Misy faritra tsy fomba ny manao kabone,.eny @ranomasina no.

21. niryna ( 02/02/2008 01:52)
jiolah:

misy toko io ary tena fady azy le hoe le maloto no anamboarana trano mitokana indrindra moa hoe ao an-trano ihany! dray!dray:{:{


dia ahoana izany ry jiolah
22. niryna ( 02/02/2008 01:55)
yuka:

eny @ plage zany no mamely,de ahoana refa hilomano?:roll:

angaha tsy zava-doza,vao mangiran-dratsy izy dia mamely eny ary dia alefa eny amin'ny fasika eny no manao lavaka kely.Efa bedin'ny fanjakana izy ireo dia mihazakazaka mikapa eny dia mody indray aloha ,dia tonga ny mpitsangantsangana milomano rehefa folak'andro.

23. ikaretsaka ( 02/02/2008 14:04)
fa dia tandremo tratran'ny vanja milevona fotsiny e

oooo diky milevona kay moa izany no filaz azy ry yuka
fa manahirana
24. niryna ( 03/02/2008 06:16)
agoago:

Maloto ny moron-dranomasina sy ny ranomasina, dia asakasakao mbola hilomano eo.Morondava, Faradofay, dia Ste marie koa moa nolazaindra8 f zah moa mbola tsy tany.

ka ilay izy hono fomba kou

25. niryna ( 03/02/2008 06:17)
lemenakely:

dia ahatao ahagàga ve rama misy ny aretina toy ny bilarziôzy sns ...


avy amin'ny inona ny bilariziozy ?
26. niryna ( 03/02/2008 06:18)
lemenakely:

dia ahatao ahagàga ve rama misy ny aretina toy ny bilarziôzy sns ...


lemenakely a,angaha tsy matin'ilay siran-dranomasina ilay izy ? :D ny hena ary mikainkona hamainina amin'ny sira
27. niryna ( 03/02/2008 06:19)
yuka:

tsy manahirana @ fahasalamana sy ny sehatriny fizahantany ve zany reto a!:roll:

tena manahirana fa tsy mety mihaino ilay foko fa ny ataony ihany no ataony e

28. niryna ( 03/02/2008 06:20)
xxx:

yuka:

eny @ plage zany no mamely,de ahoana refa hilomano?:roll:

efa lanin'ny foza aky le izy amin'izany ry yuka a :wink:





=))
29. niryna ( 03/02/2008 06:23)
yuka:

:-D:-D:-D ny foza dray zany no manahirana ny mihinana azy,sa foza tsy fihinana:-D:-D:-D


Izany hoe mihinana ny tsy fihinana daholo izany isika amin'ny farany k'ty
ny olona mandeha eny amoron-dranomasina,ny trondro mihinana ilay nalatsany ,dia avy eo ny olona mividy ilay trondro. :D
30. niryna ( 03/02/2008 06:28)
ikaretsaka:


Marina dia marina.... fomba ilay izy.... amin-dreo dia tsy fanao ny "mitahiry maloto"
ary asa be tokoa ny ni sensibiliser azy mba hampiasa ilay tranokely!
ka misy mpaka tinety ihany anie raha atao amin'ny tapaka-barika e

somary nasiaka fa niara niasa t@ vazaha peace corps izay aho tany atsimo tany dia nofenoinay hidden camera ny plage:-D:-D:-D:-D dia voaray tao aby ny asa fikapan-dry zareo rehetra dia ny ampitso asehonay @ t ecran geany hoe iny i "iaban'i bozy" sady ampisehonay ny fokonolona.. dia afaka 15 minitra iny "Ikemba" handeha handro a 5 m an'ilay toerana nanaovan '"iaban'i Bozy" ny nataony teo..
iny fa nosotroiny liaka aaaaaaa:{:{:{
:roll: :cry:

dia izy samy izy no ni tirer conclusion dia nahatsapa tena hoe ia intsony no hifampinan'ny... eo!

Tafita ny hafatra!
dia kivy ve ry zareo sa nidanaka fotsiny teo?

izay ilay hoe tsy toriteny lava hoe aza mipipi any ange nareo ee... fa @ asa no hanamarinana ny hafatra sy ny tiana hambara!

mitoriteny angaha moa izany,mitoriteny @ fivavahana ? raha hoe tsy mila anaovana kabary lava ,izay angamba no metimety :D sa ...


31. niryna ( 03/02/2008 06:29)
ikaretsaka:

vita ny film dia natao tsotra hoe izao ianareo rehefa mifampinan... fa tsy fantatrareo....
narary taminy fa nahatonga saina azy!



