maria.

1. fijo ( 01/02/2008 22:50)
be loatra ny anarna maria ao anaty baiboly,ary mifamaofao be hoan'izay nandinika izany.
ka sao dia fanahiniana natao be io,hisavoritahana tsy ahitana izay tena marina?
novalian'i fijo ny 06/02/2008 21:04
2. cutie ( 01/02/2008 22:53)
fa nanin hono le maria:?
3. fijo ( 01/02/2008 22:55)
ka be loatra.maria renin'i lery,maria sipan'i lery,maria toa hoe renin'isalome,nefa i salome toa nabaviny;toa natao izay hisavoritahany ko
4. cutie ( 01/02/2008 22:56)
za tsy maharaka:?
5. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:58)
cutie:

za tsy maharaka:?
tsy olana izany retsy fa...marry me an! =))


6. fijo ( 01/02/2008 22:58)
io izao misy "marry" vaovao vao tonga koa,vao miha fanina ny pokona
7. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:01)
fijo> izay sy cutie ihany no mahazo mampiasa an'io "marry me" io ka =))
8. cutie ( 01/02/2008 23:02)
=))=))=))=))=))=))
9. fijo ( 01/02/2008 23:03)
hay moa,izay aloha izany mba marry iray tsy nifangaro
10. rabilabila ( 01/02/2008 23:03)
:oops: Tena vao nahita an'ilay titre aho dia tonga dia tonga tao an-tsiko ilay hira hoe :

Marie ô! Endaso ny hena !!
Ataovy ,ataovy menamena
Zozefa o!volosy ny gana
Fa noana ,fa noana ny akama!!
......................

:oops: Azafady e!!

11. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:04)
Vives les mariés

cutie.. c ton mari?
12. cutie ( 01/02/2008 23:05)
rabilabila=))
13. fijo ( 01/02/2008 23:06)
ary tsy nisy namaly ika????ry cutie
14. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:07)
fijo> mbola hena sy gana no nisarika azy
15. cutie ( 01/02/2008 23:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
16. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:09)
ho avy koa ny Lamaria hamofona rehefa kelikeli.. sady hanao anazy ho bebe sira!
Ary @ site letsy efa misy fanazavana azy a.


Rabila> hira zafindraony io... tsy misy ialana tsiny...


17. fijo ( 01/02/2008 23:10)
de mbola tsy voavaly ihany e
18. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:12)
fijo> aza kotabaisina r'ise ny vorona hotifirina a =))
19. cutie ( 01/02/2008 23:12)
marry me nga no betsaka any :-D
20. rabilabila ( 01/02/2008 23:12)
Koa aleo atsipy ihany ny azafady ka!! Tsy hay tsyhay 'ze fandraisan'ny olona azy eo ko!! Sao dia lazain'ny sasany hoe devoly eo ahay (nefa ny devoly tsy misy akory:wink:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2315