Ahoana no mampihena 4 à 5 kilos
41. tess
(
11/02/2008 19:26)
ka akory no hahatongavako any california????ahy mazoto de mazoto kanou!
42. zamanoro
(
11/02/2008 19:27)
anidi:
bjr daholo , sao dia misy manana toro-hevitra mampihena
4 kilos eo , tena mandaitra efa nanao régime maromaro ihany a fa mihena dia mitombo misaotra mialoha
Mihinana vary in-3 isan'andro, na vomanga iray koveta kely
43. ikaretsaka
(
11/02/2008 19:43)
tess:
ka akory no hahatongavako any california????ahy mazoto de mazoto kanou!
[size=10px][center] entre antsika 2.... (teneno i casal dia mia ambandonne hoe tsy mahavita tsotry rehefa tonga any calif[/center]...
[/size]:-$
44. tess
(
11/02/2008 20:22)
chuttttt! ao fa hialàna pà casal e! mitsoaka laharana tsika ao california:-D:-D:-D Tonga De Mody an!:-P
45. nana171
(
28/02/2008 18:06)
ny regime dia samy manana ny base itondrany azy fa ny tena zava-dehibe dia ny fifehezanano tena sy fahamatorany saina.Si tu veux tu peux.
Zà alou zao 5kg par mois no lasa efa lasa 13kg ao izao.Betsaka ny narahana talou fa salany nahazo anao zay miena de miverina indray, fa ity farany ity de ny saiko alou no nofeheziko mafy, na inona na inona zvtr mety hanakorontana ny regime dia noreseko dolo ary mavatra ts mandé mits ao mba ts ho menatrolona de ihinana kely nefa avy eo de iny kely iny no anakorontana ny eforo natao.Regime proteiné, zany oé ny anafainganana ny fienana dia atao ambony be ny sakafo proteine ary ts asiana mits glucide.Parcontre ts maints maka complement alimentaire enao mba ts hisy carence.
Maraina de misotro rano+citron pressé, de thé vert nature mafana,1 .aorita nature na 25cl lait de soja + trance 1 jabon maigre na blanc de poulet na blanc de dinde (en trance) de zay.
Ts minana raha ts atoandro de laoka 2 proteine+legumes vertes 4 sotro+fromage blanc nature na fromazy o glucide.Refa hena de mety fa karazany 2 ary ts atao betsaka .Ny rano au -1,5litre par jrs.Refa mahandro sakafo raha mety ts mampiasa huile ferana raha asiana tena kely ary asiana rano kely ihany.Ny nataoko alou de atono foana na andrahoina à rano fotsiny.Refa manao sakafo vinaigitra de +rano mitovy fatra @ menaka sy vinaigitra.
Ny hariva de toraka izany koa.
Fa refa lasalasa ny fihenana dia eo @ zay manomboka mapiditra tsikelikely ny sakafo de ahena ny proteine.
Ny tena tsara alou raha misy manaraka ny regime nao mba misy afaka manitsy sy manoro é.
De refa tratra lé poids mety aminao de eo @ zay no mandajalanja ny rehetra ampidirina @ vava.
Voalohany io tsy misy fruits mits alou à.13kg no afaka tamiko ary mbola a anatiny regime ao zao fa mbola mila mialaala kely de miditra @ stade stabilisation @ zay.
Betsaka ny azo itondrana ny regime fa maka 1 matotra tsara fotsiny enao.
Na eo anefa ny regime dia ts afa miala @ na sport io, na la marche no mety aminao nefa la marche aingakaingana fa ts la marche mandé mora ankory 1h parjrs.Na raha manana velo sns enao dia atao miaraka @ regime lé izy fa ny fandavatena no tena zvdehibe ao anatin'izay.Henjakenjana ihany fa refa maita lé poids lasa dia satry ho vita aingana ny regime dia afaka manao zvtr serieuse.
Zay alou no nataokoé! manana fahavononana aky à fa lasa io raha vonona.

46. Veloo
(
28/02/2008 18:37)
nana a ilay sakafo maraina retsy to tsy lasa mihitsy a za tsy mba tia zavatra sale ny maraina satria oe mila energy...
ny ahy ato dia tsy mety afaka mihitsy ilay kilao, kanefa stagne ny poids-ko tsy mety midina no tsy miakatra hihihih
misaotra aloha @ ilay tip e:-*

47. Ratoa
(
29/03/2008 09:50)
Ny ahy aloha dia zavatra tena tsotra no nataoko:
maraina: dite kelu siramamy mofo sy confiture tsy misy beurre
atoandro : sakafo nahandro malagasy kely menaka na tsy asiana menaka mihitsy, crudité araka izay faniriako. Indraindray tsy misy crudité
hariva: voankazo izay mahavoky ahy.
manadeha tongotra malakilaky sahaza ho 30mn raha handeha hiasa ary mandeha tongotra 30mn raha mody. Tsy tsaroko akory fa ny hafa no milaza hoe :"tu as maigri".
Izany hoe tsy dia ny mapihena tena loatra no notadiaviko fa nanao bilan aho fa hypertendu dia somary nisy menaka sy siramamy.
Raha zatra omana fruits ianao (iza ny malagasy tsy mpihinana fruits? Jereo fa ny malagasy tsy karazana olona vaventy sy matavy ) dia tsy mampatavy anao mihitsy ny fruits.
Ny tsapako dia ny menaka (lipides) sy ny siramamy no mampatavy; le sucre fixe la graisse. Raha vao ny iray @ ireo no ahenanao dia mihena ianao. Saingy tsy maintsy mampiasa vatana ianao. Le sel fixe l'eau.

48. nefertiti3
(
14/04/2008 10:58)
Mba tiako ho fantatra, raha hanao sport te hihena inona no atao, dia tokony adin'ny firy eo no normal ? za manko iray aloha tsy manampotoana hanaovana sport, faharoa tsy mahatanty hazavana be (en plein air) fa marary andoha, farany tsy mahatakatra gymn en salle !