Ny fototry ny fahantrana
1. zamanoro
(
30/01/2008 16:09)
Ny fanilihana sy ny tsy fanajan'ny fitondrana mifandimby ny Malagasy tompontany.
Ny fanomezana tombon-dahiny lava izao ny vahiny eo amin'ny seha-pamokarana misy.
Ny fanomezana tombon-dahiny lava izao ny vahiny eo amin'ny seha-pamokarana misy.
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 03:46
2. volazanao
(
30/01/2008 19:26)
Misaotra anao nanoro, fa na ny mpanolo-tsaina aza ange ka vahiny e. Izao efa afaka mividy tany ny vahiny e.
3. Jeankely
(
31/01/2008 02:52)
F'angaha afaka nampandroso ny Malagasy nianatra lasa mpanao politika mpanao risoriso. Tsy misy sisintany intsony no dikan'ny globalization. Ny zanaka vavy aza azo vadiana koa inona no fady ny tany sa ny taranaka? Izay ahitana tombontsoa dia izay fa tsy variana amin'ny samy mpangorona mamba noana.
4. zamanoro
(
31/01/2008 13:42)
Jeankely:
F'angaha afaka nampandroso ny Malagasy nianatra lasa mpanao politika mpanao risoriso.
Fa hay tokoa moa ny olona tsy nianatra tsy manao risoriso koa.
Jeankely:
Tsy misy sisintany intsony no dikan'ny globalization.
Hay ve izany ny globalization eh, tsy hainay koa
5. Jeankely
(
31/01/2008 13:52)
Ny zanakao vavy aza avelanao vadin'ny vazaha koa inona no mahagaga raha ho lasany aza ny tany ary na izy daholo aza no lasa directeur ary na ho lasa President aza maninona?=))=))=))
6. zamanoro
(
01/02/2008 00:27)
Hitako no tsy mamely ny fitondrana koa ny olona mpanohana azy aza izany no vavany. Sa dia izany tokoa no amidy any indonezia izao?
7. volazanao
(
01/02/2008 03:17)
daholo aza no lasa directeur ary na ho lasa President aza maninona?
Ianao io indrindra no tsy hahita lazaina eo intsony, sa dia hilelaka ...im-bazaha indray koa.
8. Jeankely
(
02/02/2008 04:28)
F'angaha tia hitaingina ny Malagasy foana ianareo e? Na avy aiza na avy aiza dia afaka maka vady ny taranakareo noho izany efa mikambana aminao koa inona no olana? Inona no fivoarana nentin'ny Mpandraharaha Malagasy hatr'izay raha tsy mifandray amin'ny any ivelany? Fa mbola andron'ny mikombona ao anatiny ao ve izao. Fa maninona ianareo no mitomany mijanona aty ivelany nefa ny olona hiasa tadiavinareo tsy ho any Madagasikara? Fitiavantena satria tia hanjaka any amin'ny jamba ny tokamaso ve?
9. badboy
(
03/02/2008 11:55)
Manome voninahitra olona tsy tokony homena voninahitra tsika mamaly ny hevitr'i ranamana "petite jeanne"!! Efa hainao "zamanoro" fa tsy dia ilaina ny manoro lalana ny adala! Tsapako ilay "patriotisme" ao aminao saingy tsy ny fitiavatanindrazana ny tombotsoan'io "jeanne petite pucelle" io!!
Na zaza any @ 6ème aza mbola lalitsaina sy mivelatsaina noho ranamana. Tsisy vahiny @ redirediny sy ny akamany ato!!!:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
Na zaza any @ 6ème aza mbola lalitsaina sy mivelatsaina noho ranamana. Tsisy vahiny @ redirediny sy ny akamany ato!!!:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
10. Jeankely
(
04/02/2008 03:46)
Fa maninoa ianao no milelaka ao Frantsa nefa ny vahiny tadiavinao tsy afaka hiasa any Madagasikara? Valio io ry MIAVO TSY FENO TOY NY TAINDELO badboy A. Mba manao sy mahavita vao miresaka fa tsy ny boky vakiana akory dia vita ny asa.