=))=)) io izany ilay tonga amin'ny fitenenana a
32. niryna ( 03/02/2008 06:33)
ikaretsaka:
somary nasiaka fa niara niasa t@ vazaha peace corps izay aho tany atsimo tany dia nofenoinay hidden camera ny plage dia voaray tao aby ny asa fikapan-dry zareo rehetra dia ny ampitso asehonay @ t ecran geany hoe iny i "iaban'i bozy" sady ampisehonay ny fokonolona.. dia afaka 15 minitra iny "Ikemba" handeha handro a 5 m an'ilay toerana nanaovan '"iaban'i Bozy" ny nataony teo..
iny fa nosotroiny liaka aaaaaaa

rabingogilabanga:

dia faly @ izany ise, ary dia tsy niteny ilay vazaha, @ ity nanaovany ny gasy naman'ise?

violation ny intimité'olona (na vie privée)izay nataonareo izay, ry katsaka, ary hono oa!

iza no baribarianina, ianao faly mijery ny mpikapa, sa izy nikapa amorondrano ?
dia mampamangy @ iendrin'ny tsaboto, sy iaban'ny marao e!

aiza kosa e,mba niezaka ry zareo niteny azy ireo izany. Tsy afaka miantso hoe baribarianina kosa isika e ,fomba hono ilay izy ,ry zareo koa aza mba nanaraka ny fombandrazana izany dia sarotra taminy ny hoe "aza mankaha-doza" :cry: dia nanao izay nataon'ny rehetra izy ireo. :D

33. niryna ( 03/02/2008 06:34)
ikaretsaka:

ka izay ilay hoe raisina @ moramora tsa mety..
efa nandramana anie ny hoe ireo ny kabone fa vita re olona o.. tsy mety.. dia mitady fika hafa



:D
34. niryna ( 03/02/2008 06:35)
ikaretsaka:

@ ndry zareo izany r'ianona tsy vie privee fa vie public a! izy aza anie tsy menatra mikapa sy manao ny ataony rehetra eny amorondrano koa e.. tsy mampaninona azy ny mitanjaka mandro eo alohanao eo fa ny azy efa izany ny fiainany.

tsy le izy mikapa na mandro ka tsikilovina no important.. fa ny fiantefan'ilay message hoe raha misy mandimby de izao ny vokany: tehirizinareo any ankibonareo ny malotonareo.. ka raha hitahiry ihany tsy aleo atao any ankabone!
any ilay sensibilization no tiana

Mba asivo analyze le izy fa tsy heo rehefa maka film olona mikapa dia perversion.. jereo aloha ny fiainan'ny olona any!



=))=))
35. niryna ( 03/02/2008 06:37)
zamanoro:


Ka aleo tsy maka lavitra fa i niryna ve mahafantatra fa eto Antananarivo renivohitra dia misy toerana tsy manana kabone ny iray tanana?
Fa any atsimo mbola malalaka ny toerana no vitsy ny olona ka dia malalaka ny tanety sy ny morondranomasina azo anaovana azy.
Fa mba hevero kely hoe toerana tery eto Antananarivo, dia samy manary kapa amin'ny harona plastika eo amin'ny tatatra ny olona




gay,izany ve dia mba tiako :D
36. niryna ( 03/02/2008 06:39)
ainaheri:

yuka:

hay Canada ny anaran Tamatave mitovy nga?




Ekany ,akaikin'ny abattoir,Canada ny anarany morontsiraky tamatave

H.S kely ity a fa azafady a
Miteny Tamatave tokoa hianareo fa tena potika tanteraka tokoa ny tananan'i Tamatave.Vao miditra ny renivohitra dia mivangongona mitovy ny ahavon'ny trano ny fako.Sady tena lasa malotobe mihitsy ilay tanana.

37. niryna ( 03/02/2008 06:40)
xxx:

rabingogilabanga:

somary nasiaka fa niara niasa t@ vazaha peace corps izay aho tany atsimo tany dia nofenoinay hidden camera ny plage dia voaray tao aby ny asa fikapan-dry zareo rehetra dia ny ampitso asehonay @ t ecran geany hoe iny i "iaban'i bozy" sady ampisehonay ny fokonolona.. dia afaka 15 minitra iny "Ikemba" handeha handro a 5 m an'ilay toerana nanaovan '"iaban'i Bozy" ny nataony teo..
iny fa nosotroiny liaka aaaaaaa


dia faly @ izany ise, ary dia tsy niteny ilay vazaha, @ ity nanaovany ny gasy naman'ise?

violation ny intimité'olona (na vie privée)izay nataonareo izay, ry katsaka, ary hono oa!

iza no baribarianina, ianao faly mijery ny mpikapa, sa izy nikapa amorondrano ?
dia mampamangy @ iendrin'ny tsaboto, sy iaban'ny marao e!



8O=))



:roll:
38. niryna ( 03/02/2008 06:41)
ikaretsaka:

fa dia tandremo tratran'ny vanja milevona fotsiny e

oooo diky milevona kay moa izany no filaz azy ry yuka
fa manahirana


inona izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5026