Ahoana no mampihena 4 à 5 kilos

21. menalamba ( 06/02/2008 22:03)
An an an,tena marina ny voalazan'i tess io ,fa tsy mahazo mihinana voankazo mihintsy.Izaho ato mifararemotra milenti-boamaso mihintsy...:^) Dimy klô zay no lasa tanatin'ny 2 herinandro.Ny telo andro voalohany saiky lasa lefaka nihinan'olona aho fa noana bé...fa efa manomboka zatra...mazana bé lé izy,fa ilay dokotera manome fanafody fanampiny sy tsy mampa noana,fa mbola noana ihany aho é...8-)8-)
22. tess ( 06/02/2008 22:03)
ny fruit aza tsy ny fuits rehetra no tsara hanina fa fidiana ihany koa! raha hanao regime sy hitazona ny ligne io an!
23. ikaretsaka ( 07/02/2008 03:38)
tess:

otran'ny mifanohitra be amlay notenenin'ilay coach sportif izay io hoe mihinana voakazo betsaka zay lany am hariva io! misy siramamy ny voakazo ka ferana izy ireny ny fihinanana azy indrindra fadiana hono ny mihinana azy ny hariva fa ny maraina no tena tsara....satria mbola hietsiketsika ny vatana...mila sucre..;raha hariva mantsy dia lasa mifatratra ho kalorie ao de lasa tavy ihany§......
par contre ny crudité no hanina am hariva....mifamadika be izy izany.....:-P
sakafo maivana ny hariva fa ny atoandro no mihinana ara-dalàna


akondro 1 kiwis 2 de pasteque tranche 1 rehefa hariva no tena tsara !
24. mmmhh ( 07/02/2008 14:39)
tess:
misy siramamy ny voakazo ka ferana izy ireny ny fihinanana azy indrindra fadiana hono ny mihinana azy ny hariva fa ny maraina no tena tsara....satria mbola hietsiketsika ny vatana...mila sucre..;

an an an, samy hafa ny siramamy @ voankazo sy ny zvtr nasiana siramamy, ny iray siramamy naturelle ny iray namboarina de io le tsy tsara hanina ny hariva (jus, gâteaux, sirop ...)
hayyy saika adinoko : le yaourt Nature an !
fa io régime io docteur no nanome an'io. Fa ny fruit misy acide no tsy atao betsaka aminy (mananasy citron...):
rah mandinika zao nareo de mitovy @ filahatry ny sakafo indray mihinana ne io e :
- crudité : entré
- pomme à vapeur + grillade : plat de résistance
- fruit + yaourt nature : dessert
Fa ilay izy fotsiny tsy hohanina indray mande fa samy afaka manao voky an'izy rehetra enao fa tsy hitsaingoka.
Ataovy fa efficace io. Sady tsy mamparary no tsy mampalazo.
25. tess ( 07/02/2008 15:24)
samy manana ny regime zany aky an! raha mety am mmmhh dia atovy....in ny olana...:-P
ny ahy indray coach sportif sy ny dokotera no niteny an'io ka dia tsy mahefa aho ouuuuuu!
samia manaraka ny azy

anidi: azafady fa zao vao hitako fa andefasako hafatra momba lay regime e!:-*
26. ikaretsaka ( 07/02/2008 17:54)
arakaraky ny toe batana aloha le regime e...
tsara ny manao bilan sy mahafantatra ny zavatra tolorena na tsy toleren'ny vatanao alohan'ny hanaovanao ireo fa tsy tenitenenin'ny olona fotsiny..
ny ahy manokana izao ohatra dia tsy mila regime kizay mihitsy ny vatako fa de sport no mi regle ny lanjako..
27. sakaizakely ( 08/02/2008 08:29)
ika>

na mikotrana salam n'inn aza ilaina koa ny mba manana hygiène alimentaire équilibré fa tsy hoe andeha himotika triple burger na pizza xxl fa hihintsana foana iny rehefa mikotrana

