Somary gaga ihany aho!!
41. ikaretsaka
(
06/02/2008 02:11)
anyh kao aza ela indraindray le sipa manjamanja ireny ihany no mahazo devant
43. ikaretsaka
(
06/02/2008 17:57)
ary maninona raha soratana amin'ny afisy ilay izy na biletam-piangonana e
47. ikaretsaka
(
08/02/2008 00:15)
fa le mampianatra sipa manao otoecole koa hono lety milay an.. indrindra ilay somary mikoropaka mitady vitesse iny ry zareo rehefa amboteiiazy mitady kale
49. ikaretsaka
(
08/02/2008 22:28)
de okory ko okory.. ny saina no tsy alefa lavitra ny fiara no saoferana ko
