Firariantsoa ho antsika rehetra mpamaky ny forum !!
1. tahina119
(
06/02/2008 05:55)
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i ,jesoa kristy, mahafaly ahy ny mba mamela hafatra ato @ forum ny @ ty resaka finoana sy fivavahana ity satria zava-poana tokoa ny fiainantsika raha misaraka @ Andriamanitra tsinontsinona ny fiainantsika raha tsy miankina aminy isika.
Tsy mametraka kritika za na koa hoe hitsikera fa mba hirary soa ho antsika rehetra samy homban'Andriamanitra hatrany anie sika @ zay atao rehetra afahantsika miatrika ireo adidy sy andraikitra zay sahanintsika tsiray² avy mba ho tanteraka amintsika ny tein'ny soratra masina hoe
"Indro izaho momba anareo mandrakariva ambara pahatonga ny fahataperan'izao tontolo izao"

novalian'i tahina119 ny 08/02/2008 14:26
4. niryna
(
06/02/2008 07:53)
tahina119:
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i ,jesoa kristy, mahafaly ahy ny mba mamela hafatra ato @ forum ny @ ty resaka finoana sy fivavahana ity satria zava-poana tokoa ny fiainantsika raha misaraka @ Andriamanitra tsinontsinona ny fiainantsika raha tsy miankina aminy isika.
Tsy mametraka kritika za na koa hoe hitsikera fa mba hirary soa ho antsika rehetra samy homban'Andriamanitra hatrany anie sika @ zay atao rehetra afahantsika miatrika ireo adidy sy andraikitra zay sahanintsika tsiray² avy mba ho tanteraka amintsika ny tein'ny soratra masina hoe
"Indro izaho momba anareo mandrakariva ambara pahatonga ny fahataperan'izao tontolo izao"
=D
Voninahitra any amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany.
6. prime
(
06/02/2008 11:03)
Isaorana Andriamanitra dia ho tanteraka aminao koa anie izany tsodrano masina izany...
8. moi
(
06/02/2008 12:22)
Misaotra amin'ny firarian-tsoa, fa raha sendra mba diso ny namana dia anaro mangingina e !
9. fahamarinana
(
06/02/2008 14:43)
:arrow:ho any tahina119 sy ho antsika rehetra koa e.
endrika01 ,mahereza indrndra(l)
endrika01 ,mahereza indrndra(l)
13. tahina119
(
08/02/2008 14:26)
Misaotra antsika rehetra nampahery ahy ko de ho amintsika hatrany anie ny fiadanan'ny tompo!!