FOOT GASY

1. xxx ( 01/02/2008 10:44)
Mba rahoviana re ny antsika eh?

Raha hiatrika ny CAN 2008 ireo Lions de la Teranga du Sénégal dia nomena fampirisihana 80.000.000 FCFA isan'isany ny mpilalao!

Mba eritrereto anie ra-olona eh!
1.600.000.000 FMG = 320.000.000 ARIARY eo isaky ny mpilalao.

80.000.000 X 22 = 1.760.000.000 FCFA

1.760.000.000 X 20 35.200.000.000 FMG

1.760.000.000 X 4 7. 040.000.000 ARIARY

Mahakivy aloha ny vokatra nentin-dry zareo nody eh!

Na izany aza dia fanahy iniako aseho etoana ny tarehimarika hanamafisana ny fanontaniana malalaka hoe:

Mba rahoviana re isika eh?
novalian'i ronaldo09 ny 04/02/2008 12:54
2. Ralay ( 01/02/2008 13:25)
Ianao ihany ry xxx dia efa mahavaly azy koa inona indray.
Rehefa manambola ohatran'io ny gasy hanomanana ny mpilalao fa tsy ho zaraina @ mpilalao dia mety ho @izay isika vao ho tafita hanao CAN.:roll:
3. ravatorano ( 04/02/2008 10:13)
mbola sarotra be amintsika aloha raha hanaraka ireo tarehi marika ireo
ny hoe ho vita mbola lavitra be fa nofy ririnina no sisa angaha
na ny ampaha zaton'io tarehi marika voalohany io aza angamba tsy ho vitantsika satria eto madagasikara anie mùbola tsisy ny antsoina hoe joueurs pros e nefa fantatro izao fa any senegal misy io.
Izay defa ahatsapana ny tsy fitovizana eo amitsika sy ry zareo nefa koa raha mijery ireo tarehi marika ireo aho dia zendana be fa tena midangana be tokoa ilay izy raha atao ariary kle aza ah
hany ka hoy aho e raha izaho no mbo mahazo amin'izany an :-P:-P:-P:-P:-P:-P
4. ronaldo09 ( 04/02/2008 12:54)
Ny any gasy dia zara raha mahazo 200 000 fmg isan'isany ny mpilalao dia izay !!!
Raha ny foot gasy izany aloha aza mbola asian-teny fa mahamenatra !!!Na izany aza zahay maka gasy foana e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0225