mila lanjalanjaina tsara, tsy dia manapatra loatra @ zavatra mamy sy daba menaka. sady raha tena professionnel Ika dia mino aho fa misy lalànany ny fihinana, oh ny pâtes atao al dente dia ferana rehefa misy compète ireny ohatra. Zany hoe misy mampianatra anao @ fomba fisakafoanana, fa ny hoe mihinana de tout tsisy fetrany :roll::roll::roll:

de ahoana raha tsy manao sporo intsony ika any aorina any, ho lasa botrefona be ? satria tsy nianatra sakafo équilibré ?

28. mmmhh ( 08/02/2008 12:58)
na mikotrana salam n'inn aza ilaina koa ny mba manana hygiène alimentaire équilibré fa tsy hoe andeha himotika triple burger na pizza xxl fa hihintsana foana iny rehefa mikotrana

=D=D=D=D
29. ikaretsaka ( 08/02/2008 13:23)
za ange tsy heo mihinana ny de tout e... fa tsy manao koa ilay hoe hmmmmmm tsy mahazo mihinana an'izao sao izao...
petahako any ny ahy fa mahalala onony fotsiny..
ahintsana rehefa avy eo..

ohatra hoe efa arakao ny vatanao fa double burg no zakany dia tsy vokisana triple moa tsy heo raha mihinana eo de matavy.. hano dia ahintsano
30. rabilabila ( 08/02/2008 13:33)
double burg a!! Dia tsy misy afatsy izany ve leiretsy a!! tsleeee misakafo ve ianareo rehefa mihinana an'izany kle !!!!

