Misy faritra tsy fomba ny manao kabone,.eny @ranomasina no.
1. niryna
(
01/02/2008 05:56)
Efa naheno ve hianareo fa misy foko izay mipetraka any Toliary dia tsy manana kabone hono ny foko sasany?
Iza no hitahiry maloto hoy ry zareo,taty aoriana tsy manaiky ny fanjakana fa tsy maintsy manao lavaka ihany na barika asiana maloto.
Na dia izany aza dia mbola misy ihany ireny olona mandeha mikapa vao maraina eny amoron'ny fasi-dranomasina ary dia misasa eo.
Inona no antony raha mba misy mahalala,ary misy faritra hafa koa ve manao an'izany?
Misaotra mialoha
niryna

novalian'i niryna ny 03/02/2008 06:41
2. jiolah
(
01/02/2008 11:16)
misy toko io ary tena fady azy le hoe le maloto no anamboarana trano mitokana indrindra moa hoe ao an-trano ihany! dray!dray:{:{
4. raniry
(
01/02/2008 13:02)
misy io na any @faritra sasany aza.ny mampihomehy dia nisy tetikasa hanamboatra kabone, dia nanorina ry zareo, kanefa gaga ily manao tombanezaka taty aoriana fa ilay kabone teo ihany saingy nadio be... hay ary amoron-dranomasina ihany ry zareo no manohy mikapa...
5. agoago
(
01/02/2008 13:10)
Maloto ny moron-dranomasina sy ny ranomasina, dia asakasakao mbola hilomano eo.Morondava, Faradofay, dia Ste marie koa moa nolazaindra8 f zah moa mbola tsy tany.
6. lemenakely
(
01/02/2008 13:17)
dia ahatao ahagàga ve rama misy ny aretina toy ny bilarziôzy sns ...
7. yuka
(
01/02/2008 13:19)
tsy manahirana @ fahasalamana sy ny sehatriny fizahantany ve zany reto a!:roll:
8. xxx
(
01/02/2008 13:42)
yuka:
eny @ plage zany no mamely,de ahoana refa hilomano?:roll:
efa lanin'ny foza aky le izy amin'izany ry yuka a :wink:
9. yuka
(
01/02/2008 13:50)
:-D:-D:-D ny foza dray zany no manahirana ny mihinana azy,sa foza tsy fihinana:-D:-D:-D
10. ainaheri
(
01/02/2008 14:21)
Ny ao Canada(Tamatave) ko manentoento aa,asa ra mbola mitohy ihany zao ,fa za nandalo tany tena sempotra,ndrindra refa midi iny,misy rivotra kely @ zay:roll:
12. ikaretsaka
(
01/02/2008 15:32)
niryna:
Efa naheno ve hianareo fa misy foko izay mipetraka any Toliary dia tsy manana kabone hono ny foko sasany?
Iza no hitahiry maloto hoy ry zareo,taty aoriana tsy manaiky ny fanjakana fa tsy maintsy manao lavaka ihany na barika asiana maloto.
Na dia izany aza dia mbola misy ihany ireny olona mandeha mikapa vao maraina eny amoron'ny fasi-dranomasina ary dia misasa eo.
Inona no antony raha mba misy mahalala,ary misy faritra hafa koa ve manao an'izany?
Misaotra mialoha
niryna
Marina dia marina.... fomba ilay izy.... amin-dreo dia tsy fanao ny "mitahiry maloto"
ary asa be tokoa ny ni sensibiliser azy mba hampiasa ilay tranokely!
somary nasiaka fa niara niasa t@ vazaha peace corps izay aho tany atsimo tany dia nofenoinay hidden camera ny plage:-D:-D:-D:-D dia voaray tao aby ny asa fikapan-dry zareo rehetra dia ny ampitso asehonay @ t ecran geany hoe iny i "iaban'i bozy" sady ampisehonay ny fokonolona.. dia afaka 15 minitra iny "Ikemba" handeha handro a 5 m an'ilay toerana nanaovan '"iaban'i Bozy" ny nataony teo..
iny fa nosotroiny liaka aaaaaaa:{:{:{
dia izy samy izy no ni tirer conclusion dia nahatsapa tena hoe ia intsony no hifampinan'ny... eo!
Tafita ny hafatra!
izay ilay hoe tsy toriteny lava hoe aza mipipi any ange nareo ee... fa @ asa no hanamarinana ny hafatra sy ny tiana hambara!
13. ikaretsaka
(
01/02/2008 15:35)
vita ny film dia natao tsotra hoe izao ianareo rehefa mifampinan... fa tsy fantatrareo....
narary taminy fa nahatonga saina azy!
narary taminy fa nahatonga saina azy!
14. rabingogilabanga
(
01/02/2008 16:12)
somary nasiaka fa niara niasa t@ vazaha peace corps izay aho tany atsimo tany dia nofenoinay hidden camera ny plage dia voaray tao aby ny asa fikapan-dry zareo rehetra dia ny ampitso asehonay @ t ecran geany hoe iny i "iaban'i bozy" sady ampisehonay ny fokonolona.. dia afaka 15 minitra iny "Ikemba" handeha handro a 5 m an'ilay toerana nanaovan '"iaban'i Bozy" ny nataony teo..
iny fa nosotroiny liaka aaaaaaa
dia faly @ izany ise, ary dia tsy niteny ilay vazaha, @ ity nanaovany ny gasy naman'ise?
violation ny intimité'olona (na vie privée)izay nataonareo izay, ry katsaka, ary hono oa!
iza no baribarianina, ianao faly mijery ny mpikapa, sa izy nikapa amorondrano ?
dia mampamangy @ iendrin'ny tsaboto, sy iaban'ny marao e!
15. ikaretsaka
(
01/02/2008 16:30)
ka izay ilay hoe raisina @ moramora tsa mety..
efa nandramana anie ny hoe ireo ny kabone fa vita re olona o.. tsy mety.. dia mitady fika hafa

