Nahoana ary ny lehilahy no tia tena e?

1. migl ( 30/01/2008 12:21)
Adidintsika lehilahy no manentana ary koa mamela ny vehivavy hisokatra sy hivelatra eo anivon'ny fiaraha monina, na amin'ny asa ihany koa.Ny fifampitokisana no tena zava-dehibe!!!
2. nathie86 ( 30/01/2008 13:14)
salut daolo.
Fa nga ny lhl reetra d tena tia tena daolo mo zany. @ zao ary efa misy lay oe tokony hitovy zo ny lahy sy ny vavy ka in ndray?
Efa maro zao ny vhv no misokatra tsara ka, ny minisitry ny foloalindahy aza ramatoa ko.
bye daolo ndray:*
3. ikaretsaka ( 30/01/2008 14:21)
derriere un homme ya tjrs une femme..
dia rehefa tia tena no nahitanao le lehilahy.. dia izanao nonampi te ho tia tena azy
4. ainaheri ( 30/01/2008 15:56)
DISO B MIGL,ASA TAIZA NO NAHALALANY AN'ZANY @ ZAO TANY MANDROSO ZAO?
5. xxx ( 30/01/2008 16:04)
Nahoana ary ny lehilahy no tia tena e?


lehilahy tia tena -> macho
lehilahy tia vehivavy -> maditra

Ka inona ihany ary e ?! Shhh ...
6. soanja ( 30/01/2008 16:36)
migl:

Adidintsika lehilahy no manentana ary koa mamela ny vehivavy hisokatra sy hivelatra eo anivon'ny fiaraha monina, na amin'ny asa ihany koa.Ny fifampitokisana no tena zava-dehibe!!!


=D=D=D=D=D

Hamaliako kely ny titre fotsiny de hoe ny ankabeazan'ny lehilahy dia tsy mahalala ny atao hoe vehivavy. Satria nahoana? tsy namapafantarina azy na tsy dia tafiditra loatra ao anaty fanabeazana izany.
Toy izy koa ny vehivavy, tsy mahalala ny lehilahy. Nefa ireo tsy maintsy hifandray any aoriana satria zay no lalan'ny Natiora.

Fanabeazana ny mahaolona dieny mbola kely ihany no ahahatonga ny olona iray hahalala ny tsy fitoviana sy ny itoviana eo amin'ny samy olombelona.
Ny fandraisana andraikitra eo anelanelany no zava-dehibe koa!



7. penina ( 30/01/2008 17:59)
lhl ve letsy no mandroso ny dinika
dia lhl koa no tifirina
dia aty amin'ny resa-bevava no ampidirina
Sao dia kosa ary migl.
8. nandrianina1 ( 30/01/2008 18:45)
Ianareo ne anaka efa teneniko fona we tandremo sao mandrora mitsilany e!zao zao voan'ny nataony ihany:?
9. rakaroka ( 15/02/2008 18:05)
migl> Rehefa mahatsapa tena, dia zava-dehibe izay!=D=D=D=D .
Izaho mifanerasera amina lehilahy dia vongana "egoisme" izany no fijeriko azy!, dia "sarotra" amiko "TANTERAKA" mihitsy ny mifanerasera indrindra miaina amin'ireny olona ireny afa tsy ny hoe : tahafina koa ny toetrany:-P:lol::lol:
Ny "horera" dia maro ny mihevi-tena nahavita tena aza, ary hadinony "TANTERAKA" ny fimatimatsan'ireo, na reny, na vady, na anabavy taminy, na olona hafa.
Dia maro koa ny navelan'ny olona hihahaka toa lamba miha...:-P
10. ikaretsaka ( 15/02/2008 21:25)
matoa maniry ny hazo no vanonk-ko lakana dia ny tany naniriany no...

dia matoa ny lehilay tia tena dia ny vehivavy nampatia tena azy no.....
11. ravakamalala ( 15/02/2008 21:53)
fialana bala izany ry ikaretsaka a! mora loatra!
12. ikaretsaka ( 19/02/2008 16:38)
misy antony foana ao e..
ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha hoy ny gasy..
dia io nolazaiko io izao antony 1...
mmisy source kely foana any fa misy tsy mahatsapa
13. rakaroka ( 19/02/2008 18:37)
'zaho kosa aloha mahatsapa fa misy fahamarinany ny resak'i Ika an!
En général ny vhv gasy malemy fanahy loatra e: kenaina sy ampanaranana fo loatra ny ankohonana dia avy eo tsy mahalala ny ataony intsony ilay olona:raha tsy izany angamba tsy atao hoe "tia sy vehivavy?".
14. ikaretsaka ( 24/02/2008 16:19)
asa re.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768