Ilaina ve ny mively mpianatra mba hisin'ny fanajana?

1. badboy ( 03/02/2008 12:08)
Toa otran'ny tsy de mitroatra loatra ny ray amandreny rehefa maheno hoe novelesin'ny mpampianatra t@ "règle" ny tanan'ilay zaza!! Ny vokany anefa dia lasa tsy tia fianarana le zaza, tsy mivoatra tsony ny sainy fa lasa tsy tia mikaroka satria mianatra mba tsy ho bedy fa tsy hoe satria mila mahay, lasa tia ady, lasa tsisy "initiative" tsony eo @ fiainana fa lasa zatra miankina.......

Ka maninona moa ra avadika ndray ka ilay mpampianatra mpidaroka darohan'ny mpianatra koa satria tsy mahay mampianatra, tsy mahay mahatafita mpianatra,.........
novalian'i ANARIM ny 10/03/2008 07:17
2. ainaheri ( 03/02/2008 14:54)
Any @ Fanja ny basen'io ,satria izy no nanao ny lalàna, tsy haiko na nisy io lalàna io,na misy ihany fa ny rad no tsy nahalala,ka raha izay ary;tokony ampifantarina ny tsi11 ny zo ananany!!
Tsy mananjo hikapoka mpianatra ny mpampianatra,vice versa!!
3. tafita ( 03/02/2008 15:26)
Efa methode lany andro zany mikapoka mpianatra zany e, taloha de nisy zany ary malaza fa mahay mampianatra izay mahavely tehamaina na felaka
Any amin ' ny firenena hafa aza de voasazy ny mpampianatra izay mikasi-tanana zaza .....
Ny mpampianatra de mila mahay sy manana methode tsara mba hahatafita ny zavatra ampianariny ny zaza... o K
4. ainaheri ( 03/02/2008 15:42)
d avy eo izy tafita otran'i tafita:D
5. rabingogilabanga ( 03/02/2008 17:53)
raha maditra i badboy, if u are very bad, like u suppose, dia omeko grosse fessée.
I tafita, raha tsy tafita @ fianaranao i toi, dia omeko tefatsofina
I ainaheri indray, raha mandreraka aina dia omeko, daka tsy hitamaso
izay fa mampamangy any @ ramose besola e!
6. badboy ( 03/02/2008 19:18)
:twisted::twisted::twisted::twisted:
7. mignone ( 04/02/2008 13:16)
mahita lazaina ka !:-D:-D
8. ikaretsaka ( 06/02/2008 18:07)
badboy.. ny ahiako i rabingop no faly ery mahazo fesse avy any amin'ialahy
9. badboy ( 06/02/2008 19:24)
de mahazo "coup de pied dans le cul" ra makaty!!!
10. rabingogilabanga ( 06/02/2008 20:23)
badboy:
de mahazo "coup de pied dans le cul" ra makaty!!!

efa bingo ve mbola homen'i toi coup de pied dans le cul indray? t'es un vrai un bad, attention tsy lavitra ny fessée ry badboy an, raha mitohy izao!

ikatsaka:
badboy.. ny ahiako i rabingop no faly ery mahazo fesse avy any amin'ialahy


attention katsaka tu es pervers là! mandohalika, na sezarivotra eo an!
11. badboy ( 08/02/2008 12:51)
Ben je te botterai le cul quand même pour redresser tes jambes "bingo"! :twisted::twisted::twisted:
12. ikaretsaka ( 08/02/2008 13:42)
bing> za aza efa manahy ko...
13. rabingogilabanga ( 09/02/2008 13:53)
badboy:
Ben je te botterai le cul quand même pour redresser tes jambes "bingo"!


eh ben v'la, c toi même qui reponds à ta question, à savoir:
badboy:
Ilaina ve ny mively mpianatra mba hisin'ny fanajana?


mahazo manka rivotra (recréation), @ izay ise, fenoy rivotra ny satroka!
mampamangy any @ ramose besola e!
14. badboy ( 09/02/2008 20:23)
Maka rivotra za de aveo miverina mandaka ny vodin'i bingo!:twisted::twisted::twisted:
15. ainaheri ( 10/02/2008 09:51)
Kozy ee,mahatapatsinay lisany
16. Rasiligaoma ( 14/02/2008 05:46)
misy fitombenana lasa baolina indray izany
17. sipagasy ( 14/02/2008 07:50)
kay tonga dia ankisy penaltyyyy behhhhh hihiih
18. badboy ( 19/02/2008 09:15)
Ye!! bingo no "poteau" ezahana dakana!!
19. Jeankely ( 22/02/2008 18:05)
Ilaina ny mively an'i Derika badboy=))=))=))
20. badboy ( 22/02/2008 18:14)
8O8O8O!!:roll::roll:!!:?:?:?!!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2382