OBAMA HATRANY!!!!!
21. LazaDaddy
(
15/02/2008 11:41)
ronaldo> sady silamo i Obama http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47b578b04d955 . Mampahatsiahy ny nanohanan'ny silamo an'i Jean Lahiniriko...izaho aloha faly tsy lany teo iny na dia tsy ankasitrahako koa aza ilay voafidy.
22. soanja
(
15/02/2008 14:09)
Tsy an'ny Xtianina i Amerika fa an'ny Amerikanina.
Na gay na lesbs dia samy handrotsaka ny voteny avokoa. Izay mahery mandresy. Efa manomboka ny movement! Ny nofiko tsy nofiny nefa samy hanana ny nofiny avokoa amin'ny Obama ary hotanteraka anie izany!
Obama hatrany!!!!!
Na gay na lesbs dia samy handrotsaka ny voteny avokoa. Izay mahery mandresy. Efa manomboka ny movement! Ny nofiko tsy nofiny nefa samy hanana ny nofiny avokoa amin'ny Obama ary hotanteraka anie izany!
Obama hatrany!!!!!
23. ronaldo09
(
15/02/2008 21:00)
Tsy mankaiza i Obama nao ry soanja !!!Hillary foana io ,ary i Obama tsy afaka milahatra amin'i Mc Cain!!!I Hillary vadiny efa teo ary manana experience izy fa ity Obama inona no mba traikefany?
24. xxx
(
16/02/2008 03:46)
ronaldo09:=D
Za aloha dia tsy Amerikana ary tsy manana zom-pirenena amerikana ary tsy mila an'izany koa fa amin'ny maha mpanara-baovao eran-tany ahy di MANOHITRA TANTERAKA AN'INGAHY OBAMA NY TENAKO!Ary MANAOHANA TANTERAKA AN'I HILLARY CLITON !!! Ity Obama ity dia mivika ny politikany ary hitondra an'izao tontolo izao amin'ny lala-maizina ,izy ilay manohana ny fanambadian'ny Lahy samy lahy ary vavy samy vavy nefa ange Andriamanitra no efa nanoritra fa tsy mety izany nefa ingahy rainy niady ny mba hisian'izany ankoatry izay dia mbola io rangahy io ihany no manohana ny hisian'ny fanamelohana ho faty nefa ange eo amin'ny fiarovana ny zon'olombelona dia tsy azo atao izany mamono olona izany satria an'Andriamanitra ny aina ary Izy ihany no afaka manala azy !!!Ary inona moa ity WE CAN CHANGE dradradradrainy isaky ny mihetsika ity ???Inona no hovany ??Tiany ho lasa Pederaste daholo ny olona???
Koa manainga anao izay manana zo Fidio i HILLARY CLITON !!!
LazaDaddy sy ronaldo09 > miombo-kevitra koa aho.
Sady olona tsy mpino koa ve no hitondra eo tsy vao maika milatsaka any anaty lavaka daholo hianareo! Mahazo aina ireo tsy manara-dalana sy ireo fivavahana hafahafa rehetra toy ny an'ilay ramatoa io ,tsy hita izay azo raisina aminy. =))=))=))
Hillary Clinton fidina =D=D