Terrain hatao tribonaly

1. galaka ( 06/02/2008 11:40)
Tena tsy de fantatro aloha izay antony manosika ny fanjakana sy maire @'izy ity fa de anaovana amboletra ny famadihana ho tribonaly ny kianja filalaovam-baolina eto Sab/Nam nefa de tsy misy terrain afats'io eto an-tanana ary ny tanora sy ny ankizy mila an'io toerana io de bobaka be tokoa????
De hafindra any Sahafa hono ny kianja nefa firy Km miala eto moa zany sady ny tanora any no tokony ampiasa zany e!
D'efa miomana @'zay mety ho fiatraikany satria zao aza misy io mba hitaizany ny tenany eto mbola misy ihany ireo mananao foana, ny fidorohana zava-mahadomelona sy ny fidonanam-poana eo @ tanora zany no vokatra andrasana ao e! de avy eo milahatra tsaraina ao @ tribaka e!
novalian'i melody ny 11/02/2008 21:49
2. melody ( 06/02/2008 14:38)
tsy hoe momba ny fanjakana za raha miteny ity, fa na lavitra aza i sahafa, malalaka ke be mihintsy ange any e, dia mba anjarany tanora any indray izany no mba mahazo fasoavana raha izany. Izahay aty sahafa ange ka lavitra ny ville dia tena tsy afaka manao na inn na inn mihintsy e, ny ao @ ville efa feno mifanesika be lotra na ny fanaovana parking aza laoulana be.... mba omeo chance re izahay aty sahafa e.... ny rivotra madio be
3. xxx ( 06/02/2008 16:05)
sahafa izany ve tsy tanana maty tsy misy olona:°):-D
4. ikaretsaka ( 06/02/2008 18:25)
efa saha hafa any fa tsy saha an'i sab nam intsony
5. melody ( 06/02/2008 18:44)
xxx: tsy tanana maty izany mihintsy i sahafa e, any ny rafozany R8 no mipetraka (akaiky eo)

Mandroso dia mandroso tokoa ny tanana eny ary raha vao sokafandry zareo ny lalana tonga dia mivôka ao Ivato mihintsy.

Eny sahafa nareo sady mahita an-dRova no mahita any rovan'Ambohimanga ihany koa.

Misy hopitaly eny, misy gites natao hoany vahiny, misy disco hoany tanora, misy sekoly , misy fiangonana etc. Raha mikasa hanao investismà, eny jerena fa efa manomboka mandroso be mihintsy:)
6. galaka ( 08/02/2008 08:41)
Raha malalaka be any Isahafa de tokony any zany no atao ny tribonaly fa tsy aty Sab/Nam sady efa tery no tsy de mila izany loatra e!
Tsy voatery handrava anie voa handroso e! sady zay indray ny tempolin'ny tanora mihintsy no harodana.
7. melody ( 08/02/2008 18:02)
sab nam ange tsy lavitry sahafa re olona e, misy busy mankany miala avy eo, hitako fa pratika mihintsy ilay izy satria tena malalaka fanaovambaolina tsara mihintsy, ny bandy kely afaka mande bisikileta, exercise daholo ihany izany.

Ny tribonaly, araka ny mahazatra, tsy maintsy atao ao an-tampon-tanana kosa.....ngeza lotra indray i sahafa raha io no hasina tribonaly.... mba moa flexible ry galaka!:wink:
8. ikaretsaka ( 08/02/2008 18:29)
hita mihitsy hoe tsy mpanao baolina... handeha knaka na tongotra na bus ny bandy kely hanao baolina any Isahafa, dia manao match any dia le godraka be iny mbola handeha knaka na tongotra na hilahatra bus hody rehefa avy eo. Rehefa misy mandendaka sy mamono ny bandy kely fa reraka tsy mahatohitra intsony dia...
atao amin'ny gazety dia samy vita? dia le mpanendaka avy eo tsy tsaraina ao @ le tribonaly vaovaon'i Sab nam akory!
tsleeee
9. melody ( 09/02/2008 15:32)
ika: tsisy mpanendaka eny aminaay e, izahay avy ao sahafa manao an'izany mankeny sab nam knou!!!

marina fa tsy mpanao bolina fa mba mahita ny bandy manodidina ihany mande manketsy sy mankaroa @ fialamboly ka mba anjarandry zareo ao sahafa indray izany no tsy mivezivezy re! it's only fair1
10. ikaretsaka ( 09/02/2008 17:37)
aleo atao eo ampovoany aza marimaritra iraisana dia samy mandeha atsa dalana e... ampifanakaikezina eo ny tribonaly sy ny stade
11. melody ( 10/02/2008 21:43)
ika: :-D:-D:-D

12. ratonga ( 10/02/2008 21:55)
ay v i melody vy any sahafa é!:wink:
13. melody ( 10/02/2008 22:00)
ie, izany no mahatonga ahy miaro any sahafa knou:-*
14. ratonga ( 10/02/2008 22:04)
xxx:

sahafa izany ve tsy tanana maty tsy misy olona

sô dé mba marina aza ny nolazain'io xxx io=))=))=))
15. melody ( 10/02/2008 22:11)
izaho ve anisany mponina any di ahona? sa ny matotoako no miresaka eto?
efa nazaviako etsy ambony daholo re ny momba io sahafa io e!
16. radjery ( 10/02/2008 23:59)
:-D:-D:-D
17. rakapy ( 11/02/2008 00:20)
Ary maninona raha asiana tongony ilay trobonaly dia ao ambany ny terrain de any ambony no tribonaly. Na koa any ambony tafo no transformer-na ho kianja @zay samy mahazo marimaritra iraisana? na atao systeme gradin ireny de ao ambany gradin ny tribonaly?
18. ikaretsaka ( 11/02/2008 00:56)
Hevitra mety...
asiana ambany rihana sy ambony rihana dia ny any ambany tribonaly dia ny eo ambony terrain
19. melody ( 11/02/2008 11:05)
nareo ireto ko ou, izany ve kosa dia hety fa tsss mampihesona fotsiny :-D:-P
20. ikaretsaka ( 11/02/2008 15:24)
mety izany... mangala architecte raitra be dia ataovy misimisy ny euros fa vitantsika io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0826