16. ikaretsaka
(
01/02/2008 16:36)
@ ndry zareo izany r'ianona tsy vie privee fa vie public a! izy aza anie tsy menatra mikapa sy manao ny ataony rehetra eny amorondrano koa e.. tsy mampaninona azy ny mitanjaka mandro eo alohanao eo fa ny azy efa izany ny fiainany.
tsy le izy mikapa na mandro ka tsikilovina no important.. fa ny fiantefan'ilay message hoe raha misy mandimby de izao ny vokany: tehirizinareo any ankibonareo ny malotonareo.. ka raha hitahiry ihany tsy aleo atao any ankabone!
any ilay sensibilization no tiana
Mba asivo analyze le izy fa tsy heo rehefa maka film olona mikapa dia perversion.. jereo aloha ny fiainan'ny olona any!

17. zamanoro
(
01/02/2008 17:22)
niryna:
Efa naheno ve hianareo fa misy foko izay mipetraka any Toliary dia tsy manana kabone hono ny foko sasany?
Iza no hitahiry maloto hoy ry zareo,taty aoriana tsy manaiky ny fanjakana fa tsy maintsy manao lavaka ihany na barika asiana maloto.
Na dia izany aza dia mbola misy ihany ireny olona mandeha mikapa vao maraina eny amoron'ny fasi-dranomasina ary dia misasa eo.
Inona no antony raha mba misy mahalala,ary misy faritra hafa koa ve manao an'izany?
Misaotra mialoha
niryna
18. zamanoro
(
01/02/2008 17:25)

Ka aleo tsy maka lavitra fa i niryna ve mahafantatra fa eto Antananarivo renivohitra dia misy toerana tsy manana kabone ny iray tanana?
Fa any atsimo mbola malalaka ny toerana no vitsy ny olona ka dia malalaka ny tanety sy ny morondranomasina azo anaovana azy.
Fa mba hevero kely hoe toerana tery eto Antananarivo, dia samy manary kapa amin'ny harona plastika eo amin'ny tatatra ny olona
19. ainaheri
(
01/02/2008 21:23)
yuka:
hay Canada ny anaran Tamatave mitovy nga?
Ekany ,akaikin'ny abattoir,Canada ny anarany morontsiraky tamatave
20. xxx
(
02/02/2008 01:13)
rabingogilabanga:

8O=))