Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Angolaina, milahatra araka ny daty
Angolaina
(
30/01/2008 09:59)
mitady hiran'i mahaleo Embona sy Hanina
Salut ! mba mitady ny tononkiran'ny tarika mahaleo ilay embona sy hanina za sao mba misy namana !
Misaotra mialoha e ! ...
tohiny
novalian'i mampikanto21 ny 30/01/2008 11:30
Angolaina
(
21/08/2007 05:56)
Inona ny maha samy hafa azy ?
Mijery ny profil ny olona za, rehefa tonga ery ambany dia misy ilay hoe mitady dia ao zany no milaza ilay oe inona no tadiavinao, ao ireo milaza fa mitady namana tsotra, ao ireo milaza fa mitady hafa ...
tohiny
novalian'i Angolaina ny 24/08/2007 06:28
Angolaina
(
01/08/2007 06:43)
ireny mamo ireny
Variana aho mahita ireo mamo matoritory eran'ny lalana, inona ary no tena tsiron'ilay mamo raha fahafaham-baraka sy fahoriana ho an'ny fianakaviana no azo avy aminy e ? :?::?::?:...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 15/08/2007 07:43
Angolaina
(
11/01/2006 11:38)
hatraiz any halalin'ny fifandraisana virtoaly ?
lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ? ...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 16/01/2006 20:28
