria lasa fifaninana ilay manome ka izay tsy maharaka dia wain. Dia aleo tsy miditra fiangonana hoy izy ireo. Nefa rehefa tsy miditra fiangonana indray dia soketain'ireo mpiditra am-piangonana fa hoe tsy mino an'A/tra na lasa manompo sampy.
36. rakapy
(
05/02/2008 23:15)
I Rakapy aza voasoketa fa lasa Silamo mahery fihetsika sady mpanapoaka bomba=))=))=))=))
37. fijo
(
05/02/2008 23:17)
hi hi ih ka vao tsy atsy de aro ko.
de miverina amin'ilay sary mpivavaka nasehoko ilay resaka eto ko.izay tsara lamba ihany no sahy miditra sisa raha izao
de miverina amin'ilay sary mpivavaka nasehoko ilay resaka eto ko.izay tsara lamba ihany no sahy miditra sisa raha izao
38. rakapy
(
05/02/2008 23:28)
Tena marina. Ny ratsy lamba mba te hahazo famomjena dia mitsangana ery am-baravarana.
