maria.
56. soanja
(
02/02/2008 00:36)
fijo:
be loatra ny anarna maria ao anaty baiboly,ary mifamaofao be hoan'izay nandinika izany.
ka sao dia fanahiniana natao be io,hisavoritahana tsy ahitana izay tena marina?
Ny anarana Maria mihitsy no mahasarika ny olona indrindra fa ny Ray amandreny tamin'izany fotoana izany ho an'ny zanany vavy: Miriam. Ohatra aty aminay de Karen sy Sarah ary Susan ankoatrany Barbara aby no anaran'izy mianakavy matetika efa bebe taona eo.
Tsy niniana mihitsy io Fijo fa io Maria tokoa no anaran'ireo olona ireo. Saingy ny mampalahelo fotsiny rehefa mivadika ny andro sy ny ora ny fotoana dia lasa mifangaro ireo olona ireo satria nampiafangaroan'ny soratra sy ny mpanoratra azy. Ka na i Maria mpianatr'i Jesoa aza tsy Magdalena mihitsy fa saingy nampiana an'io mba hanambaniana azy. Fa nisy tokoa i Maria nivaro-tena fa tsy io le raika io akory.
Ny vehivavy avy any Magda mantsy be ny mpivarotena tamin'izany ary izay no nanomezana anarany azy mba hanosoana fotaka azy.
Nohon'ny fisian'ny fifaninanana loatra teo amin'ny samy Apostoly no nahatonga an'io mazava ho azy. I Jesoa rahateo nilaza mazava tamin'ny teniny fa tiany i Maria mpianany satria hendry sy akaiky ny fony. Saingy lasa Apocrypha le soratra noho ny antony maro samihafa.
59. LazaDaddy
(
02/02/2008 08:51)
fijo:
ka mety alika virja koa io ko
cutie:
i fijo ihany no virja
:arrow:=> fijo = ?
aleo tsy ifanalika fa tsss =))
60. pissoa
(
02/02/2008 08:53)
fijo:
be loatra ny anarna maria ao anaty baiboly,ary mifamaofao be hoan'izay nandinika izany.
ka sao dia fanahiniana natao be io,hisavoritahana tsy ahitana izay tena marina?
Heveriko fa ny tsy nandinika no mifamaofao sy misavoritaka sns fa tsy izay nandinika. :wink: