Ahoana no mampihena 4 à 5 kilos

1. anidi ( 05/02/2008 20:23)
bjr daholo , sao dia misy manana toro-hevitra mampihena
4 kilos eo , tena mandaitra efa nanao régime maromaro ihany a fa mihena dia mitombo misaotra mialoha
2. penina ( 05/02/2008 20:36)
ce matin dans ma chambette
chambrette

na

une deux trois ounnnnnnnnnnnka
une deux trois ounnnnnnnnnnnfe
une deux trois ounnnnnnnnnnnka
ounnnnnnnnnnnfe
ounnnnnnnnnnnka
ounnnnnnnnnnnfe

miala tsara io tavy be io amin'izay

tadidio tsara ounnnnnnnnnnnka ounnnnnnnnnnnfe ounnnnnnnnnnnka ounnnnnnnnnnnfe
3. sakaizakely ( 05/02/2008 20:51)
=))=))=))=))

kala p6

inn zany ounnnnnnnnnnfe ounnnnnnnnnnnka ?

4. sakaizakely ( 05/02/2008 20:54)
=))=))=))=))

kala p6

inn zany ounnnnnnnnnnfe ounnnnnnnnnnnka ?

5. penina ( 05/02/2008 20:55)
kafe :-D
6. tess ( 05/02/2008 20:56)
penina::-D:-D:-D:-D:-D:-D

un deux trois mabouleeeeeee:-D

Mpandefa : anidi [ Valio ] 05-02-2008 21:23:14
Lohateny : Ahoana no mampihena 4 à 5 kilos
bjr daholo , sao dia misy manana toro-hevitra mampihena
4 kilos eo , tena mandaitra efa nanao régime maromaro ihany a fa mihena dia mitombo misaotra mialoha


eo indrindra isika izao....regime hyperproteine atao fa efikasy, tsy mahatsiaro noana, tsy mahatsiaro vizana tsy mitsana ny muscle fa mihena tsara ny tavy.....mano an'io un mois enao dia lasa tsara ny 5 à 10 kgs mila ampiarahina am legumes vertes votsiny sy fruits fa tsy hatao betraka ny fruits fa b sucre ihany izy ireny....
manatona aloha radoko alohan'ny hanao an'io raha mahazàka ny vatana fa normalement mety am rehetra:-P
7. sakaizakely ( 05/02/2008 20:57)
inn kou ty doubla be ity ?

anidi>
sématin danmasambrety ouny de avy eo milanja fa tena efikasy io

tondé
8. ikaretsaka ( 05/02/2008 23:11)
sport sport sport
io ihany fa tsy mandeha izany diet diet na kaly izany fa manao otran ny chambre a air... vokisana de mibotsina de tsy vokisana dia mkihena
9. tess ( 06/02/2008 06:11)
eka ouz! fa mila arahina regim kosa fa r aha tsy izany rtsy miehna raha avy manao spôrt dia hi plonge am sakafo be kalorie:-P
10. malalatinasoa ( 06/02/2008 09:36)
Ahoana tsara ilay regime proteine ry Tess? mitovitovy @ atkins ve sa manakory ny fandehany.

11. ari.malala ( 06/02/2008 09:53)
penina:

ce matin dans ma chambette
chambrette

na

une deux trois ounnnnnnnnnnnka
une deux trois ounnnnnnnnnnnfe
une deux trois ounnnnnnnnnnnka
ounnnnnnnnnnnfe
ounnnnnnnnnnnka
ounnnnnnnnnnnfe

miala tsara io tavy be io amin'izay

tadidio tsara ounnnnnnnnnnnka ounnnnnnnnnnnfe ounnnnnnnnnnnka ounnnnnnnnnnnfe



=))=))=))=))=))
12. tess ( 06/02/2008 10:37)
malalatinasoa:

Ahoana tsara ilay regime proteine ry Tess? mitovitovy @ atkins ve sa manakory ny fandehany.




regime à base de protéine aky an! poudre izay ilay izy misy gout sucré na sallé aleo mande dokotera aloha satria mila maka rà sns vao afaka manao an'io sao tsy mahatanty ny vatanao....fa efikasy grave an! vita ny regime dia afaka mi ékilibré am sakafo hanina amzay.....


13. kelly13 ( 06/02/2008 12:43)
penina:

ce matin dans ma chambette
chambrette

na

une deux trois ounnnnnnnnnnnka
une deux trois ounnnnnnnnnnnfe
une deux trois ounnnnnnnnnnnka
ounnnnnnnnnnnfe
ounnnnnnnnnnnka
ounnnnnnnnnnnfe

miala tsara io tavy be io amin'izay

tapaka mintsy za aminao ty ka, marina e! enao nga mpanao dimbazà t@ mbola kely??? hihiihi

tadidio tsara ounnnnnnnnnnnka ounnnnnnnnnnnfe ounnnnnnnnnnnka ounnnnnnnnnnnfe



14. anidi ( 06/02/2008 12:45)
Dia azavao hoe ry Tess azafady ny fanarahana ny régime protéine fa tsara b izany efficace izany
15. kelly13 ( 06/02/2008 12:47)
tapaka mintsy za aminao ty ka, marina e! enao nga mpanao dimbazà t@ mbola kely??? hihiihi


lasa tanaty quote le izy, laozako nivanivany b sahala @ adala :-D
16. mmmhh ( 06/02/2008 14:30)
ty indray misy régime nataon'olona izay fa tena efficace an,
- maraina : mihinàna crudité : manaova voky
- atoandro : mihinàna grillade miaraka @ pomme à vapeur : mahazo manao voky
- ny hariva mihinana fruit zé lany + 01 pot yaourt
De aza adino misotro rano. De mazotoa mandeha tongotra. (la marche)
Fadio : - ny hanina anelanelan'ireo ftôna ireo
- boisson misy gaz
- sakafo endasina
17. ikaretsaka ( 06/02/2008 18:14)
ny sakafo endasina koa aloha no fadiana voalohany e..de ny rano atao boooobaka be..
na 6 l/jour aza de mipippi fooooona
18. tess ( 06/02/2008 18:55)
otran'ny mifanohitra be amlay notenenin'ilay coach sportif izay io hoe mihinana voakazo betsaka zay lany am hariva io! misy siramamy ny voakazo ka ferana izy ireny ny fihinanana azy indrindra fadiana hono ny mihinana azy ny hariva fa ny maraina no tena tsara....satria mbola hietsiketsika ny vatana...mila sucre..;raha hariva mantsy dia lasa mifatratra ho kalorie ao de lasa tavy ihany§......
par contre ny crudité no hanina am hariva....mifamadika be izy izany.....:-P
sakafo maivana ny hariva fa ny atoandro no mihinana ara-dalàna
19. Veloo ( 06/02/2008 19:29)
Tess,
ny fahalalako ndray dia otran'io lazain' mmmhm io.
ny fruit anie aky mamy tokoa fa tsy ilay mamy chimique e, ka zay no maha tsara ny vokazo.
azo hanina a gogo:-*
20. tess ( 06/02/2008 22:02)
de tsy haiko aky fa raha nandeha nivory tany am fanaovan a kotraka dia izay no toro hevitra nomeny ary sakafo be proteine no hanina be! raha hihinana fruit dia ny maraina ihany hono fa fadio ny mihinana azy hariva alina iny satria tsy hietsika tsony enao dia mifatratra ao dool ny sucre de matavy ihany ny anarany...manontania anie mampikotrana ireny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2316