trano(namana)

1. xxx ( 03/02/2008 15:30)
:arrow:misy nenitoako efa antitra ka mila namana fa mataotra mipetra-drery ,tsy mpiasa akory fa namana tsy angina irery valo ambindimapolo taona izy io,ao ankazomanga izy no mitoetra sao mba mety aminao,ramety ia ataovy ao ny adiresy na telefone dia ontacter ko zay interresee izany hoe ny alina zany no tena mila namana izy e,misaotra zay mamaly(l)
novalian'i ainaheri ny 19/02/2008 12:32
2. kelly13 ( 03/02/2008 15:39)
58 taona v d antitra?
3. soanja ( 03/02/2008 16:02)
Tena mbola anaty taona zina mihitsy io taoa 58 io. Mamokatra sady matanjaka ary matotra.

Asaivo mihetsiketsika izy mbola "vadiable" tsara zany!
4. Rafotsy ( 03/02/2008 16:18)
soanja:

Tena mbola anaty taona zina mihitsy io taoa 58 io. Mamokatra sady matanjaka ary matotra.

Asaivo mihetsiketsika izy mbola "vadiable" tsara zany!

Naika tsy hamaly ihany aho fa tapa - tsinay tamin'ny "vadiable" - ndry !
Marina mihitsy , fa 70 ans eo vao manomboka ny fahanterana marina ! Asaivo manao bénévolat @ assos koa dia amin'izay tsy mieritreritra ny fahanginana , sady mahazo namana e !


5. Papoose ( 03/02/2008 20:27)
indrisy fa tsy nanana dadabe selibany aho!
6. soanja ( 04/02/2008 06:21)
Rafotsy:

soanja:

Tena mbola anaty taona zina mihitsy io taoa 58 io. Mamokatra sady matanjaka ary matotra.

Asaivo mihetsiketsika izy mbola "vadiable" tsara zany!

Naika tsy hamaly ihany aho fa tapa - tsinay tamin'ny "vadiable" - ndry !
Marina mihitsy , fa 70 ans eo vao manomboka ny fahanterana marina ! Asaivo manao bénévolat @ assos koa dia amin'izay tsy mieritreritra ny fahanginana , sady mahazo namana e !




:-D:-D:-D:-D ilaina be io teny io refa somary be tahotra izay isika vehivavy ka! Sarotra be mantsy ny hahateny an'io teny raika io ao anaty teny gasy tsotra nefa mahalaza azy. hihi:-*


7. xxx ( 04/02/2008 06:50)
:^)tena hahitana hevitra tsara tokoa eto satria aiza tokoa no halalana na olon-dratsy io hanampy azy io,aminareo zany mbola tsy antitra io taona io,mangina marina izy satria tsy niteraka ary maty vady ,ny hava-tina hono tsy hiara-monina ka io no tadiavany namana iray hiaraka aminy na vavy na lahy fa iraya iany,zay fa misaotra e,ho ela velona dol:-*
8. fahamarinana ( 04/02/2008 12:59)
xxx:

:arrow:misy nenitoako efa antitra ka mila namana fa mataotra mipetra-drery ,tsy mpiasa akory fa namana tsy angina irery valo ambindimapolo taona izy io,ao ankazomanga izy no mitoetra sao mba mety aminao,ramety ia ataovy ao ny adiresy na telefone dia ontacter ko zay interresee izany hoe ny alina zany no tena mila namana izy e,misaotra zay mamaly(l)



:arrow:hanky va re ,misy mpangalatra ny fomba amam-panaoko ato,xxx marina kay izy? Alao aloha hamafisina fa tsy fahamarinana no nandefa an'ity fa xxx an sao dia misy gaga eo:evil:,zay moa zany no tiany atao fa tsara ho marihina ihany(l)
9. fahamarinana ( 04/02/2008 13:14)
:arrow: xxx nisoratra anarana tamin'ny 22:08:2007 sady mpanao dinika vetaveta ao am resa-behivavy,izy no manao xxx mametraka fanontaniana dia mbola izy koa no mamaly manao xxx eo ambany rehefa avy eo,i fahamarinana ndray tsy tamin'io date-ny io o nisoratra anarana fa hafa kah...(l)
10. Papoose ( 04/02/2008 13:48)
raikitra ndray ty ny Xaritaka marina!:-D:-D:-D
11. niryna ( 05/02/2008 08:18)
fahamarinana:

xxx:

