Toa otran'ny tsy de mitroatra loatra ny ray amandreny rehefa maheno hoe novelesin'ny mpampianatra t@ "règle" ny tanan'ilay zaza!! Ny vokany anefa dia lasa tsy tia fianarana le zaza, tsy mivoatra tsony ny sainy fa lasa tsy tia mikaroka satria mianatra mba tsy ho bedy fa tsy hoe satria mila mahay, lasa tia ady, lasa tsisy "initiative" tsony eo @ fiainana fa lasa zatra miankina.......
Ka maninona moa ra avadika ndray ka ilay mpampianatra mpidaroka darohan'ny mpianatra koa satria tsy mahay mampianatra, tsy mahay mahatafita mpianatra,.........