Aza adino foana fa misy facteur genetique ny mahangeza sy tsia ka rehefa ouz ny dokotera hoe tsy tokony hidina ambanin'ny 57kg dia aza midina fa manjary ny muscle no lasa . Misotro rano be ( aza atao be loatra fa manjary mampandeha ny hotrik'aina ) 1,5 na 2l dia ampy indrindra ho an'ny vehivavy tsy afaka mipipi eo ambadiky ny pôtô , ary kotrana! kotrana! kotrana! ( 1h de marche rapide / j dia ampy ho an'izay tsy tia sport izany hoe rehefa làlana vita tongotra dia atao tongotra ary mailomailo rehefa mandeha afatsy hoe rehefa mampiaraka angamba ,ratraper-na any @ zavatra hafa ny kotrana eo :wink:) , ny légumes fibreuses sy trondro (tsy matavy ) no atao betsaka ..........................
31. ikaretsaka ( 08/02/2008 13:47)
izay anie hoa rabila e
32. tess ( 08/02/2008 15:55)
refa manao regime de regime be proteine no tsara e!
iny ny muscle tavela tsara mitsy.
raha regime mampihena fotsiny dia mi fondre ambakan'ny muscle de eo enao no raisina fa de
mikilepalepa eny dool ilay nibotsina iny....
izay noa ataoko hoe mankanesa any am doko aloha fa tsy hanenenana izany.....
ilay mihaino hoe izao no tsara izao no tsara ....manahirana be!
sendra nanao an'ity lasopy chou blanc aho natoron'ny oul ndray mande fa tsssssss faninmpanina mitsy sady tsy nihena akory
fa raha manao regim dia ampivadio am sport fa manja ny resultat
33. ikaretsaka ( 10/02/2008 13:10)
regime tsisy kotrana iznay aloha dia karaha chambre a air e..lasa mibotsina rehefa voky de mihena rehefa noana...
34. tess ( 10/02/2008 14:31)
ka zay mantsy!!!!! tsy misy otran'ny kotrana ihany io e! raha te hitady mirakla no tsy haiko aloha:-P
35. papala ( 11/02/2008 10:45)
TE HIENA 4 NA 5KG INDRAY MIPIMASO VE IANAO ? TSOTRA SADY HAINGANA BE. RONDASOPY fa tsy mihinana ventiny mihintsy sotroina de poma tsakoina, de ranonjavatra fotsiny fa aza mihinana ventin-javatra mihintsy fa tonga de mihena be hianao eo @ 3 andro eo dia efa mihena ! ANDRAMO ANIE E! FA TENA MANDAITRA BE.
36. KilyBony ( 11/02/2008 14:00)
nareo koa tena be sangy be daholo, le olona @ zany manantena vaholan de chambrette no betsaka any, :lol:
fa zao hoa!!! zaho koa vohan\'io blem yoyo io mihena de mitombo zao za satisfaite tsara. andramo ka hasakasakao!
-ny maraina, misakafo tsara, tsy atao maraina be fa folapolak\'andro, vers 9h30/10h. omena tombony tsara ireo sakafo be hery mba entina mihady anaty ny journée (pomme, orange, lait,un peu de confiture ou miel...)
-ny atoandro, tena zara fa mandrapaka kely, ataovy le sakafo tena ankafizina fa atsasakin\'ny fihinanana andavan\'andro, ahenao tsy mora mora, fa refa akaikiny farany(mia mahiha) dia lasa manana dégout automatique amin\'ny sakafo mampatavy(mc do, friture, sauce be épices...)mitady sakafo maivana ny vatan avy teo satria mila manavao ny bon cholesterol sy ny ra ho azy enao
-aminy ora fangalana colation de afaka hasiana gaterie kely de kely miaraka aminy. ohatra ianao mihinana yaourt na fruit, de ampina 5 carés de chocolat, fa ny mofo sy ny pate aloha tena tsy hevitra milay @ io ora io, aleho iany refa maraina
-ny hariva dia mety amin\'izay ny hevitr\'i papala hoe soupe ,plutot mange graisse,zany hoe zay legume revenao ampangotray anaty bouillon tsy asina menaka mintsy azo asina trondro, hena baolina na koa potok\'ena...; afaka minana salade, na legume à vapeur koa, miaraka amin\'trondro,hena grillé,dia ny rano aza hadino fa io anisany miregenere ny vantatsika
tsy 3 na 8 andro akory dia ho very ilay 4kg an!!! fa arak\'araka ny vatanao, ny fomba fitondranao ny saina sy ny fisakafoananao, fantarina tsara fa ny vantan\'tsirairay dia samy manana ny kilemany, ny calorie ilainy ny sport ataony sy ny sisa:roll:, dia dinio tsara aloha vao manary 5,6,...15kg sao tsy zaka.
mahereza fa ilain-tsika vehivavy ny mahatrsiaro hoe manintona ny manodidina antsika :-D
37. ikaretsaka ( 11/02/2008 15:06)
dia aza adino ny mikotrana hoa mampi freine an'ilay yoyo
38. kallie ( 11/02/2008 17:53)
ô ry Tess, fa za marina nge nanao anle hyperprotéiné fa ts nety tamiko fa bedin'ny doco e, nefa nanaraka diététicienne, fa ts tantin'ny toe batako lé iz d nikorotana dôly ze ts tokony nikorotana...
D lé vôkazo ko marina oe ts tokony mihinana +de 150g/ jour hony, d ts mihinana légume coloré fa maintso ihany (poireau, brocoli, sns) fa ts carotty, tomaty _ fa be siramamy hono ra vô misy lokony

D lé sômatin tena marina fa ts aniany, mila manintsana ka
39. tess ( 11/02/2008 18:55)
kallie: ka izay anie no atao hoe mandehàna alou mandeha doko e! alainarà mahitsiny anie ijerevana hoe zakan'ny teobanao sa tsia..
iaho aloha mahazàka tsara mahitsiny ary efikasy raim sy valo io no assuré fa tsy mi fondre koa ny muscle

fa io ranon-dasopy io no nataonlay namako izay
40. ikaretsaka ( 11/02/2008 19:18)
Tess: ieee
@ Heriny ny tour of california.. sao hanao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3022