:arrow:misy nenitoako efa antitra ka mila namana fa mataotra mipetra-drery ,tsy mpiasa akory fa namana tsy angina irery valo ambindimapolo taona izy io,ao ankazomanga izy no mitoetra sao mba mety aminao,ramety ia ataovy ao ny adiresy na telefone dia ontacter ko zay interresee izany hoe ny alina zany no tena mila namana izy e,misaotra zay mamaly(l)



:arrow:hanky va re ,misy mpangalatra ny fomba amam-panaoko ato,xxx marina kay izy? Alao aloha hamafisina fa tsy fahamarinana no nandefa an'ity fa xxx an sao dia misy gaga eo:evil:,zay moa zany no tiany atao fa tsara ho marihina ihany(l)



:roll: fahamarinana a > izaho ko aza mba gaga hoe i fahamarinana ve io,kely ny finoako,misaotra aky a.Mety nahafinaritra azy fotsiny angamba ny manao ilay tiandry dia eto amin'izay.
Izany a,tsy dia ampy :-*:-* :D
12. fahamarinana ( 05/02/2008 08:47)
:arrow:niryna : zay marina tokoa aky a,ary ny clown anie dia mihevitra ry xxx fa tsy ho fantatra indrindra rehefa sady manao fanontaniana no manao valiny koa.Inona ary no antony ? Zay marina no tiany o?
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m479c9bf19fd34
Misy raha la terre an!(l)
13. diamondra27 ( 05/02/2008 09:49)
fahamarinana: aza matahotra njy fa njy haiko ihany na de tsy haiko we iza aza

aza vakiana loha akia fa tsara ihany ny mi- avertir ny namana ny @ohatran'zao am zay de mazava ny rehetra

ny olona azo fitahina ihany no tonga de maka antendrony we njy io fa raha efa zatra anjy dia hafa ihany ny famalinjy sy ny firesakinjy akia a

fa na zany na tsy zany kosa aloha de afaka mampiasa an'io doly ny ol fa tsy ndry irery an!satria tsy nisy regle momban'io we tsy azo atao io hiiii:lol:

ndeh hangalatra ny fomban'i niryna za am le coeur koa hiiii:-D de hanao xxx



14. fahamarinana ( 05/02/2008 10:05)
:arrow:marina tokotry akia diams a,tsy anà marina e,hi!hi! ,rehefa mandinika tokoa aho dia hitako etsy sy eroa ilay xxx (lasa tadidiko hatramin'ny numero-ny sy ny fisoratany anarana ),za koa zao mba hangalatra ny an'ny niryna koa,hono niryna an , Tonga dia tratra hoe tsy tena ilay izy satria tsy mahay mizara ny fitoriana sady tsy mba mpamaky baiboly be,sa ahoana,:-*:-*,ny andry moa diams karakory tokoa ?Hay ny andry tsy misy kouh.(l)
15. Papoose ( 05/02/2008 12:58)
(l)Papoose(l) :^)
16. glady ( 05/02/2008 13:18)
matahotra mipetra-drery anga dry ry papoozy:-D:-*
17. Papoose ( 06/02/2008 11:45)
:-D ieeeee, dia mitady namana koa!=))=))
18. fahamarinana ( 06/02/2008 12:41)
:arrow:ary tokony paooose zany no nametrraka io dinika io fa tsy xxx kouh:wink:(l)
19. melody ( 06/02/2008 12:49)
fahamarinana: tô tena xxx daholo tokoa no nanoratra atsy @ dinika nasainao nojerana io! gravy indray izany:)
20. fahamarinana ( 06/02/2008 12:56)
:arrow:melody ::-$:wink:(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4921