Inona ny maha samy hafa azy ?

1. Angolaina ( 21/08/2007 05:56)
Mijery ny profil ny olona za, rehefa tonga ery ambany dia misy ilay hoe mitady dia ao zany no milaza ilay oe inona no tadiavinao, ao ireo milaza fa mitady namana tsotra, ao ireo milaza fa mitady hafa mihitsy ka eo no mahavarina ana hoe inona zany no maha samy hafa an'ilay namana tsotra sy ilay hafa mihitsy nefa rehefa tena mitohy ilay fitadiavana toa mitovy ihany ilay izy. De inona zany no maha samy hafa ilay namana tsotra sy ilay hafa mihitsy ? :roll::roll:
novalian'i Angolaina ny 24/08/2007 06:28
2. ari.malala ( 21/08/2007 06:39)
:-D:-D:-D saod vady ky zany le hafa mitnsy? anontanio le ol e! we in le hafa mintsy?:-D:-D:-D
3. Mimhie ( 21/08/2007 07:53)
za aloha mahita koa fa tsisy maha samy hafa azy e! toa mitovy ihany fa ny fomba fiteny azy fotsiny no hafa, tsy vady ka! raha vady de mitady vady no eo
4. Angolaina ( 21/08/2007 08:33)
ka zay nge oa no tena mahavarina ana oe inona ary no tena tadiavina zany ? marina alo zay ani Mimhie zay oe raha vady no tedaviny tsy maints tonga de efa nolazainy teo e! fa le oe hafa mihitsy zany no tena tsy azoko loatra ny tena dikany ! :?::roll::?:
5. booboo ( 21/08/2007 09:02)
Samy hafa reo kah ! mety hoe tsy mitady n'inona² fa ato @ forum ihany no tiana aleha, na mijery² sary sy momba² ny hafa fotsiny fa tsy mandray anjara n'aiza² donky " hafa mihitsy ". Ireo no tonga ato an-dohako fa mety misy dikany hafa @ zay mpanao an'io lé raha....
6. Fiffi ( 21/08/2007 09:14)
booboo: eka ouz....tena samy hafa be ireo.....rehefa tena misy tadiavina ve tsy ho lazaina hoe zao ? hafa mihintsy......
7. Angolaina ( 21/08/2007 09:55)
:-D:-D vao maika mihasarotra le dikany !!!
8. sasa ( 21/08/2007 10:45)
ny an'ahy aloha zao hafa mintsy no ao, amiko izany d mahafoaka ny rehetra izay tianao ho tadiavina
9. booboo ( 21/08/2007 10:58)
Angolaina > hihihi f'angaha vady na sipa na namana ihany no afaka tadiavina ato ? ;-)
10. sympa ( 21/08/2007 12:40)
:-D
11. diamondra27 ( 21/08/2007 16:50)
Angolaina: sady tsy namana no tsy vady na sipa fa hafa mihintsy dia inon ary zany ohatra:
mety ho namana mpiresaka tsotra firesahana vaovao hoe : inon ny malaza any afrique du sud, na egypte na russie na canada na dago na je ne sais pas où, mba mila miresaka @ gasy e!

Tsy voatery vady sy sipa ihany ny fiainana

mety ho fanalàna azy

mety fiaraha-miasa

mety fakàna hevitra @ fianarana, asa, politika, ekonomika na mitady ou mifanome hira cd ;-);-)etc etc....
Anao ny safidy

ny ahy hafa mihintsy :-P
12. Kwasi ( 21/08/2007 18:35)
Ny hoe hafa mihitsy hafa mihitsy ka.
ohatra koa tsy namana no tadiaviny fa fahavalo, toa efa misy spesialista @ izany mihitsy aza eto:-P
13. Angolaina ( 22/08/2007 05:56)
sasa > le nanoratra azy ihany zany no mahalala oe inona no tena tadiaviny raha zany ?

booboo> de in ko no azo tadiavina ato zany ankoatra an'ireo efa voalaza reo ?

Diamondra27> marina akia zany fa tsy voatery ho vady na sipa foana ny fiainana fa le manala azy koa tsara an! fa zany oe ilaina le limite na izany aza mba tsy hanenenana @ izay atao any aorina ! te hime be za @ io oe mifanome cd io de tonde de le dinika atsy ndray no miverina ao antsaiko :-D:-D:-D njy oa milai fona e ! :-*

kwasi > iny mitady fahavalo iny ndray no tsy hitako ry kwasi, sao misy liste azo avoaka any @ io mpitady fahavalo io ? :-D

14. mamzelkely ( 22/08/2007 06:46)
ka le hafa mihitsy ange njainjay misy mandray zavatra hafa eee :lol::lol:
15. Angolaina ( 22/08/2007 07:22)
mamzelkely:

ka le hafa mihitsy ange njainjay misy mandray zavatra hafa eee :lol::lol:



eo indrindra mantsy no mahatonga ilay fanontanina mipetraka
16. diamondra27 ( 22/08/2007 13:25)
de inon le zavatra hafa

we miaraka maizina iray ve?
17. mamzelkely ( 22/08/2007 13:46)
de ts haiko fa tordu be njainjay le olona refa ataonao hoe hafa mihitsy :lol:
18. ari.malala ( 23/08/2007 07:25)
hafa mintsy mety hoe mpiaramianatra taloha sa mpiaramiasa taloha na amzao fotoana izao ve zany sa in kou re eh...:roll::-w:-w
19. Angolaina ( 23/08/2007 07:43)
[quote=diamondra27]
de inon le zavatra hafa

we miaraka maizina iray ve?



ahoana aki zany oe miaraka maizina ray zany =))=))
20. ravatorano ( 23/08/2007 08:28)
oka marina e
:-D:-D:-D:-D
angolaina< reefa mitady d mitady izay kou izay tedaviana iny indray samiumanana ny azy na amin ny mazava na amin ny maizina fa ny betsaka aloha dia izao e ilay voalazan 'i diamondra ery ambony ery io no hitako fa tena mahalaza azy !
:-P:-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1685