Ampidiro aloha ny tenimiafina
mety ho iza ravehivavy?
1. LazaDaddy
(
29/01/2008 23:18)
"Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany" Apokalipsy 17:4
Mino aho fa azo karohina sy fantarina tsara io "ravehivavy" hitan'i Jaona tamin'ny fahitany io. Ny antony itenenako izany dia satria misimisy ireo famantarana nosoratany momba azy io.
1) lamba volomparasy sy jaky
Eto dia efa vitsy ny tafiditra ao amin'io sokajy io. Vitsy ny toerana ahitana olona na fikambanana mampiasa lamba "volomparasy" sy "jaky"
2) miravaka volamena sy vato soa ary pèrila
Raha io voalaza io dia olona na fikambanana manankarena sy manana ny "maha izy azy" tokoa ilay "ravehivavy"
kapoaka volamena
Ahoana ny fihevitrareo an'izany hoe "kapoaka volamena" izany? Voalaza ilay "kapoaka volamena" fa tsy foana fa misy zavatra ao anatiny..."feno fijangajangana", inona ny "fijangajangana" eo imason'Andriamanitra?

novalian'i fijo ny 08/02/2008 21:18
2. ikaretsaka
(
29/01/2008 23:27)
le heo "ravehivavy" no tsy mazava amiko
ahoana no hikarohana "ravehivavy" in a "men's world"??

4. ikaretsaka
(
29/01/2008 23:39)
hhhhmmmmm ohatra'ny hilay be le adihevitra raha ny points ao @ bokin'i Dave Hunt no avoakan'i LD eto:):):)
fandinihintena goavana fa miandry azy!:wink:
velaro velaro

5. ikaretsaka
(
29/01/2008 23:49)
lasa indray ny grika sy ny latinina !@ tantara efa nandeha cutie a:-D:-D:-D:-D
confusions indray izao no hiala any
-eo @ le teny Grika hoe Horos diso fandika.....
-fanavahana an'i Roma sy Vatikana
-babylona megala (Apok16:19, Apok17:18, 18:10, 16, 18, 19, 21).
-Ny symbolisme an'ny Voloparasy sy ny mena
-Ny perla, kaopy volamena
-ny Halots..
-ny paganism sns
nahafinaritra be ny nanoratra thesis t@ bokin'ilay rangahy iooooo:-D:-D:-D
aleo ho avy aleo ho avy:-D:-D:-D:-P

6. yuka
(
30/01/2008 00:01)
eny e!tsy maninona na film efa hitanareo aza,fa zahay vaovao mba lina @ilay izy ,dia aleo izy hanazava fa fotoana ilana ny soratra masina sy ny vavaka izao androtsika izao.
7. nandrianina1
(
30/01/2008 01:44)
Eto dia efa vitsy ny tafiditra ao amin'io sokajy io. Vitsy ny toerana ahitana olona na fikambanana mampiasa lamba "volomparasy" sy "jaky"
Tsy vitys minsty ny mampiasa an'io ka ary marihiko eto fa isy fiangonana mampiasa an'io (ra resaka koulera fotsiny no resahana an!)
8. LazaDaddy
(
30/01/2008 01:50)
nandrianina1:Misy sa Tsisy no tian'i Nandrianina lazaina? :)
Tsy vitys minsty ny mampiasa an'io ka ary marihiko eto fa isy fiangonana mampiasa an'io (ra resaka koulera fotsiny no resahana an!)
12. ikaretsaka
(
30/01/2008 02:26)
fanamarihana kely fotsiny:
ny hevitry ny jaky sy ny Volomparasy dia misaona isan'andro ary no anaovana fa rehefa misy vaninandro mampalahelo ..
na fiangonana inona ioo na inona ka fombany ny mampiady ... ohatra hoe ny chorale fotsiny ohatra.. rehefa misy maty sns.. matetika no manao volomparasy!

13. ikaretsaka
(
30/01/2008 02:27)
avereno hono le film ry LD fa liana be i youka an:wink: hahatonga anao hanao ilay :) ndray rehefa traingo :-D
14. LazaDaddy
(
30/01/2008 02:32)
nandrianina> misaotra tamin'ilay fanampim-panazavana. Atao "copier-coller" fotsiny ny adiresy dia mivadika ho http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m479fb45d609bf ho azy :)
15. ikaretsaka
(
30/01/2008 02:44)
ity manazava azy kokoa ry nandrianina an
http://www.scouts-europe.org/progresser/prie/acolyte/couleurs-liturgiques.shtml

17. nandrianina1
(
30/01/2008 02:46)
lasa ny saiko wa, ary so de sty oul ary ravehivahy fa institution8O?
19. ikaretsaka
(
30/01/2008 02:49)
adihevitra no atao de velabelaro hadihadintsika miaraka amin'ny porofo isankarazany:wink::wink::wink:
20. nandrianina1
(
30/01/2008 02:57)
jereo nge reto loko miasa reto e
http://www.voyance-az.com/index.php?option=com_smf&Itemid=118&topic=924.msg5453
http://voyance-en-couleur.great-forum.com/portal.htm
http://forum.doctissimo.fr/psychologie/astrologie-voyance-esoterisme/couleur-spectres-signes-sujet_153807_1.htm
commenteo ny loko8O