maria.
21. fijo
(
01/02/2008 23:15)
rabila misy fa ao antsaina ka.
laza,ka mba liana ny valiny aho ko
satria kay mbola misy koa i patrice sy ramaria ao antsirabe
laza,ka mba liana ny valiny aho ko
satria kay mbola misy koa i patrice sy ramaria ao antsirabe
22. ikaretsaka
(
01/02/2008 23:15)
miala any ary ny compose! i "Belle the bota" koa ity tafiditra @ "Marriage":-D:-D:-D
24. rabilabila
(
01/02/2008 23:18)
Ary adinon'i Cutie ilay hoe Odoy e!! Manaraka an'ilay hoe :"izany nga no betsaka any "?:-D:-D
25. LazaDaddy
(
01/02/2008 23:19)
cutie> te hitsikilo io e!=)) Sao tsy izy tampoka no tafaraka amin-dry amin'ilay resaka mihira miaraka amin-drabilabila atsy ambadika atsy (Nefa tsy maintsy mandeha na tiana na tsy tiana):)
27. ikaretsaka
(
01/02/2008 23:20)
mba tsy nataony an'ilay hoe "divay enina entina " misy acceny teny angalisy aza
"wine eo it..." aza fa
"wine eo it..." aza fa
31. ikaretsaka
(
01/02/2008 23:28)
tonga de tohizo letsy e.. alika mivilana taova-pipetrahana eeeeee:-D:-D:-D
38. ikaretsaka
(
01/02/2008 23:33)
nga ny maha virja ny alika no mampivilana na mampahitsy ny fipetrahany?
nanao anatomien'alika tany ndray ooonnnn:wink:
nanao anatomien'alika tany ndray ooonnnn:wink:
39. rabilabila
(
01/02/2008 23:33)
=))=)) Ny ahy rehefa tsy gila no tsy banga dia efa miady amin'ny tsenako e!! Aza asiana olana izany Ra Laza a!!
40. fijo
(
01/02/2008 23:34)
soa nampitsiky e.
za aloha efa hay fa virja fa le alik ano tsy fantatra
za aloha efa hay fa virja fa le alik ano tsy fantatra
