video
8. nandrianina1
(
30/01/2008 02:02)
za tsy manana jereo eto fa jereo nge za e!
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))(rolf)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))(rolf)
11. sakaizakely
(
30/01/2008 10:34)
ito aza no tena krady http://www.koreus.com/video/2-elephants-1-trompe.html
14. ikaretsaka
(
01/02/2008 03:50)
hita mihitsy hoe tia mangarongarona sy misakasaka .... mahita ny.....
15. penina
(
05/02/2008 19:13)
Ilay mpangalatra aloha nihinan'ny apangony mihitsy eh. Izany no tena hoe nidiran'ny rivotra. :-D
16. sakaizakely
(
05/02/2008 21:35)
kiadi sy ika>
de mody hendry eo nefa rôles be mpisikotra sy mpihinana taindelo tam vô kely
p6> ieeeeee
tsy ratsy mits le mpangalatra :-D:-D:-D:-D
17. ari.malala
(
06/02/2008 06:45)
:-D:-Dnaika ts azoko koa ilay hoe p6:-D:-D:-D fa za ts afaka maita ilay video:-(
18. mitia04
(
06/02/2008 07:52)
fa dé nahoana ré no d zavatra marikoriko otr'ireny no aseho eto rankizy a!
alefaso iany fa otrin'ny tamàna bébé e!
=))=))=))=))=))
alefaso iany fa otrin'ny tamàna bébé e!
=))=))=))=))=))