video

1. sakaizakely ( 29/01/2008 20:52)
1 aza mba be resaka ihany

http://www.koreus.com/video/oiseau-fiente-bouche.html
novalian'i mitia04 ny 06/02/2008 07:52
2. ratonga ( 29/01/2008 20:55)
=))=))=))
3. penina ( 29/01/2008 21:05)
4. sakaizakely ( 29/01/2008 22:09)
ary ity http://www.koreus.com/video/fille-renversante.html
5. ratonga ( 29/01/2008 23:08)
mba mahitahita ko ry sakaizakely an!:-D
ty ko tena klouna :-D:-D:-D

6. ratonga ( 29/01/2008 23:10)
penina: tsy ratsy dray lé fika eto jerena:wink:
7. tslem ( 30/01/2008 00:57)
8. nandrianina1 ( 30/01/2008 02:02)
za tsy manana jereo eto fa jereo nge za e!
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))(rolf)
9. nandrianina1 ( 30/01/2008 03:01)
tslem> mdr=))=))=))=))
10. ikaretsaka ( 30/01/2008 03:16)
zana-bazaha taiza indray no nampihomehezinareo io le
11. sakaizakely ( 30/01/2008 10:34)
ito aza no tena krady http://www.koreus.com/video/2-elephants-1-trompe.html
12. ratonga ( 30/01/2008 10:47)
dainnnn8-) berkkkkk!!
13. kiadi ( 31/01/2008 16:45)
tsssss! raha tsy sakaiza tsy ahita zavatra hotrizao
14. ikaretsaka ( 01/02/2008 03:50)
hita mihitsy hoe tia mangarongarona sy misakasaka .... mahita ny.....
15. penina ( 05/02/2008 19:13)
Ilay mpangalatra aloha nihinan'ny apangony mihitsy eh. Izany no tena hoe nidiran'ny rivotra. :-D
16. sakaizakely ( 05/02/2008 21:35)

kiadi sy ika>

de mody hendry eo nefa rôles be mpisikotra sy mpihinana taindelo tam vô kely


p6> ieeeeee

tsy ratsy mits le mpangalatra :-D:-D:-D:-D
17. ari.malala ( 06/02/2008 06:45)
:-D:-Dnaika ts azoko koa ilay hoe p6:-D:-D:-D fa za ts afaka maita ilay video:-(
18. mitia04 ( 06/02/2008 07:52)
fa dé nahoana ré no d zavatra marikoriko otr'ireny no aseho eto rankizy a!
alefaso iany fa otrin'ny tamàna bébé e!
=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2507