anarana
1. soanaly
(
05/02/2008 10:40)
Miarahaba
hono oa kay , raha ny tokony ho izy , refa manambady ( Gasy +Gasy ) ilay vevavy lasa mitondra ny anaran'ilay vadiny v izy sa mitazona ny anarany izy mbola celibat .
matetika mantsy oh oe Mme "anaran'ilay Mr" , ka iny v fomba fiantso azy fotsiny sa dia efa niova hatrany @ copie , CI.... mihitsy
Misaotra o

novalian'i fahamarinana ny 06/02/2008 13:13
2. booboo
(
05/02/2008 10:54)
Izay tiany sy mampety² an'azy fa tsy voatery hoe izao na izao kah.
Nenà ny nom de jeune fille-ko no ampiasaiko (na misy miantso anà @ anaram-badiko aza) sy mijanona misoratra @ raha aby aby (CI e, karam-pifidianana e, hetra e, sns). Fa raindray rehefa mameno trucs admin. ireny dia tsy maintsy misy foana hoe " nom de jeune fille " klou no asain-dreo fenoina voalohany dia izay vao " nom marital " manaraka azy eo.

3. simplex
(
05/02/2008 13:29)
ny style @ zao zao tohizana ny anaram-bady ny anaran-jazavavy :)
ra hoe soanaly Rasoa taloha dia
lasa hoe soanaly Rasoa Rakoto avy eo
fa tsy voatery hanao an'zany rehetra izany akory fa azo ajanona @ le taloha ihany...
4. fahamarinana
(
05/02/2008 13:53)
:arrow:ny mety ho olana fontsiny rehefa manana compte joint ka mila mijery ilay conseiller banquaire satria lasa mampiseho livret de famille raha tsy misoratra ny nom marital +nom de jeune fille e,efa tratra aho manko dia zay no nanovako ny cni_ko fa leo be mi_se justifier.(Sinon tsy misy obligation loatra.l)
5. ikaretsaka
(
05/02/2008 14:47)
milay ny manadala vazaha amin'io.. le samy atao eo aby ny anarana anankiroa....
Razafindrainilebema- Randriamarotsitohaina.. Marie-lizabeth lucia michelle fanjanirina
milayyyyyyy:°)
Razafindrainilebema- Randriamarotsitohaina.. Marie-lizabeth lucia michelle fanjanirina
milayyyyyyy:°)
6. pissoa
(
05/02/2008 16:56)
Hay ve nisy/misy hoe ovaina hatramin'ny kara-panondro izany koa izy ity e ^^^^^^
7. fahamarinana
(
05/02/2008 16:59)
:arrow:pissoa :ampiana ny nom marital fontsiny fa tsy dia hovaina be manahoana akory kah(l)
9. booboo
(
05/02/2008 19:13)
refa manambady Pissoa dia miverina kely any @ mairie refa vita hoe ampiana ny anaram-bady ô ! :°)
11. fahamarinana
(
05/02/2008 19:43)
:arrow:Ié raha mi-divorce dia tsoahana ndray dia averiko ny tena izy :-D(l)
12. pissoa
(
05/02/2008 19:48)
aza misaraka zany kanjo ! :-D:-D:-D
Booboo : koa ozy aza i booboo hoe tsy voatery koa ! za aloha toa tsy hiverina raha tsy voatery izany e. ny anarako tiko be ve dia hotovanako -myhusbandsstupidname- ... (mendy ny sofiko androany kle) :°):-D:-D:-D

14. kally
(
05/02/2008 20:55)
Ny anay samy mitondra ny anarana nomen-dray aman-dreniny azy fa tsy mifampakapaka:lol: arakaraky ny firenena misy ilay ho vadinao io.
15. sakaizakely
(
05/02/2008 21:29)
rehefa manambady dia ny anarambady no misoratra am karapanondro fa manaraka eo aoriana ny anarana nahaterahana.
Mba tsy hisy fanelingelenana am resaka administratifa dia atao am anarana mariazy daholo, fa any ampiasana azonao tazomina ny anarana nahaterahana.
zao moa koa ! aleo ataony mendy any sofinjy
ka symbolique ange io fitondrana anarambady io na stupid io na maninn e
fa nasiana lalàna mifehy mba tsy ho lasa nimporte nawak
zao aza moa afaka mitondra ny anaran'i rainy sy ny reniny ny ankizy
ohatra Antoine Dupont d'Ambrelette
manambady an'i Uléka Toumalegametch Assinawakamba
de miteraka an'i Nasiwatanale de lasa Dupont d'Ambrelette Toumalegametch Assinawakamba
de raha mbola anarana doubla no entin'ilay ho vadiny, dia ahoana ny anaranjaza ?
Mba tsy hisy fanelingelenana am resaka administratifa dia atao am anarana mariazy daholo, fa any ampiasana azonao tazomina ny anarana nahaterahana.
anarako tiko be ve dia hotovanako -myhusbandsstupidname
zao moa koa ! aleo ataony mendy any sofinjy
ka symbolique ange io fitondrana anarambady io na stupid io na maninn e
fa nasiana lalàna mifehy mba tsy ho lasa nimporte nawak
zao aza moa afaka mitondra ny anaran'i rainy sy ny reniny ny ankizy
ohatra Antoine Dupont d'Ambrelette
manambady an'i Uléka Toumalegametch Assinawakamba
de miteraka an'i Nasiwatanale de lasa Dupont d'Ambrelette Toumalegametch Assinawakamba
de raha mbola anarana doubla no entin'ilay ho vadiny, dia ahoana ny anaranjaza ?
16. mmmhh
(
06/02/2008 07:51)
io tsisy obligation io, fa zay tianao ihany : safidy io, ary azo atao tsara ny manova ny CI, fa ny copie kosa angamba tsy izy e,...
18. fahamarinana
(
06/02/2008 12:43)
mmmhh:
fa ny copie kosa angamba tsy izy e,...
:arrow:iny kosa tsy misy azo ovaina tsony fa na ny cni aza anie tsy voatery fa ilay manao papier admin moa vao tsy mitovy ny anarana dia probleme na manazava aza ianao hoe vadiko e,sns dia angatahany justificatif.(l)
19. xxx
(
06/02/2008 13:03)
mmmhh:
fa ny copie kosa angamba tsy izy e,...
Ny copie misy fa^nampiny hoe nanambady an-dranona t@ izao ka
20. melody
(
06/02/2008 13:09)
pissoa: ho mendy mihintsy ny sofindry milaza izany 'myhusbandstupidname' izany:-D:-D