mety ho iza ravehivavy?

201. nandrianina1 ( 02/02/2008 04:03)
ka ratonga ravato mikaretsaka ravehivavy mitady lalana:-D
202. LazaDaddy ( 02/02/2008 04:07)
nandrianina> aza be f'ika f'ika sy kapotsaka fa "tairo" tslem dia aza mibilabila, fa rehefa tsy misy manaiky ho vehivavy ny sipagasy dia raiso ni penina sy ny sitlo fa mitohy ny methode fanadihadiana:

mety ho iza ravehivavy?
203. nandrianina1 ( 02/02/2008 04:26)
=))=))=))
Soanza fa olomboavonjy de mba de tsy mila manao karoka be fa manasa nyFM
204. pissoa ( 02/02/2008 08:50)
LazaDaddy:

eto amin'ity sehatra ity mahafinaritra matetika rehefa misy olona tsy tiany loatra ilay resaka dia ovainy ho resaka fankahalana olona manokana...fa tsy i pissoa izany an...i pisoa mba nampiseho ny "secret"-ko fotsiny...izao aho izao lasa fantatr'i cutie fa mbola mitady vehivavy =))


Fa aiza ary i LazaDaddy izany e ! Izaho anie mbola manontany fotsiny anao e, dia manoro hevitra hoe raha heverinao fa vehivavy mendrika ny vehivavy misy anao dia mijanoana ao fa aza mitily ny vehivavy hafa. Inona no secret navoakako teo ? Sa ilay mety maha-vehivavy janga ny vehivavinao ?! Miala tsiny e, efa nambarako fa tsy hitako ny antony handinihanao vehivavy hafa raha tena mahafapo anao tokoa io vehivavinao io. :-P

Fanamarihana :
Hadinon'i Laza angamba ito dia nanao an'io fanamarihana tsisy ilana azy mikasika ny secret sy fankahalana io izy :
LazaDaddy:

Laza ao @ baiboly
vehivavy = fiangonana
Ekeko, misaotra :)
205. LazaDaddy ( 02/02/2008 08:53)
pissoa> tsisy tsiny e...toa nisy nahatsara azy ihany ny nahafantaran'i cutie fa mbola mitady vehivavy aho =))
206. pissoa ( 02/02/2008 08:59)
Mahereza aza mitady e ! Raha mahaliana anao dia tena mpanara-dia an-draJesoa Ravehivavy Katolika iny :-P:-D:-D:-D
207. ikaretsaka ( 02/02/2008 13:09)
izay mantsy.. ho'zy le Ravehivavy iny mantsy ilay mpitaona siny hoe "ataovy izay lazainy aminareo" manko tany kana!
208. xxx ( 02/02/2008 16:59)
Laza in koa zao no idirako @ zany e :-D
209. LazaDaddy ( 06/02/2008 08:50)
xxx> ka raha lasa silamo ary Rakapy...dia mety ho iza ravehivavy e?
210. fijo ( 06/02/2008 21:30)
manga wa ny lanitra ry xxx an
211. cutie ( 06/02/2008 23:35)
:-D
212. LazaDaddy ( 06/02/2008 23:44)
fijo> borosio ihany r'ise ah! Dia misaotra betsaka. =))
213. rakapy ( 07/02/2008 00:14)
Raha Silamo i Rakapy dia i Fatiah Miriam Salah Mohamed izany ilay ra-vehivavy koa iza indray???:-D:-D:-D
214. fijo ( 07/02/2008 22:53)
tsy miborosy letsy aho ,fa mba milaza ny hatsaran'ny andro aty an
215. cutie ( 07/02/2008 23:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
216. LazaDaddy ( 08/02/2008 03:37)
fijo> aiza izany r'ise? Tsy hitan;ise angaha ireny tadio namono olona sy nanimba zavatra ireny?
217. rakapy ( 08/02/2008 03:46)
Ka mety iny zany ve ravehivavy?
218. LazaDaddy ( 08/02/2008 12:10)
rakapy> ilaozan-dravehivavy mihomehy foana e!
219. fijo ( 08/02/2008 21:18)
laza ny aty aminay tsara sy manga ny lanitra ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473