OBAMA HATRANY!!!!!

1. soanja ( 06/02/2008 05:41)
Manainga anao aho hifidy an'i Obama raha Demokraty ianao. Mamonjea caucus ary alatsaho ny vatonao fa tsy hamitaka anao izy amin'ny lafiny rehetra tianao hanatsarana ny fiainana eto Amerika! Indrindra ny fikatsahana PEACE ho an'izao tontolo izao.

Hatramin'izay raha nifidy aho dia satria betsaka ny tahotra sy fisalasalana tsy tiako ho hita eto ambonin'ny tany. Amin'ity indray mitoraka ity kosa aho raha hifidy dia satria manana FANANTENANA aho ny hisian'ny filaminana sy ny fampitambarana ny nofintsika ho IRAY!

I OBAMA no hitondra antsika amin'izany lalana izany. Fidio izy. Raha manana fanontaniana ianao dia manorata manokana any amin'ny mail-ko fa omeko anao ny ambahindain'ny hatsaran'izany lehilahy izany ho Mpitondra mendrika. Soanja
novalian'i Veloo ny 22/02/2008 16:32
2. ikaretsaka ( 06/02/2008 18:27)
God saves the queen!
rehefa tsy i maka Kaina ny eo dia mety:-P
3. Soniamada ( 06/02/2008 23:44)
hatraty na tsy ho amerikana mitsy aza ny tenako :-P:°)
4. LazaDaddy ( 07/02/2008 00:01)
Obama pro-Olmert, izay efa tsy tian'ny Jiosy. Heveriko fa tsy lany io noho ny lobbying Jiosy fotsiny.
5. ikaretsaka ( 07/02/2008 00:13)
ho hita eo e
6. cutie ( 07/02/2008 00:16)
soanja
za tsy afaka mifidy, fa ohtran'ny tiako koa nefa le Obama :)
7. LazaDaddy ( 07/02/2008 02:36)
cutie tsy ampy taona...mila miera amiko vao mahazo mijery TV =))
8. cutie ( 07/02/2008 02:46)
=))=))=))=))=))=))=))
marina zany
9. ikaretsaka ( 07/02/2008 03:35)
ary neveriko hoe nareosy i cutie mihitsy no manao filma hojerevan'ny olona fa tsy mijery tv fotsiny
10. cutie ( 07/02/2008 03:41)
:evil:
11. ikaretsaka ( 07/02/2008 03:44)
mba fiheverana re ny ahy
12. cutie ( 07/02/2008 03:50)
mahita film aiza i Ika io zao :-D
13. Veloo ( 07/02/2008 20:55)
no comment
14. cutie ( 07/02/2008 21:31)
veloo fa ahona,tsy hifidy an'i Obama nga njy:-*
15. Veloo ( 08/02/2008 00:55)
cutie an3 za tsy hifidy ka:-*
16. rakapy ( 08/02/2008 01:04)
I Obama tsara fa ity no tokony ho fantatrareo any. Batsaka ny gap ho avelan'i ra bush amin'izay handimby azy eo. Ka aza manantena fa ny 1er mandat dia hizotra milamina fa dia mbola manarina ny gap aloha. Ny mety tsy ahalany azy dia izy tsy lehilahy fotsy ary ny kandida iray vehivavy.Izy aloha mety hiisy chance ihany. Izay mantsy no fomba fisainan'ny Amerikana, indrindra fa ny ao ampovoan-tany ao. De ho hita eo!
17. cutie ( 08/02/2008 01:51)
efa fantatray zany ry rakapy a :)
18. rakapy ( 08/02/2008 02:20)
Cutie > Azafady zany e!:wink:
19. ikaretsaka ( 08/02/2008 14:03)
aleo jerena eo e..nenay film ihany no jerenay
20. ronaldo09 ( 14/02/2008 12:32)
Za aloha dia tsy Amerikana ary tsy manana zom-pirenena amerikana ary tsy mila an'izany koa fa amin'ny maha mpanara-baovao eran-tany ahy di MANOHITRA TANTERAKA AN'INGAHY OBAMA NY TENAKO!Ary MANAOHANA TANTERAKA AN'I HILLARY CLITON !!! Ity Obama ity dia mivika ny politikany ary hitondra an'izao tontolo izao amin'ny lala-maizina ,izy ilay manohana ny fanambadian'ny Lahy samy lahy ary vavy samy vavy nefa ange Andriamanitra no efa nanoritra fa tsy mety izany nefa ingahy rainy niady ny mba hisian'izany ankoatry izay dia mbola io rangahy io ihany no manohana ny hisian'ny fanamelohana ho faty nefa ange eo amin'ny fiarovana ny zon'olombelona dia tsy azo atao izany mamono olona izany satria an'Andriamanitra ny aina ary Izy ihany no afaka manala azy !!!Ary inona moa ity WE CAN CHANGE dradradradrainy isaky ny mihetsika ity ???Inona no hovany ??Tiany ho lasa Pederaste daholo ny olona???
Koa manainga anao izay manana zo Fidio i HILLARY CLITON !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5142