maria.

61. ainaheri ( 02/02/2008 09:34)
resaka maria ndray ato zany:

Maria renin'i Jesosy
mba hividiano bastôsy;
fa ny zanakao là
tsy mirevy mantôlà!!
62. cutie ( 02/02/2008 13:47)
Laza
aza mampiditra demony vo maraina eo fa tsssssssssss:twisted:
63. ikaretsaka ( 02/02/2008 14:02)
vita ve izao conjugaisons izao e
64. cutie ( 02/02/2008 14:04)
efa vita e
alika mivilam-bava ny valiny:-D
65. ikaretsaka ( 02/02/2008 14:07)
aaaaaaaah
tsy mivovo intsony izany da manao zavatra hafa ny vavany le...
izany ve hahatsako taolana??:-D
66. cutie ( 02/02/2008 14:15)
nify mbola ao e :-D
67. ainaheri ( 03/02/2008 10:11)
Lasa resak'alika mivilambava tsisy fitombenana ndray kozy:-D:-D:-D:-D
68. LazaDaddy ( 04/02/2008 05:37)
cutie:
Laza
aza mampiditra demony vo maraina eo fa tsssssssssss:twisted:
Fa angaha io tsy devoly niara-natory tamin-dry tao? Tsy nisy namoha varavarana mantsy teo e =))


69. cutie ( 04/02/2008 11:41)
shut up:twisted:
70. LazaDaddy ( 04/02/2008 12:39)
shall i shut the door? :)
71. cutie ( 04/02/2008 16:47)
=))=))=))=))=))
72. ari.malala ( 05/02/2008 13:07)
=))=))=))=))=))
73. fijo ( 05/02/2008 22:46)
ireto nareo rankizy e.

fantako io fanaratsiana tantarain'i soanja io ka.
fa ny mpanoratra koa nanafangaro be ilay maria.tena hita hoe tsy ilay olona niaina ilay zavatra no nanoratra ny evanjely
74. LazaDaddy ( 06/02/2008 08:48)
maria.malala ? :)
75. fijo ( 06/02/2008 21:04)
maria kantosoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3449